fianarana sy fitiavana
23. fijo
(
25/02/2004 11:02)
an an,aleo manararaotra fa antitra vao hoe manja iry,tay be.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/02/2004 11:02
24. voahary
(
25/02/2004 18:18)
aleo aloha mibôsy de rehefa vacance vao manala azy
le tena major de classe reny koa tsy dia milay fa kizitina be foana
sao de la sa 2eme eo ndray raha adalain'ny fitiavana...HIHIHHIHI
le tena major de classe reny koa tsy dia milay fa kizitina be foana
sao de la sa 2eme eo ndray raha adalain'ny fitiavana...HIHIHHIHI
25. fijo
(
26/02/2004 09:36)
tsy marina io voalazan'i voahary io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/02/2004 09:36
26. voahary
(
26/02/2004 18:59)
efa nahita aho matoa milaza ry fijo a
dia io vancace io tena principe n'ilay bossiste be, satrai aminy dia competion ny ao am-pianarana @ lafiny rehetra ka sao resaka sipa na fitiavana no hampidina ny fahaizany e
dia io vancace io tena principe n'ilay bossiste be, satrai aminy dia competion ny ao am-pianarana @ lafiny rehetra ka sao resaka sipa na fitiavana no hampidina ny fahaizany e
27. six
(
26/02/2004 19:48)
ie, raha mbola afaka di aleo ampiarahina izy roa fa tsy dia atao mahalasa adala loatra anefa le fitiavana an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 26/02/2004 19:48
28. fijo
(
26/02/2004 19:56)
asa aloha fa izahay koa taloha dia tia nianatra,fa tia sipa koa e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/02/2004 07:56
30. fijo
(
28/02/2004 20:27)
raha azo atao dia izay no tsara.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/02/2004 08:27
32. six
(
01/03/2004 13:56)
fa raha manome pb be loatr a d aleo ajanona....................... (ny sipa)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 02/03/2004 01:56
33. six
(
01/03/2004 13:59)
fa raha manome pb be loatr a d aleo ajanona....................... (ny sipa)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 02/03/2004 01:59
35. fijo
(
02/03/2004 12:15)
kay ahoana indray izany le
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 12:15
36. six
(
02/03/2004 12:49)
miandry ny fotoanany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 03/03/2004 00:49
38. pitchou
(
02/03/2004 16:32)
ka marina izany ry fijo a! angaha hanao sipa ahitana problema fa tsy ahitana hafaliana?
39. fijo
(
03/03/2004 09:31)
ary raha hafaliana ao anatin'ny problema?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 09:31