hotrany ahoana no sipa tadiavinareo?
66. neeck
(
08/03/2004 20:40)
tsotra fotsiny r'i kôfa isany ,
Asio mafy izy dé vita, apetraka kely aloù, fa jereo tsara fa izy idray no ho tonga hitady an'lisany, na manao ahoana toetrany na manao ahoana
Asio mafy izy dé vita, apetraka kely aloù, fa jereo tsara fa izy idray no ho tonga hitady an'lisany, na manao ahoana toetrany na manao ahoana
69. ikaretsaka
(
10/03/2004 09:25)
andramo ihany ry zavavy isany ny mamelatra fe dia voatsindry mafy dia miezaka manao ippon raha mahavita! tsy voatery mpitsaokalentika fa na mpitolona sy mpanao judo.. andramo raha mahavita
