hotrany ahoana no sipa tadiavinareo?
1. xxx
(
14/01/2004 18:59)
matotra,mirevy,mianatra,manja,sa...
eny e,arakarakin'ny tsirairay fa le hevitry ny tsirairay mitsy no tina ho fantatra.
eny e,arakarakin'ny tsirairay fa le hevitry ny tsirairay mitsy no tina ho fantatra.
novalian'i fijo ny 10/05/2004 22:11
2. donemaskit
(
15/01/2004 20:28)
misaina, tsy fashion, manja, tsy mirevy, ...
Mba hamaliana an'ilay fanontaniana fotsiny iny fa za efa nahita (Fijo> no comment leisy!)
Mba hamaliana an'ilay fanontaniana fotsiny iny fa za efa nahita (Fijo> no comment leisy!)
3. fijo
(
15/01/2004 20:58)
za ary maninona an'ialahy radone.
ny ahy letsy dia ny iray manja,ny iray mahay,ary ny iray hendry.
ny ahy letsy dia ny iray manja,ny iray mahay,ary ny iray hendry.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 08:58
5. ikaretsaka
(
15/01/2004 10:05)
lava aloha fa sao miondrika be ny olona zatra nantsaka rehefa manome biz
manja
mahay
hendry
2 great forward
2 guards
dia azo karakaraina tsara ny Centre.. tsy voatery ho i Shaq
mbola hotohiziko ve
manja
mahay
hendry
2 great forward
2 guards
dia azo karakaraina tsara ny Centre.. tsy voatery ho i Shaq
mbola hotohiziko ve
6. fijo
(
16/01/2004 20:30)
mety tsy tia maditra aho izany radone a.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/01/2004 08:30
7. ikaretsaka
(
16/01/2004 09:25)
raha o tiana @ ilay zavatra anakiray fotsiny dia apetraho koa ny maditra fa tsy maninona...
8. lema
(
16/01/2004 11:19)
néna tiko daholo rehefa sipa satria tsy misy mitovy ry zareo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 16/01/2004 23:19
9. jhouhlambout
(
16/01/2004 14:35)
-Tsy materialy
-Tsy mpamitaka
-Tsy mpiodina
-Tsy raciste
-Tsy mpiteny maloto
-Tsy superficielle
-Tsy jalouse
-Tsy possessive
-Tsy b Zezt
-Tsy Allumeuse
-Tsy mpiatsar-vel-tsih
-Tsy mpamitaka
-Tsy mpiodina
-Tsy raciste
-Tsy mpiteny maloto
-Tsy superficielle
-Tsy jalouse
-Tsy possessive
-Tsy b Zezt
-Tsy Allumeuse
-Tsy mpiatsar-vel-tsih
11. kally
(
16/01/2004 17:02)
Nefa mahagaga iaanreo lehilahy fa raha misy fivoriana na fety dia ny vehivavy mipetrapetraka sy hita hoe misaina,tavela eo ambony seza,fa ilay jejojejo sy pelika ,mitady kôtiana ireny ihany no ifanotofanareo.Dia aiza ianareo amin'izany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 17/01/2004 05:02
12. kally

16. donemaskit
(
17/01/2004 10:06)
Za tsy dita tia mandihy, na fety aza...
Tsy maintsy misy foana ny lehilahy tia sipa mipetrapetraka e.
Tsy maintsy misy foana ny lehilahy tia sipa mipetrapetraka e.
17. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:01)
arakaraka ilay circumstances io ra mazkita an... rehefa lakers de hafa ny jeux.. rehefa badalone de hafa
20. donemaskit
(
18/01/2004 10:10)
... kôzy e, mbô mahakamo an'ahy mihitsy ny mahita an'ireny allumeuses ireny. Aleoko lay mipiripirina ireny...
Raha fety ndray asakasaky ny humeur-ko sy ny ambiance io e! Si j'ai ou pas la tête à faire la fête...
Raha fety ndray asakasaky ny humeur-ko sy ny ambiance io e! Si j'ai ou pas la tête à faire la fête...