Iza no tia basket?

21. ikaretsaka ( 25/03/2004 09:58)
ka ny execution aza ry mazkita tsy hay.. tsy maharesy anie ialahy na mahay mi feinty sy mahay manamofo sy mahay mi dribble be raha tsy mahay mamono koa e
22. ikaretsaka ( 25/03/2004 09:59)
ny isan'ny paniers matin'ialahy no mikoty @ nasket fa tsy ny isan'ny olona mofon'ialahy na ny hatsaran'ny jeux an la.. raha mahay mipasse passe be nefa tsy mahay mamono.. resy ny hiafarany
23. psykatr ( 25/03/2004 17:19)
C'est le résultat qui compte zany.!?
24. ikaretsaka ( 26/03/2004 14:12)
na inona io na inona
25. xxx ( 26/03/2004 12:11)
Voankazo ve izany basket izany sa inona aloha fa tsy hainay eh
26. donemaskit ( 26/03/2004 17:55)
harona zany

Ary tsy azon'leisany lé tiako resahana. Raha micontre @ adva nge tsy milaza mints hoe tsy mahay mamono baolina e. Ary mibalabala irery zany tsy midika mints hoe mahay mamono baolina.
27. donemaskit ( 26/03/2004 17:58)
Tsy important aoana ny jeu lé ? raha tsy nisy ny jeu en triangle ve hahazo 6 titres ny Bulls, 3 ny Lakers ?
Tsy important aona ny passes ? Magic Johnson nahazo 5 titres, nandresy izy no dikany.
Tsy mahay basket leisany zany raha balabala fotsiny no hay.
28. jhouhlambout ( 27/03/2004 18:44)
Titre-n'ny hetsika
29. donemaskit ( 27/03/2004 10:46)
>ramaso

Rodman sy ny rebonds (3 titres)
Bill Russel sy ny mofo (11 titres)
30. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:23)
fa inona no nampahazo titre azy? satria mahafaty ny akamany dia naharesy ny ekipany
31. donemaskit ( 28/03/2004 20:23)
satria koa tsy performante ny défense-ny dia intelligent ny jeu-any. Jereo Detroit.
32. ikaretsaka ( 28/03/2004 11:08)
fa rehefa tena zatra anie ialahy na defense be aza mahita fika hampidirana foana e... exemple.. Iverson... jordan, kidd, houston
33. donemaskit ( 28/03/2004 10:33)
nefa tsy afaka ny hi-pénétrer défense izy raha tsy efa nilalao contre-na adva fa tsy izy sy ny cerceau irery akory
34. ikaretsaka ( 28/03/2004 13:04)
andramo fotsiny ramazkita an.. manaova tsara defense be mihitsy dia aza mamono koa anefa.. resy ialahy
35. jhouhlambout ( 28/03/2004 16:20)
zay hoa
36. kitjo ( 28/03/2004 17:05)
ka raha ny isa ary no important fa tsy ny famonoana azy
@ match ange no ahafahana miteny oe namono e,sy oe nitoko ny isa,
37. donemaskit ( 28/03/2004 18:03)
mamerimberina teny foana raKaretsaka zany an, kefa hoe :

raha enao irery, mety hahay mamono baolina fa tsy mahay défense sy jeu d'ekipa

raha misy adiva, sady mahay mamono baolina no mahay miala défense, no mahay manodina baolina, no mahay mamono baolina face à un adversaire
38. donemaskit ( 28/03/2004 18:04)
aza mampilaza ahy zay tsy noteneniko
39. ikaretsaka ( 29/03/2004 17:28)
o ry mazikita an... ahoanaary ny mpanao karate ohatra rehefa mianatra kata dia izy irer? nefa @ kata no hianarany ny teknikany fa tsy eny ampiadiana foana
40. xxx ( 29/03/2004 17:42)
Ka izay no maha kata azy, raha tsy izany izany izy dia nantsoina hoe katekate
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1447