hotrany ahoana no sipa tadiavinareo?
42. pitchou
(
24/01/2004 14:08)
ka tsy ampy le zavatra izany nareo lehilahy ireto d manenjika? mba mahay manavaka ihany v nefa nareo hoe i bavy kay ity?
43. ikaretsaka
(
24/01/2004 19:52)
ze zavatra tay ananana6y ange ry pitchou no tadiavinay e.. zay ny lalan'ny fiainana... izay no tadiavinay @ vehivavy
57. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:38)
1 dia mipilo kosa ry fijo a... tahaka amin'ny manisa @ basket fahiny
58. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:39)
1 dia mipilo kosa ry fijo a... tahaka amin'ny manisa @ basket fahiny
59. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:39)
1 dia mipilo kosa ry fijo a... tahaka amin'ny manisa @ basket fahiny
