3 choses impossibles à réaliser par un homme

101. jhouhlambout ( 21/07/2004 07:13)
:-D
102. pitchou ( 21/07/2004 10:36)
io ary lema fa tratrako!!!! hay enao mody saro-piaro b nefa manao aty ambadika? zà ky tsy iady @dry popupopun fa ndao anaovantsika combine kely i lema an! hihihi! sady i lema tsy sahy ny mandeha zany! rahariva zao izy d mody mifona ndray!
103. lema ( 21/07/2004 11:11)
pitchou bisous eo @ takolaka anie zany omeko anazy zany e!
tsy mila manao combine zany fa tsy ilaina zany
104. poupounesana ( 23/07/2004 11:51)
lema, toa tsy teo @takolaka le izy teo koa!!!!......
fa teo @handrina eh!!! :^) :^) :^)
pitchou raikitra zany le combine han!
lema aza mataotra fa refa avy tratra enao d hanaovan'i pitchou sakafo milay d lema ihany no miservir an'le izy!
105. lema ( 23/07/2004 12:42)
sakafo tanana ve no omeno ry poupoun :?: :lol:
106. poupounesana ( 28/07/2004 09:26)
:?: enao ihany no mahita azy
107. poupounesana ( 29/07/2004 07:59)
d hono wà inn kay le réserven'i lema fa tsy notohizanao le resaka? ary lasa aiza i pitchou toa tsy hita mitsy ry lema?inn ndray no adisoana nataonao tany?enao han!!!!!!!
108. lema ( 30/07/2004 19:36)
i pitchou tezitra taminao fa énao manadala anah tandremo fa saro-piaro be izy.
109. poupounesana ( 31/07/2004 07:23)
zany v d mba marina?sao d enao mitsy no nanao adalana tany d tratrany eh
110. pitchou ( 31/07/2004 11:49)
tandremo lazain-dry poopoun hoe aiza zà an! avelao kely alou izy ho ao fa ttttssssssss!
111. lema ( 02/08/2004 13:55)
neny a! tiko be énao (l)
112. pitchou ( 02/08/2004 17:10)
zay nendry poupoun! nedala io mihaino ny resatsika roa fotsiny! ndao tsika 2 ande hiafina kely fa tttttttssssss! sady hitan-dry? vao tratra izy d mody mengolangola mahasosotra! 8-)
113. poupounesana ( 03/08/2004 11:55)
hitako mitsy alou izy hoe manina andry eh! mila miafian matetitetika zany ndry d mahazo teny mamy b foana avy @ny :-D :-D :-D
114. jhouhlambout ( 03/08/2004 22:42)
:-D :-D :-D :wink:
115. poupounesana ( 05/08/2004 15:24)
jhouhlambout ah, mba omeo zavatra hiadina hevitra indray fa toa mangingina tsika zany
116. pitchou ( 07/08/2004 09:28)
eny wa ry poupoun!ba tanisao kosa alou ny zavtra tsy maintsy hiaretan'ny lhl tsy fidiny mba hahasambatra ny sipany na ny vadiny e!
117. lema ( 09/08/2004 13:03)
ny fiarahana aminareo manontolo mihintsy no fiaretana anie ry pitchou e!
118. pitchou ( 10/08/2004 03:25)
raha izay indray nge ry lema, nahôna no mitady aretin'andoha fa tsy aleonareo tsy misy? :^)
119. mimich ( 10/08/2004 09:49)
f'hita hoa ry pitchou
120. lema ( 10/08/2004 15:34)
ka le izy anie mitovy @ adidy e!
samy tsy te anao nefa .......................
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1739