fianarana sy fitiavana

1. fijo ( 19/02/2004 12:13)
asa ianareo raha mahatsapa,fa ny ankamaroan'ny olona nianatra be tsy dia mahavoa amin'ilay fitiavana.
2. ikaretsaka ( 19/02/2004 15:24)
arakarak'ilay nianarana io ry fijo... raha nianatra be ho gyneco na sage femme ohatra ve izy de...
3. natolotra ( 19/02/2004 19:34)
rehefa diso variana aminy fianarana ny ankizy dia tsy mahita an'ialy hatao hoe fitiavana. satria laozany mianatra fa tsy mivoaka. nefa tsy azo lazaina fa ny fitiavana no mampatonga ny ankizy tsy dia mianatra :arakarak'ireo ankizy ihany io. mila amboarina tsara fotsiny ny fotoana. (un temps pour tout) dia madeha ho azy io
4. samoina ( 19/02/2004 19:45)
mety ataony théorie be an-tsaina toy ny fianarana fa tsy ampihariny. Izay angamba ilay antsoin'ny vazà hoe mi-fantasme fotsiny rizalahy !
5. ccool ( 19/02/2004 10:11)
za ndray sa efa badolahy no mbola tsy d mahita zany fitiavana b d zao zao tsapaka misy lacune b ny fiainana fa zao kay ny tena mety ry zareo a,sady miboss no mitia d @zay tsy lasa ohatran'a e.Chaque chose a son temps,marina mitsy kay lay dicton,ary heveriko fa vazivazy fotsiny nge e!hihihi

6. naps ( 19/02/2004 11:01)
mety misy mahamarina izany iany @ lafiny 1 fa @ lafiny 1 afa arakaraky ny tsi11 io, za mibosy, za mitia fa aiko tsara ny mandahatra azy ireo
7. donemaskit ( 19/02/2004 13:19)
afaka miaraka tsara mihitsy ireo ka, za nony nanan-tsipa vao mainka nandeha ny fianarana
8. hery ( 19/02/2004 15:50)
Ny blem ho anay tamin'ny mbola kely indray dé tsy nisy oul sahaza mihitsy tao andakilasy satria zà kely indrindra tao am-pianarana... dé rehefa mitady sipa ohatra dia any amin'ny 6e no mitady kanefa ny tena efa terminale (manisy sira)

Mazotoa mianatra dieny mazoto...
9. hendry ( 19/02/2004 16:11)
@ olon-dehibe efa 40 taona no mihoatra ngamba no tena mitombona io hoe ny ankamaroan´ny olona nianatra be tsy dia mahavoa loatra @ fitiavana. Ny ankamaroany aza lasa tsy manambady mihitsy mandra-pahafatiny koa.
Fa raha mbola tanora toa tsy dia hita loatra zay, ny marimarina kokoa ngamba dia ny ankamaroan´ny olona mianatra be dia tsy dia manam-potoana firy ho an´ny fitiavana, tsy midika zany fa tsy mahavoa loatra izy @ io lafiny iray io.
10. kally ( 19/02/2004 16:18)
Io koa arakaraky ny famaritanao an'ilay hoe nianatra be.Ho an'ny sasany bac na bac +2 dia efa lazainy hoe nianatra be,ho an'ny hafa bac+5 na +15...nefa samy hahitana olona sahirana ara-pitiavana daholo amin'ireo sokajy voalaza ireo.
11. ikaretsaka ( 19/02/2004 16:18)
Tsiak sy hery izany contraire ko.. ny ahy za foana no lava indrindra tapo ampianarana dia rehefa hitady sipa dia ny tena segondes dia ilay termninale ireny no alaina
12. pitchou ( 19/02/2004 16:53)
misy koa ange tsy prioritaire taminy ilay fitiavana t@ mbola nianatra e! sahala amiko saika mbô hanao sipa ihany fony nianatra saingy olana be ilay exigences ny handao hivoaka e, andao hijery cinema e, andao handeha boîte e ... nefa ny tena ny handeha hanao baolina sy handeha hilomano manesika be ao an-tsaina! farany metimety kokoa ny nanajanonana azy! sady nahatsapa fa manjary mitokatokana rehefa manao sipa fa tsy maro namana intsony, satria izay programa rehetra atao miaraka @ namana voelingelin'ny sipa ko!
13. tequila ( 19/02/2004 18:30)
Tsy hitanareo ve ohatran'ny olona efa miasa dia satria tsy nisy niaraka hatramin'ny nahavitana fianarana dia hita fa sarotra ny mifanena aman'olona hiarahana . Sady raha mbola tsisy sipa ve tsy aleo mianatra aloha fa hitazana eo an-davarangana foana ve , dia rehefa tsisy sipa koa dia aleo miasa zany aloha fa hiandry ao an-trano fotsiny ve? asa nefa ...
14. fijo ( 20/02/2004 09:29)
asa fa zavatra tsapako io aty.maro ireo olona nianatra be no voan'ny boay kely foana aratsipa.
fa rehefa sendra ny sady nianatra be no tia lalaompitiavana dia lasa toa ilay filoha frantsay efa maty iny.
15. jhouhlambout ( 20/02/2004 18:49)
Iza io? Sao dia i F....
16. samoina ( 20/02/2004 20:05)
fijo) ilay filoha frantsay efa be no nataony ka tsy misy hanenenany angamba
Ny mitranga tsindraindray koa dia hangalarin-drizalahy tsy de mivaky loha ny sipan'ireo variana mianatra be. Dia lasa tokoa rasipa satria mba mila tositosy
17. pitchou ( 20/02/2004 11:27)
tequila> tsy any am-pianarana ihany ange no ahitana sipa e! raha izaho manokana aza dia tsy mba tia niaraka t@ mpiara-mianatra amiko izany! tsy voafetra ny toerana hifanenanao aminy fa rehefa sendrany dia tsy misy hidifiana fotsiny!
18. ccool ( 20/02/2004 11:35)
mianara mafy d manaova sipa fa aza mieritreritra lalina fa lasa adala eo dol nareo,la vie est tjrs cool qd on le veut vraiment,on est tous maitre de notre destin
19. tequila ( 21/02/2004 14:42)
pitchou> fantatro ange zany e , fa zah nge akia tsy niteny hoe rehefa tsy amhita any e , fa na miaraka ami'nolona aty ivelany aza fa nandritra ny fotoana nianarana no tiako lazaina . njy kooo! hi hi
20. pitchou ( 21/02/2004 12:09)
tequila> ko angaha retsy ny fianarana mety tapitra mihitsy? hihihi! izany hoe raha mbola tsy manana izany dia manohy mianatra dia @zay mijery? hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4129