3 choses impossibles à réaliser par un homme
61. lema
(
07/07/2004 14:30)
tonga dé teneniko ve ny toetranao ry pitrchou sa énao no hiteny azy?lol
69. rambofrau
(
09/07/2004 11:11)
Bravo a notre philosophe national"Jhoulambout",mahery aloha enao eh,ary izaho dia mahita hoe misaina enao sady mandinika.
Ekeko 100% le n 47. Ny masonareo lhl vao mihodina fotsiny dia efa arakay vhv ny jerenareo.
Izaho koa mahita fa misy marina ny sasany aminireo,donc tsy natao hifandirana.
Ekeko 100% le n 47. Ny masonareo lhl vao mihodina fotsiny dia efa arakay vhv ny jerenareo.
Izaho koa mahita fa misy marina ny sasany aminireo,donc tsy natao hifandirana.
70. pitchou
(
09/07/2004 18:02)
ramaso v klou vevavy ka hahafantatra hoe marina na tsia ireo e! sa .... sarim-bavy? raha izay d azoko indray no mahatonga an'i ramaso mi-insiste hoe marina ireo satria appliqué @ ramaso! nenà hoa tsy ao!
Zany eo ihany fa zao: nenay sy lema coeur fônafôna ny jeu sao nisy nandigana ny nosoratany indray nareo! ndraindray asiana "pic" maranitra @zay mba miova! nareo marina trèfle ka! enao dada aza manaiky adalain'ireo an! netsika aleo tazonintsika coeur fôna na hanao petit sy grand @ trèfle aza ry zalahy!

73. lema
(
12/07/2004 12:10)
ny antsika marina coeur ny jeu ry neny a!
nénay sy pitchou efa io mazava io e!
nénay sy pitchou efa io mazava io e!
74. kinaoly
(
13/07/2004 00:59)
raha ireo ny ataon'ny vehivavy dia tsy 3 fotsiny ny zavatra impossible pour un homme fa au moins 47...
hihihi
hihihi
75. pitchou
(
13/07/2004 10:39)
hihihi! kinaoly wa ttttsssss! voatery hanao heures supp i jhoul hitady ny vahaolana fa ataovy ihany!
76. ari.malala
(
13/07/2004 12:33)
Jhoul â! raha hitady anjely enao tsy hahita eto an-tany! Ary aza mandrera-tena mitanisa zavatra tsy marina toa an\'io moa fa raha ireo no toetran\'ny vehivavinao dia atoroy azy izay tokony hataony ê! na rehefa tena tsy zakanao dia misoloa vehivavy hafa fa aza ny vehivavy rehetra no aratsiana toy io fa tsy mety!
77. ari.malala
(
13/07/2004 13:35)
Hahahaha! ramaso! Fa tsy mifampila ve nefa aloha ny lehilahy sy ny vehivavy no mifanaratsy am-pitoerana eo ê!
79. pitchou
(
15/07/2004 02:40)
ari malala> ka i jhoul ange efa notenenina foana hoe aza miaritra ao fa tsy mety e! akory atao! fa mety ireo toetra ireo ko alou no tena itiavany ilay vhv e! iza no mahita!
80. ari.malala
(
15/07/2004 13:36)
asa mintsy hoa aky r'i pitchou! D ny vehivavy rehetra no aratsiany rehefa avy eo nefa anie tiany ihany ilay vehivaviny ê!