fianarana sy fitiavana
45. princianique
(
12/03/2004 18:43)
Matetika ny fanaovana sipa dia mahatonga problèmes foana e! @ voalohany aloha mody mirindra tsara fa rehefa elaela dia mitranga tsikelikely ny blem. Eo @ zay no tsy mitombona @fianarana ny saina fa lasa ambiroho fotsiny ao am-pianarana. Ka raha tsy mahazaka an'zay dia aleo tsy ampiarahana ny sipa sy ny fianarana. Misy zany ny sasany de mitomany mandritra ny andro ka inona moa no lesona hiditra @ loha @ zany e!!!!!!!
46. mamps
(
12/03/2004 18:48)
zao zany ny tena marina e!!
za zany bossista b nefa za sady atsy no aroa d aona ny mba eritreritrareo amzany..tsisy resaka hoe refa fitiavana d tsy mahay zany io fa ny fahaizanao mandrindra azy iany no mampety sy tsy mapety azy io..

48. kitjo
(
18/03/2004 14:09)
zany v tsy antitra dol vo hisary gaigy fa refa hainao ny mandrindra azy d zay,
51. pitchou
(
19/03/2004 13:30)
antitra ngah?
fa izaho aloha tsy haiko fa t@ mbola nianatra d nanana priorité hafa noho ny sipa foana aho, tsy fianarana an! rehefa mipetraka hoe aleo mampiaraka sa mankary, d tavela foana i lery e! tsy tafiditra prioritaire mihitsy!

52. kitjo
(
19/03/2004 16:59)
k zay le oe arindra,misy ny zvt prioritaire kanefa zany tsy midika oe aza manao sipa fa le fahaizana mandanjalanja azy oh zay
fijo>>na misary gaigyantitra aza fijo tsy tafiditra anatin le classe satria t@ tanora efa nahavita,fa le tsy nanao sipa mitsy fa oe nibosy fona d antitra mahavita fianarana vao mitady d zay vao miaina an le izy d manao ny fanaon tanora amzay le antitra misary gaigy,