fandrobaka
22. rinakely1
(
11/02/2004 13:26)
aleo izy hiteny zé tiny ry fijo an! ref masika izy @ zay nareo mba misaina ref manao zvtra!
25. rixes
(
12/02/2004 16:35)
sipa ange bobaka be ka aninona eny tsaralalana , sady tsy misy bedy izany eo ratsy hoe angamba mbola virja , efa hoe araraoty oa ny fiainana sao rehefa any aorina vao manenina o!
26. fijo
(
12/02/2004 18:49)
marina tokoa izany fa misy olona fantatro,variana nianatra tamin'ny mbola tanora,fa izao i radada efa 62 ans vao tena manenjika be.efa tara loatra anefa.ny sipany amin'io 23 ans an.tandremo ihany ry zalahy.
28. ikaretsaka
(
14/02/2004 18:13)
theorie garanadrelina izany... plus antitra sy miketrona plus mamy
30. pitchou
(
15/02/2004 17:35)
izany v dia masiak kosa ry fijo? ka tsy hitako loatra ange hoe aiza nareo no hahita fiainana be d b araraotina e! sa ny sipa gasy rehetra d heverinareo ho izany daholo? d zahay zany no tsy normales raha izany satria tsy tafiditra ao anatiny ko!
31. fijo
(
17/02/2004 20:34)
ny tiako lazaina,dia izao,araraoty ny fahatanorana fa vetivety io dia tsy hita intsony.ary tsy misy 2eme chance io.
34. fijo
(
18/02/2004 09:04)
izay ny an'ialahy radone.
izay azo revena e.rehefa antitra mitovy ihany.
izay azo revena e.rehefa antitra mitovy ihany.
