3 choses impossibles à réaliser par un homme

21. ikaretsaka ( 01/07/2004 19:53)
4 izahay izao no mahita an'i pitchou miaro tena sy tsy mihaiky heloka
.. za koa manisa
22. fijo ( 01/07/2004 21:32)
izany hoe ny an'i pitchou dia mbola ampiana ilay hoe tsy mety mihaiky rehefa tratra.ka lasa 48 ny azy fa tsy 47 toy ny an'i hafa.
tandremo ihany ry pitchou fa ratsy be izany an.ih,ih,ih, mitsikia fa tratra e.
misaotra rajhouhl an.marina aby ireo.
23. booboo ( 02/07/2004 07:43)
- les hommes sont tous des menteurs ! règles n° 3-9-18-29-32-37-37-52-61 an'i jhouhl atsy ambadika atsy ! hihihi
24. lema ( 02/07/2004 07:58)
bien jhoul!!
neny a! fa inn kay no mahatonga anao ho etim-po eo énao fa tsy ho anao irery anie io fa anareo vhv rehetra e!
25. kally ( 02/07/2004 09:28)
Ny anay ny lehilahinay an!
1°manambitamby rehefa misy fahadisoana nataony.
2°Tsy matory izany izy fa mifampisangisangy sy mifampiresadresaka na mijery télé avy eo
3° Izaho moa no mpijery carte sy manao ny lalana haleha rehefa handeha noho izany izaho no anontaniany rehefa tsy hitany tsara ny lalana.

Asa kosa ny lehilahinareo!
26. ari.malala ( 02/07/2004 09:46)
Jhoul ve kay alo mba mitia vehivavy sa tsia ê! sa mitady anjely ianao? dia aiza no ahitanao anjely ety ambonin'ny tany? Toa fatra-panenjika sy mpanaratsy vehivavy ery manko izato ianao!
27. mimich ( 02/07/2004 10:34)
Booboo> ekena 100%
Tonga de voaporofo aloha izao ilay voalohany fa miaro tena be daholo ry zalahy zany fa tsy mety miaky hadisoana fataony
jhoul > lava loatra ka tsy voavaky h@ farany fa ny anay ny temps de connexion limité , eritrereto irery any ny anao.
28. nathanael ( 02/07/2004 12:26)
Haut les mains daholo ry vehivavy fa tratra an! Dia mba miaiky moa e!

29. joda ( 02/07/2004 13:38)
cunnilungus koa tsy vitako ..
30. xxx ( 02/07/2004 17:37)
pitchou> misy sasantsasany ihany fa exagéré loatra ny anoratan'i jhoul azy
1-on fait du shopping à cause de vous les mecs, pour vous plaire parce que vous êtes tellemnt con pour ne pas voir notre beauté naturelle!
2-resaka affaires lelà sa vevavy no tena betsak etsy kekely mibizna téléphone mety avy nangalarina sy manakalo euro
3-on n'a envie de mettre des fringues qui nous mettent en valeur, qui nous mettent à l'aise, ou est le mal à ça!nareo no te ho tsy mahavatena any
4-diso ndray raha io reska mitomany io kah! mba misy dignité ihany zahay!tsy haiko noforonin'i jhoul avy aiza io
5-vous ne pouvez pas répondre à nos questions soit parce que ça vous met ds l'embarrras soit votre QI est tlmt si bas que vous ne la trouvez pas
6-les hommes aiment aussi parler!essayez d'assister à une petite soirée beks-py : et en plus on n'y pige que dalle!miteniteny foana tsss! sady nareo lelà refa mamo mifankatia ery han!
7-jereo tsara ny public-na talkshow sy etsetra eh!d lzao koa fa tsisy lelà ao @ public!
8-resak nombre de rapports sexuels : vous les hommes vous avez l'instinct bestial, et c la mm chose au niveau du cerveau, ny instinc ihany no tena mandeha! je trouve que c plus digne d'y mettre du coeur! nenareo resaka moteurmoteur fotsiny
9-zà alou d mahafantatra bandy matahotra katsatsaka eh!tsy iray na roa!y a pa de quoi se doner cet air supérieur! et moi personnellement je n'ai peur que du serpent
10-c ça, misy zvt notantarainao t@ko ry jhoul nefa mbola tsy notantaraiko an'iza na iza! d tsy vevavy aho zany?
11-si on va en groupe au toilettes c qu'on a peur des voyeurs et des exhibitionnistes (zay tsy misy afatsy en version mâle) mety miafina ao @ toilettes ao
12-ny appel en absence eo @phone ndraindray mahatratra 18! qd je suis okupée!vous voyez de quoi je parle !!!
13-non on sait qu'à madagascar on ne produit que soavaly telo, le en or @teny anglisy et qq versions du soavaly telo (spécial noel ohatra...)
14-si on a des produits de soin ds la douche, tsy zaranareo ary v zany eh?on prend soin de notre corps!fa na d zany aza mbola vitsy no tena manao izany eto mada ka tsy htako hoe in no olana apetrak'izany @nareo lelà zay miezaka ny hi-rabaisser anay vevavy eto
31. hendry ( 02/07/2004 17:43)
eisy e ilay alina e!!!
32. xxx ( 02/07/2004 17:55)
15-diso tanteraka!efa misy aza zao ny foot vhv! sady fiainana efa ratsy ity koa mbola tadiavinay haratsiany @ ahooooooooooona ary!zay aza lazaina fa trop romantique ndraindray koa lazaina fa pessimiste!tsy azoko tsony eh
16-on est prévoyante matoa zay b entana rehefa mandeha voyage eh!tys olana @nareo ange le tsy mandro 5 andro misesy eh!
17-ben oui, on est tjs belle et soignée mm pour aller dormir
18-et alors si on sait bien manger une glace, inn ny olana? nareo koa anie mba mahay fa manafona eh!!! complexé manko nefa manao koa!
19-non, ny supérieur-ko vhv ary betsaka no lelà eo ambany fahefany! nareo v mbola tsy nahita an'i Demi Moore tao @ le filma harcèlemnt eh?
20-nareo no tena tsy azo iadin-kevitra!la preuve!zahay anie manaiky ireo tenen'i jhoul reo eh!d'ailleurs j'ai mis du tps pour pouvoir en apporter qq explications pour éclairer la lanterne des moins intelligents d'entre vous
21-oh que si, on s'y connait aussi en voiture! viens me voir et je t'expliquerais tt
22-vous les hommes vous n'êtes mm pas idéaliste!zahay lazaina fa matérialiste eh, zao eh, zao eh!on aime vivre c tt on apprécie le confort!mandainga nareo rah tsy tia an'zany koa!ka na misy moquette aza any @toilette, inn no maharatsy an'zany?sa le maloto b sady mbola 101 reny no tinareo?
23-diso le resak salle de bain! voalohany alou vitsy ny manana salle de bain misarak ny lhl sy vhv eto M/car!ka zay ao @douche ao d anareo mitambatra
24-mba hajaoa ny biby eh!
25-resaka phone ndray!tsy marina mitsy!sao d heverinao tsisy atao ary zahay
26-si on se fait belle tt le tps c qu'on aime notre corps, on se respecte! reo tsy afaka manao an'zany aza efa tsy fidiny ho azy!! ny voretra ihany no tsy mba miraharaha ny vatany!on est propre mm pour lire un livre chez nous et alors? nareo lelà no tsy tia mandro sy misasa d zahay no lazaina fa trop sur notre 31
27-ds les raccourci il y parfois des violeurs qui se cachent
33. pitchou ( 02/07/2004 18:22)
ho reraka eo nareo hanenjika ahy fa tsy hahatratra akory! tsy @ireo ny zavatra tsy ekeko mihitsy! zany hoe somary firinga mihevitra ity jhoul tsy mahita atao fatsy tsy ny mitsikilo sy mitsikera ny manodidina azy fa tsy mahalala akory izay ataony! ny hafa moa ... aleo atao hoe moutons de panurge satria angamba nahatsiaro voadona tany ka manodina ny resaka ho any @ hafa!
34. pitchou ( 02/07/2004 18:24)
ny zavatra sur d izao "impossible ho anareo lhl ny misaina!" na hitarinareo ho 200 azo ireo mbola porofo izany fa tsy capable ny hamorona fiainana manokana ianareo fa ny an'ny hafa no base-nareo!
35. xxx ( 02/07/2004 18:27)
28-evidemment qu\'on ne se fatigue pas, nareo anie no mihetsika eh!rariny ihany rah matory nareo kah!satria nareo mihitsy no vizaninay!
29-jhoul je te dde esk ça me vas (en parlant d\'un beret que j\'ai vu au pavillon)!
si tu dis non, j\'achète pas, si oui j\'achète!
30-alors là!quelle bassesse!vous ne pensez vmt qu\'à baiser vous alors!nefa refa tsy en règle koa ny vadinareo d miolakolana tahak\'inn!marary andoha ery (dlsée pour mon langage cru)
31-c ki Ken alou eh?mba misy zvt tsy haiko koa anie!
32-zà alou d tena tsara bika eh!tonga d tsoriko ary betsaka no mi-envier ahy ny @zany
33-je ne me maquille pas pour aller au boulot!je vois pas pkoi je me maquillerais à un feu rouge
34-si justemnt oh rien pour les mecs ça veut dire qu\'il y a qq chose de louche justement!
35-???
36-ah bon?
37-non moi je veux pas maigrir!mandainga mitsy nareo reto an!toutes les femmes ah toutes les femmes!zà zao efa tsy ao anatiny donc efa tsy marina zany!!
38-ça prends pas non plus avec moi!mon copain il sait que ne lui pardonnerais jms s\'il me trompe!il se tient à carreau je le sais!on ne m\'achète pas avec des fleurs en tt cas!fa nareo kosa alou zany raha hanao betise henjana eh! tratra koa nareo t@iny
39-non finalemnt on veut pas être comme vous!vous êtes tlmt sauvage, primaire et machos!aza miseho milay wà rah tsy mbola milay eh!
40-si on vous dis de faire attention qd vous pissez, c que vous mouillez tt le tps le bord!tsy mahita lavaka v nareo sa ahoana eh?Dieu a tt fait pour vous faciliter la chose!ms vous, vous ne savez pas utiliser ce qu\'on vous donne
41-c à vous de la rabaisser la lunette des toilettes
42-ce tps la est révolu et mm que je c que si les agents de la route étaient des femmes vous auriez fait pareil
43-si moi j\'aime rire avec mon copain! quelle fille resterait avec un mec sans humour? le tien n\'est peut-ê pas de bon gout alors ne t\'étonne pas si elle n\'apprécie pas
44-malheureusement y a des filles qui simulent l\'orgasme, parce que vous les mecs vous êtes incapables de leur donner du plaisir!quelle honte! raha lelà mahay an\'io taranja io alou d zay lelà mahavita mankafy ny vadiny ihany eh!sinon c du pipeau
45-ben évidemment!
46-non moi je m\'amuse autrement qu\'à regarder les fringues des autres meufs! mijery aho fa tsy zany ihany no ataoko!soa fianatra eh!je sais prendre la vie du bon côté moi!
47-vous ne nous attrapez jms en train de mater un mec partce qu\'on est plus habile que vous!et qu\'en plus nous on nous regarde plus!c bcp plus amusant d\'être admirée et enviée, non!
akory?
36. lema ( 02/07/2004 19:25)
maninn ra aseho io anarana io fa tsy afenina any e!
37. pitchou ( 03/07/2004 03:25)
aza mandany andro @ zany ry xxxxx a! io no ma hitany d ny hafa tsy mahita mody manohana sans chercher à savoir ou à vérifier! ny ahy izao tsy misy ao! mbola aiza re e! vao ireo dia efa marary an-doha ny namana sasany ato!
38. kally ( 03/07/2004 09:27)
Inona ity gazety be ato anaty forum ity ry lehiretsy a?
39. lema ( 03/07/2004 09:31)
ataovy 50 nenareo dé maharesy anay nareo amizay
40. xxx ( 04/07/2004 05:14)
ka tsy maintsy apetraka @toerany ny oll tsy mahataù-bava eh!aleo xxx ihany alou fa ny gasy manko misy mbola tsy mahazaka demokrasia!sao zà misy mamono eny anelakelantrano eny koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.642