NBA - mania (tohiny fa lava loatra !)

21. ikaretsaka ( 29/01/2004 16:54)
hay ve e ..hihihi
22. fijo ( 30/01/2004 20:53)
ka ilay zoma radone vao miha mahanaona,satria tsy misy firy.heveriko fa izaho irery no tsy mahazo an'io.sa ilay greve no mahatonga izany?
23. ikaretsaka ( 30/01/2004 14:56)
hay misy greve any?
24. donemaskit ( 30/01/2004 09:43)
zomà 1 fois sur 2 mandefa match ny canal @ 2 maraina any ho any, androany zao Philadelphia vs tsy tadidiko no mandeha.
@ "c du sport" koa, isaka zomà, @ 7 hariva eo, misy résumé-na match sy nba action.
25. donemaskit ( 31/01/2004 09:18)
NBA allstar game at L.A.

rookies vs sophomores > rookies!
3 pt shootout > Mobley !! (raha mivoraka Peja)
slamdunk > Desmond Mason (il est sobre et incroyablement athlétique!)
26. ralay ( 31/01/2004 14:50)
Donemaskit salut
Salut daholo koa ireo mpakafy basket
Mampilaza aminareo eto aho fa ho esoriko daholo ireo resaka NBA-mania teo aloha @ voalohan'ny herinandro satria efa mitohy eto ilay izy fa lava loatra araky ny voalazanao ka mba tsy hameno toerana be loatra no antony hanaovana izany.
Mirary anareo hahita tohiny hatrany e
27. donemaskit ( 31/01/2004 09:06)
ok Ralay, no problemo !
28. donemaskit ( 01/02/2004 10:30)
Vinavinao kely hoe ny meilleur bilan @ty taona ty ?
mety hahatratra 60 victoires ve ny Wolves sy Kings?
29. ikaretsaka ( 03/02/2004 11:04)
Ity izoa no Interessant: inona ny tian'i Laisany tazonina rehefa miverina i Webber.
-atao bench ve lery ?
-Ampidirina dia esorina i Brad Miller (remplaceant)
- i Divac no atao remplaceant
-sa Ampanaovina daholo Dia i Peja no atao shooting guard?

30. ikaretsaka ( 03/02/2004 11:05)
Ity izoa no Interessant: inona ny tian'i Laisany tazonina rehefa miverina i Webber.
-atao bench ve lery ?
-Ampidirina dia esorina i Brad Miller (remplaceant)
- i Divac no atao remplaceant
-sa Ampanaovina daholo Dia i Peja no atao shooting guard?

31. donemaskit ( 03/02/2004 20:28)
Divac remplaçant zao no hevitro, satria i Brad Miller tsy hahavita SF zany !
32. ikaretsaka ( 04/02/2004 10:38)
aleo samy manao daholo nefa sao misy miady toerana eo
33. ikaretsaka ( 04/02/2004 10:39)
aleo samy manao daholo nefa sao misy miady toerana eo
34. donemaskit ( 04/02/2004 19:45)
Maina Webber raha tsy mahavita bilan tsara noho ny efa nataon'ny Kings h@ zao reo !
Raha zany an'Ikaretsaka zany dia mety hisy rivalités @ Miller sy Webber, dia hipoaka io ekipa io.
35. ikaretsaka ( 05/02/2004 10:45)
ahoana indray ity NY maharesy Indiana ity?
36. donemaskit ( 06/02/2004 20:41)
mety hoe coup de bol, tsy arako tsara koa lay rencontre.

Fa ty Shaq tezitra ity no toa milay jerena !!
> "After my brief little suspension, I said to myself that I was going to get 50"
37. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:11)
tsss shaq mbola mila miezaka @ lancer franc fa tsy any mihitsy.. efa firipolo taona mbola tsy any foana
38. donemaskit ( 07/02/2004 10:03)
ampianaro leisy izy an !
39. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:00)
betsaka ny mampianatra an'oi lery fa lery mihitsy no tsy mahay e
40. donemaskit ( 07/02/2004 19:41)
afa misy hain'i leiry koa nefa tsy hain'ny centres hafa > manosika @ vody !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3404