NBA - mania (tohiny fa lava loatra !)

41. ikaretsaka ( 08/02/2004 10:42)
raha mba ngoza ohatranazy aho .. mety avo 10 heny kosa ny fahaizako kle
42. ikaretsaka ( 09/02/2004 17:46)
niala any ary i Starbury an.. miaraka @ 45 points
43. fijo ( 11/02/2004 11:29)
tsy lasa lavitra io rapikla a.
44. donemaskit ( 11/02/2004 10:08)
za ko klongany mahita hoe tsy ekipana playoffs N.Y. e, r@ herin-taona ngah
45. ikaretsaka ( 11/02/2004 12:52)
efa faha 5 zao i Knicks @ East fa tandremo.. ao aorianan'i NJ izy amin'ny atlantic Div
46. donemaskit ( 11/02/2004 18:03)
mbola mampisalasala reo e, comparer-na @ Indiana, Pistons, Nets, ...
47. ikaretsaka ( 12/02/2004 14:25)
mihinana ihany ry zalahy rehefa ao ny androny... Ho avy koa izao i rasheed Wallace fa aza taitra..
48. ikaretsaka ( 12/02/2004 14:27)
mihinana ihany ry zalahy rehefa ao ny androny... Ho avy koa izao i rasheed Wallace fa aza taitra..
49. donemaskit ( 12/02/2004 18:35)
zany ? sao dia manao ohatran'ny Portland t@ 2000 e !! atambatra ao daholo ty all stars rehetra ty... todé kidou!!!
50. ikaretsaka ( 12/02/2004 19:56)
ka posrland 200 tsy nahay niaraka sady ratsy entraineur
51. donemaskit ( 13/02/2004 17:46)
ho hitantsika eo zay vokany e...

rahalina ny rookie challenge, za maka an-dry Carmelo !
52. donemaskit ( 16/02/2004 16:17)
Mba tsara iny allstar game iny lé !!!!!!
Shaq's one man show, Kobe manavotra ds les dernières secondes avec un tir à 3 pts gigantesque !!!!!!! et l'West qui gagne par 4 pts...
53. ikaretsaka ( 17/02/2004 20:45)
saika vitan'ny East an.. fa ny tena tsara ilay alley Hoop an-dry K mart, ry T-mac, ry Vince..
Tsara style koko any east nohon'ny west
54. fijo ( 17/02/2004 11:36)
indroa taona nisesy izay niady tsara foana ny all star.tamin'ity dia lasa baolin'ny fohy mifaninana amin'ny lava.ary mahay ihany ilay fohy an.na resy aza.shaq matsaka le.todraka raha nisy rano.
55. donemaskit ( 17/02/2004 12:20)
nanala azy mihitsy leiry t@ iny koa, ry leirony rehetra mihitsy e ! Lay East koa kelikely tsin dia afaka misidintsidina daholo... ny an'ny West i Francis !
56. fijo ( 18/02/2004 09:47)
izy irery no kely;fa iza wa no handresy ireo ekipa US ireo any amin'ny JO
57. ikaretsaka ( 19/02/2004 10:15)
raha tsy mi souzy ireo dia imbattable
58. donemaskit ( 19/02/2004 12:34)
Enjana ireo @ty : sady Iverson no meneur.
Contre @ Yougoslavie no mety hanahirana kely.
59. ikaretsaka ( 19/02/2004 15:44)
io koa no atahorako.. Yougoslavie
60. ikaretsaka ( 19/02/2004 15:44)
io koa no atahorako.. Yougoslavie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2856