3 choses impossibles à réaliser par un homme

121. pitchou ( 10/08/2004 18:06)
soa izany fa fantatra mialou!!! hihihi
122. pitchou ( 10/08/2004 18:10)
soa izany fa fantatra mialou!!! hihihi
123. kinaoly ( 11/08/2004 06:14)
lema> nga nisy nitazona teo @ vozon'akanjo hoe tsy maintsy manambady elà ? :?:
ataoko kosa fa tsy misy noterena hanambady zany tsony amzao fotoana izao e, asa anefa ......
124. lema ( 11/08/2004 13:53)
ka efa hoe mitovy @ adidy io zavatra io énao anie tsy manery hoe ndana mamangy ary na aroa fa énao no mandé satria efa zay lé izy..........
125. poupounesana ( 11/08/2004 15:02)
tsisy an'zany f'aza b resak eo lema eh! tonga d tsory hoe mila anay nareo rangah
126. lema ( 11/08/2004 15:22)
zay tsy mila anareo fa natao nila anareo
127. poupounesana ( 13/08/2004 12:09)
efa mila ihany zany e
128. masinkery ( 20/11/2004 12:39)
ny vehivay mihitsy rangaha no be kizitina sy mpila vaniny a!
129. fijo ( 25/11/2004 23:06)
marina ralema sy masinkery a.ireo sipa ireo tena tsssss
130. poupounesana ( 26/11/2004 06:45)
masinkery> sao d vhv koa aza enao? enao koa manko toa tena b kizitina b
fijo> iza zao no tena masiaka zà sa enao? sady tsy lazaina tsara zé lazaina fa mishishi eo fotsiny sa lany morsa
131. fijo ( 29/11/2004 23:00)
hita fa ndry kizitina be,ary tsy lazaiko fa tsy filaza le tiako lazaina.
132. poupounesana ( 04/12/2004 07:17)
avoay zay tena ao am-po ry fijo fa sao d mipoaka eo ny loha-b-nao ah! iza no lazainao fa kizitina eo!zà v?sao d mila mividy solomaso enao fa tsy mahita tsara!na mindrana maso any @dramaso
133. ja ( 16/01/2005 18:03)
Jhoul!tena inspiré b ianao ka ,ekeko 100% ny 8,12,21,32,46,47 dia ny 38lol.fa dia nandinika vehivavy v no asa nataonao e!j\'ai des trucs à dire concernant les mecs
1mamba vody daholo
2 mpandainga
3manao tsinontsinona ny fitiavana:ils st prets à laisser tomber leur meuf pr une autre
4mora alaim-panahy,mora alaim-panahy,mora allumena
5 vs etes ts des....
134. poupounesana ( 17/01/2005 08:28)
hay moa ja vevavy e!
milay kah! zany nen\'i jhoul!henon\'i jhoul v zany eh?
135. ja ( 17/01/2005 16:53)
ie vehivavy i Ja.tsy natao ho an\'jhoul io fa noteneniko ho an\'ny lehlehy rehetra
136. ja ( 18/01/2005 09:12)
toa mangigina izy izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0864