NBA - mania (tohiny fa lava loatra !)

61. fijo ( 20/02/2004 11:14)
eo indray dia ny banc no manao ny elanelana ka.atao izay aha be faute ny yogo,dia tsyimaintsy mampiditra banc foana,dia avy amin'izay koa ny abanc US.
fa australie koa njainjay an.
62. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:16)
raha be fautes ako taterin'ny olona @ a tirer ko
63. donemaskit ( 23/02/2004 15:49)
efa fay ry leirony t@ farany fa ngamba apoakany daholo ireo.
64. donemaskit ( 23/02/2004 15:49)
aôna alou ty remontée an'ny Lakers ty e ? mahafinaritra ahy !
65. fijo ( 26/02/2004 10:21)
ra done a,ekipa efa vita ireo e.tsy ao intsony.i kobe sy big shaq aza izao mifamaly foana.
66. donemaskit ( 26/02/2004 10:57)
efa hatrizay izy mitsam no ohatran'io e ? aleo hanao fa tsy mampanin azy io...
67. fijo ( 27/02/2004 20:34)
manimba ambiance ko.izao ny ekipa sadaikatra momba azy roalahy.
68. donemaskit ( 27/02/2004 20:30)
tsy maintsy hisaraka ihany izy ndray androany koa, raPhil koa tsy hijanona ao, ry Payton-Malone zany moa dia 1 taona ihany ny contrat.
Shaq mety halefa any @ le plus offrant, Kobe possible hiala any Denver... mbola tsy hay.
69. fijo ( 28/02/2004 09:24)
toa efa denver foana no efa vetsovetsoan'i lery ka.fa sure ve nareo fa i shaq koa mety hiala ao le.
70. donemaskit ( 28/02/2004 11:24)
tsy mbola nalavirina ny contrat-ndraShaq, @ 2006 no tapitra. Leiry koa miandry ny boss hanome saosy be koa!
71. ikaretsaka ( 01/03/2004 12:16)
fa i phil jackson aloha byebye @ herintaona koa.. dia eo shaq no raisina fa orlando faharoa e
72. donemaskit ( 01/03/2004 18:38)
ie

milay zao raha mbô faranana @ 4ème titre an ?!
73. donemaskit ( 02/03/2004 11:21)
toa resy lava lé Knicks lé !!
74. fijo ( 03/03/2004 10:37)
le 4 eme titre toa tsy azo antoka raha izao le.
le knicks aloha vizana sahady e.
75. donemaskit ( 03/03/2004 20:27)
lé Malone koa ela loatra vao miverina, mety lasan'lé Kings ihany io klé.
76. ikaretsaka ( 03/03/2004 18:27)
Knicks misy probleme internehatr@ depart an'i Van Horn
77. donemaskit ( 08/03/2004 17:48)
lé Rockets koa mamely mafy an ! Yao efa tena tafiditra tsara ao @lé rithme, ry Mobley sy Jim Jackson koa basy bé daholo sady rapides... Francis tsy resahina
78. ikaretsaka ( 08/03/2004 18:10)
ka mandeha tsara ny systeme de defense an'i Van Gundy ko.. sady ny rockets ekipan'ny West nefa manao fi defense an'ny East dia mahafinaritra be
79. donemaskit ( 15/03/2004 09:02)
Sondage kely :
iza no ho ekipa 3 voalohany ao @ West @ fin de saison ?
80. donemaskit ( 08/06/2004 13:03)
ah ! Tapitra ny saison y zalahy, ny playoffs koa vao haingana no nifarana, efa finales isika zao :
> Los Angeles Lakers (w) vs Detroit Pistons (e)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.359