Iza no tia basket?

41. donemaskit ( 30/03/2004 10:22)
fa inona no hifandrasisan'ny basket sy ny karaté lé ??
42. ikaretsaka ( 30/03/2004 13:35)
samy sport.. zamy misy fotoana hianarana ilay zavatra seul
43. donemaskit ( 01/01/1970 00:00)
fa tsisy hitovizany
44. ikaretsaka ( 30/03/2004 16:22)
i jordan tsy maintysy mahafaty 250 free throw isan'andro, aloha n'ny team practice. ny ekipan'i North Carolina sy Duke (universitaire) tsy maintsy mahafaty 40/100 free throw sia dia 85/100 rehefa layups raha tsy izany misy sazy alohan'ny joueurs.. ny AS St Michel sy ny SOE izay nanao baolina tao amin'ireo clubs ireo (ireo aloha no fantatro) dia tsy maintsy manao an'io "drill"io vao mianatra ny systeme de jeux sy defense..
45. kitjo ( 31/03/2004 11:38)
k ny karate ange tsy sport ho ana ekipa e
ra le oe fitifirana fts ndray fanazaran-tena ho amin le specialite-ny,
fa rfveo ts maintsy milalao miaraka iany fa tsy oe hitifitra eo fona d miala refa hilalao ny olona
46. jhouhlambout ( 31/03/2004 18:10)
Mifameno ireo e!
47. ikaretsaka ( 01/04/2004 05:43)
zay hoa
48. donemaskit ( 01/04/2004 19:23)
ary leisany reto raha hivadi-dela leisy !
49. ikaretsaka ( 02/04/2004 01:56)
ka ramazikita ihany no tsy mitravy individuele eo ko.. avy aty atsatsiko seul a seul aza
50. donemaskit ( 02/04/2004 14:21)
f'iza no nilaza fa tsy mahavoa teknika indiv ??
51. donemaskit ( 02/04/2004 17:38)
nareo no nanao déduction fahatany koa ! mianara raisonnement fa tsy ao e!
52. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:06)
zany kosa aloha no ohatran'ny kozin'ialahy tary ambony tary e

Mpandefa : donemaskit
[ Fafao ]   22/03/2004 21:03:00

Lohateny : Val : Iza no tia basket?

za aloha raha tsisy adva tena tsy mazoto mints e, sady raha tsy manao match tsy afaka mi améliorer tekinika e
53. ikaretsaka ( 03/04/2004 06:49)
dia tohiny mi opposer ilay theorian'ialahy ny hevitra manaraka an'io
54. donemaskit ( 03/04/2004 08:56)
jouer un vrai match amélioration technique

un match est une condition nécessaire et suffisante pr s'améliorer ds ts les domaines du basket

mikotrana irery : condition nécessaire ms insuffisante pr jouer un bon basket
55. jhouhlambout ( 03/04/2004 15:03)
zay hoa
56. donemaskit ( 03/04/2004 15:12)
aleo tena miskety toy izay miady hevitra eto fa tsss !
57. jhouhlambout ( 03/04/2004 15:18)
Dia iza ary no hikarakara ny momban'ny ekipa sy ny sisa?
58. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:12)
de tamy atsatsiko e
efa nianatra ni blok indiv za zao
59. donemaskit ( 03/04/2004 18:30)
raKaretsaka centre zany
iza no balabala ?
60. donemaskit ( 04/04/2004 18:09)
roa isika zany ! ha!ha!
Ramaso shooting dia za point guard.
tsy ampy forwards isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.407