fandrobaka
53. pitchou
(
09/03/2004 17:53)
tsy sipa ihany ka!
sady raha ilay izy maontina ange no itiavanareo azy d mba miseho ho sahala @ zay izy eo! d mba any an-kafa indray no mipelika satria tsy tianareo ilay mipelika ko!

55. lema
(
10/03/2004 09:54)
tsy vitany ny manafy toetra ela be tsy maintsy mitranga foana io rehefa elahela
57. kitjo
(
12/03/2004 13:29)
ny an fijo kosa d ttssss,d oe eo alohanao v izy mody maotina b nefa jerena fijo mandeha alina ney @ avenue d io izy mivalampatra b mamo miaraka @ troupe jiolahimboto
ary aon aaloha le hendry e,le manao zipo plisse sy ba d tennis d pull kely v? sa aona no tonga d hamaritana an le oe hendyr,maotina...?le pelika manko tonga d fantatra