Iza no tia basket?
3. ikaretsaka
(
15/03/2004 12:22)
za tia satria tsara kokoa ny passe sy ny feinte sy ny "fanaparana ny halavana"
5. donemaskit
(
15/03/2004 20:27)
za kely nefa mirevy basikety, lé NBA no antony. Sport dynamique, mila créativité, précision, sns masaka io e!
7. rasta
(
17/03/2004 11:12)
Tsotra kely. fanatanjahatena izy aloha voalohany. Afa mikaroka irery ny tsy azonao any amin'ny mpanazatra. Mora azahoana fahafinaretana irery. Tsy dia mila mpifanadrina aminao dia efa afaka milalao tsara.
Milay ny basket ka. OK
Milay ny basket ka. OK
8. rasta
(
17/03/2004 11:16)
Tsotra kely. fanatanjahatena izy aloha voalohany. Afa mikaroka irery ny tsy azonao any amin'ny mpanazatra. Mora azahoana fahafinaretana irery. Tsy dia mila mpifanadrina aminao dia efa afaka milalao tsara.
Milay ny basket ka. OK
Milay ny basket ka. OK
11. kitjo
(
21/03/2004 13:34)
tokon le basket kilalao reny d ahantona @ rindrina ao antrano le basket tsisy adversa
12. ikaretsaka
(
22/03/2004 20:58)
mianatra lancer francs ramazkita an.. na entrainement tsotra fotsiny..
15. donemaskit
(
22/03/2004 18:03)
za aloha raha tsisy adva tena tsy mazoto mints e, sady raha tsy manao match tsy afaka mi améliorer tekinika e
18. ikaretsaka
(
24/03/2004 10:05)
ilay lavaka anie ry mazikita no tanjona sy izay hampidirana ao @ basket e.. sao diso ialahy!
19. donemaskit
(
24/03/2004 18:00)
sipaoro d'ekipa koa io koa ! raha bala rery ve no hianarana, passe tsy hay, feintes tsy hay, défense tsy hay, jeux tsy hay.... inona fotsiny ? sa hibala lancer-francs fotsiny ?
20. kitjo
(
24/03/2004 18:33)
d atao in le fahaizana rfveo?
ts oh ol mahay code b nf ts mbol nandray volant?
ts oh ol mahay code b nf ts mbol nandray volant?
