NBA - mania (tohiny fa lava loatra !)

81. donemaskit ( 08/06/2004 13:07)
http://www.nba.com/finals2004/index.html

Famintinana kely :
San Antonio no champions t@ farany, nahintsan'ny Lakers ry zareo 4-2 t@ demi-finales de conf. Minnesota (Garnett no MVP 2004) no nifanena taminy t@ west finals, resiny 4-2 ihany koa. Kobe no namono pts betsaka indrindra t@ ireo playoffs ireo, taorian'i Nowitzki (resy 1er tour ny Mavs)

> Resy à domicile LA t@ alahady, match voalohany io, androany alina ny faharoa. Raha ny tokony ho izy, azony ny titre @ ty !
82. fijo ( 09/06/2004 00:06)
aza mandeha aloha radone fa lalao io an.tsy matory anie detroit e
83. donemaskit ( 13/06/2004 14:11)
Tena degany lé Detroit e, aleo aho mihaiky ! mahay lé coach (Larry Brown) mahavoa lé offense (Billups, Hamilton) tena henjana ilay défense (Ben Wallace...) aiza koa 68 pts fotsiny ilay L.A. t@ match faha3 lé!!!!
84. kitjo ( 13/06/2004 15:59)
Za aloha tsy naka Lakers zay nanaovako oe no comment tary ambadika tary satria nisy mpakafy Lakers b tato,hiihih
85. donemaskit ( 14/06/2004 18:32)
zany ve ? be mpankafy mihitsy ry leirony ka ! tena efa 3-1 ty ny baolina, resy in-1 sisa dia vita ny aminy !
86. fijo ( 14/06/2004 23:10)
radone a,iny match 2 iny anie ka fahadisoan'i coach no tsy nandreseny e.11s sisa.lany ny temps mort ny LA,3points ny elanelana.fantatra fa tsy maintsy hanao tira 3 points ry zalahy.raha i kobe nitondra baolina iny no nanao faute dia naka temps mort avy eo.voa ry zalahy.
87. donemaskit ( 15/06/2004 10:08)
tena tsy haiko tsony e !

possibla ve ry leirony hahazo 3 matches consécutifs ?! henjana be zany !!
88. fijo ( 15/06/2004 23:20)
raha ireny lalao nataony ireny radone vitany izany an.araho ny match rehetra hatramin'ny voalohany fa tena tokony ho "sweep" aza i LA raha ny tena izy.
89. fijo ( 16/06/2004 04:25)
dia vita izy izay radone fa tena tsy nanao mihintsy i LA.asa na inona no antony na inona fa mino aho fa tsimaintsy hisy vokany ao LA ao iny lalao iny.
arabaina fa tena nahay detroit.ary indrindra ra ben
90. ikaretsaka ( 16/06/2004 04:54)
Vitaaaaa. Toa east ihany no nahazo.. hain'i donne @ izay hoe ny defense milay kokoa nohon'ny be stars?? ecrase in 4 misesy lakers!
91. ikaretsaka ( 17/06/2004 04:08)
le 1 aza taimbaolina farany minitra no nanavotra fa saika 0 bota
92. fijo ( 22/06/2004 23:29)
izay indrindra.vita hatreo koa ny ekipa izao e.
93. ikaretsaka ( 23/06/2004 02:02)
tsy nihomey loza aho e.. hatramin'izao aho mbola mihorery irery
94. fijo ( 23/06/2004 22:10)
hatraty io fa dia hisokatra amin'izay ny lalao manomboka amin'ity satria tsy hisy intsony ilay LA fampitahorana taloha.
95. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:21)
efa rava ange lakers izao fa mi rebuilt ry zalahy
96. fijo ( 24/06/2004 23:45)
henoko fa asa izay fahamarinany.
i kobe sy MC graddy toa hoao amin'ny spurs?
97. kitjo ( 03/07/2004 06:49)
mmm???
eee, bye bye zany knou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1292