Iza no tia basket?

81. kitjo ( 14/04/2004 08:56)
odryyyy,manipy an iny nga tsy heverin mazikita raharaha be? inddra ol kely oh anay,ihihiih
raha tsy oe atao match nocturne fa le maimpy kanety atoandro iny nge loza ry mazikita e,

Za rangah hanao mpitehaka refa milalao nareo an,soa voadona mipitika eo vao loza
82. donemaskit ( 14/04/2004 22:39)
tsara atao discipline olympique ty tsipy kanety ty raha zany! Kitjo no mi-représenter antsika Gasikara!
zay ndray no mitehaka @io !
83. fijo ( 14/04/2004 23:45)
tia basket aho fa mijery ihany.
84. donemaskit ( 15/04/2004 19:23)
raha tsy lé mahay no jerena tsy ahazoako fiany iny
85. ikaretsaka ( 15/04/2004 22:21)
izay mihitsy
86. fijo ( 16/04/2004 23:45)
ka izay mihintsy raha basket europeanina ohatra dia tsy mahasarika ahy
87. rindrarr ( 17/04/2004 11:39)
ataovy ekipa mixta fa za mahay pivot tsara. tazomiko @ kilaotiny ze lava be mtady tsambikina eo aloha avy hatrany de ouf...
88. jhouhlambout ( 17/04/2004 16:28)
Sao rovitra amin'izany ny klô't n'oul?
89. ikaretsaka ( 17/04/2004 18:24)
manao kilaoty jean izany ko
90. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:35)
hihihi
91. rindrarr ( 18/04/2004 10:31)
na tsy jean aza fa vy andramo ra te ahita!
92. donemaskit ( 18/04/2004 14:55)
mazefatra zany, tsy mahainga !!
93. jhouhlambout ( 18/04/2004 16:33)
Hita hoa
94. fijo ( 19/04/2004 22:46)
ary raha ny fohy no hatsipy ambony hidunk
95. jhouhlambout ( 20/04/2004 12:18)
mety koa
96. donemaskit ( 20/04/2004 13:12)
iza ary no hatsipy ?
97. donemaskit ( 27/04/2004 13:27)
omeo ny dunk aoriana raFijo a ! tandremo tsy tafiditra ny baolina nefa a!
98. fijo ( 27/04/2004 21:09)
ka i fijo tsy hokaretsaka mihintsy.fa za koa taloha natsaka"rano"za efa mpijery sisa nareo izao no manao,fa raha tsy olana dia aleo fa tazomiko ny kaly mandrapilalaonareo e.
99. ikaretsaka ( 27/04/2004 21:41)
sao apirimin'ialahy ao anaty kibo be ao kosa
100. ikaretsaka ( 28/04/2004 19:36)
moadiany fanina indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918