fandrobaka
1. lema
(
05/02/2004 13:42)
ny lehiahy dia miteny hoe tsara ny sipa mipetrapetraka nefa any @ ilay sipa pelipelika reny foana no ifandrombahana sy iadivana plus elle est conne plus elle est bonne in no evitrareo amizany
novalian'i kitjo ny 01/04/2004 16:09
2. nananie
(
05/02/2004 13:51)
Je n'ai rien contre les blondes, mais ce n'est pas pour rien si elles sont comme ça.La plupart du temps elles sont belles comme tout, mais vide d'esprit!
Je pense que les mecs qui courrent après les filles bebettes, c'est uniquement pour satisfaire leur désir de plaire et de conquérir et sans plus.
Mais pour te corriger Lema, il n'y a pas que les filles connes qui sont bonnes! lol! Enfin...je crois!
Je pense que les mecs qui courrent après les filles bebettes, c'est uniquement pour satisfaire leur désir de plaire et de conquérir et sans plus.
Mais pour te corriger Lema, il n'y a pas que les filles connes qui sont bonnes! lol! Enfin...je crois!
3. lema
(
05/02/2004 14:09)
keske t'en sais
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 06/02/2004 02:09
4. fijo
(
05/02/2004 18:39)
marina io voalazan'i nananie io.ny sipa pelika dia manaitra satria mila zavatra koa ny bandy,fa ilay maontina kosa rehefa tena hiditra lalina,dia iny no alaina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/02/2004 06:39
5. donemaskit
(
06/02/2004 09:06)
mazava zany, plus la fille est conne, plus elle s'envoit en l'air...
6. fijo
(
06/02/2004 16:05)
mety mandrangitra fotsiny ko,tandremo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/02/2004 16:05
7. pitchou
(
06/02/2004 13:02)
inona moa no ataonareo hoe fille conne? irony mora kaontina irony? ary tsy voatery hoe voakaotinao izy d mandeha ho azy ny "elle va s'envoyer en l'air avec toi!" tandremo ihany sao ianao be calcul io no ho voa-calculer ao anty programany fa tsy hahita lalana hiverenana!
8. lema
(
06/02/2004 14:34)
ka le conne anie le sipa jilajila reny e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 07/02/2004 02:34
9. medianaranja
(
06/02/2004 14:58)
raha araka ny hvtro lou d ny sipa jejo sady mora azo no mora azo ko ny entany, sady mety hisy tsirony koko satria b traikefa, d any no llahy no mifandrombaka, fa ny vvavy maontina matetika mikafiry sady raha hanome ary d mampifilafila, anefa raha mandinika nareo llahy ny zvt sarotra alaina matetika no tena sarotra ialana rhf azo fa le mora takarina reny mankaleo
10. lema
(
06/02/2004 15:07)
araka ny lazain'ny olona rehetra mantsy dé hoe reny sipa mody tsy miteniteny reny no tena manao azy fa ny sipa be resaka mampiresaka fotsiny
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 07/02/2004 03:07
11. pitchou
(
06/02/2004 15:31)
ka izany no ilazako anareo tandremo sao d ianareo no tafiditra ao @ calcul-ny vao ho sahirana!
12. lema
(
06/02/2004 15:36)
mba ampianaro mijery ary zahay e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 07/02/2004 03:36
13. pitchou
(
06/02/2004 17:34)
raha namana hendry ianareo d ho natoro saingy tsy izany manko ka indrisy! tsy hanolotra antsy hamonoana ny tena akory izahay!
17. lema
(
07/02/2004 15:27)
ampianaro mijery za fa za endry be
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 08/02/2004 03:27
18. fijo
(
10/02/2004 09:20)
ny sipa hendry anie rehefa tia dia tia e,izay no mampanao be azy?tsy mizara izy,fa ilay iray homeny iny kosa dia tontotra tsara mihintsy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/02/2004 09:20
19. rixes
(
10/02/2004 11:31)
tsy de tsara lotra koa zany sipa hendry be izany e! araraoty ny fiainana fa mandalo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rixes ny 10/02/2004 23:31
20. pitchou
(
10/02/2004 18:00)
ka iza moa izany ilay fiainana araraotiny e? sa le ery Tsaralalana mandalo b d b iny no araraotin'i rixes? hihihihihi