hotrany ahoana no sipa tadiavinareo?
21. ikaretsaka
(
18/01/2004 16:10)
na allumeuse io na briquette... angalainay afo daholo ra done rehefa mila afo ny bandy a
23. xxx
(
18/01/2004 16:28)
ohatran'ny iravelo112
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 19/01/2004 04:28
26. shadow
(
19/01/2004 10:32)
Ny anah anefa le mipetraka sy le maka tsy taitra noôtran' ny tiako fa mitovy revy amiko à une condition: milay le jô
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 19/01/2004 22:32
27. rinakely1
(
19/01/2004 10:39)
marina doly zany lazainareo zany fa tandremo fa il ne faut pas se fier aux apparences hono e!
raha mangingina iny lé jo tsy hainao mitsy zé tena face cachée-ny ka mitandreme!
raha mangingina iny lé jo tsy hainao mitsy zé tena face cachée-ny ka mitandreme!
30. fijo
(
20/01/2004 09:55)
kally a,matoa any amin'ny fety ireny sipa cool ireny no henjehina dia satria eo ihany no hilana azy.efa hainao ny tiako lazaina.satria ny bandy tsy adala ka sipa pelika eo dia ho hendry rehefa aty.fa eo aloha izy no ilaina,dia vita avy eo.tondrahana hozy karetsaka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/01/2004 09:55
32. donemaskit
(
20/01/2004 12:17)
raha mba ny zandrin'elaisany vavy leisy, na ny zanak'elaisany any aoriana any no hataon'ny olona an'izany...
33. ikaretsaka
(
20/01/2004 13:58)
dia zarina izy tsy hi allume ka.... fa rehefa mafy loha ka tsy mety dia.. afaka adidy @ fatana fa nahita.... sipa nirehatra be!
34. kally
(
20/01/2004 16:21)
Asa raha tsikaritrareo fa matetika ny ankizivavy pelika,ankizy tsy ampy fitiavana sy tsy dia noraharahian'ny RAD loatra ka mitady fitiavana any an-kafa sy misarika ny olona hijery azy foana izy.
Dia raha izany,ireny izany tsy hanambady mihitsy aminareo?Nefa toa mahita nanambady an'ireny ihany aho!
Dia raha izany,ireny izany tsy hanambady mihitsy aminareo?Nefa toa mahita nanambady an'ireny ihany aho!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 21/01/2004 04:21
35. fijo
(
21/01/2004 09:58)
mahita vady foana izy ireny ka.ary marina io voalazan'i kally io.fa aleo hizara fitiavana e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 21/01/2004 09:58
37. ikaretsaka
(
21/01/2004 16:24)
hahita vady izy.. araka ilay hoe ny vody sobika aza manana ny tandrifiny... fa lasa miodina izy
38. fijo
(
22/01/2004 09:18)
raha ampy fitiavana izy ao mety hijanona ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 22/01/2004 09:18
39. shadow
(
22/01/2004 10:43)
sarotra be 'zany ry Fijo fa ny toetra taloha ange ka manaraka anao ambarapaha lehibe anao eh surtout ny toetra ratsy io le hoe "chasser le inn' moa et il revient au galop"
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 22/01/2004 22:43
40. fijo
(
23/01/2004 09:17)
ilay toertra koa anie mety vokatry ny tsy fahampiana zavatra e.koa raha ampy io dia mety hiova izy.