Ela niarahana
82. pitchou
(
25/01/2004 17:58)
nata> enao ko! rehefa tia mahita fika fona e! ny paositra angaha migrevy any? d mifandefa sary fona!
ikaretsaka> ka raha voan'izany ange ra maskita d mandeha mitono ilay zavatra ery an-tsisin-dalana e!
ikaretsaka> ka raha voan'izany ange ra maskita d mandeha mitono ilay zavatra ery an-tsisin-dalana e!
83. fijo
(
27/01/2004 09:02)
marina ny an'i nata,
pitchou a azo atao anie ny mifandefa sary matetika,nefa ny aty koa mandeha matetika e;rehefa tsy hay toa izay dia maka vahaolana ihany no mety;
pitchou a azo atao anie ny mifandefa sary matetika,nefa ny aty koa mandeha matetika e;rehefa tsy hay toa izay dia maka vahaolana ihany no mety;
88. pitchou
(
28/01/2004 17:33)
ka ny an'i moi afaka mampiasa itony aterineto itony! fa @ fomba firesany (@soratra) de fantatro na tsapako ny marina kokoa hoe misy zavtra tsy normal na sahala @zany! fa tsy mety angamba raha tsy efa mifankahalala tsara!
93. jhouhlambout
(
03/02/2004 14:59)
Eh......
Tsara ny nanombohan'ny tantarako...
Nefa tsy tsara ny niafarany.......
Ka mba tsy hanome alahelo ny sasany dia aleo faranana eto point.
Tsara ny nanombohan'ny tantarako...
Nefa tsy tsara ny niafarany.......
Ka mba tsy hanome alahelo ny sasany dia aleo faranana eto point.
94. donemaskit
(
03/02/2004 18:30)
zay fotsiny ve raJhoul?!
> marina io RaLema, mety tsy natao ho an'ny fitiavana leisy ao Analakely ao
> marina io RaLema, mety tsy natao ho an'ny fitiavana leisy ao Analakely ao
96. donemaskit
(
04/02/2004 20:07)
eny Tsaralalàna ny varotra koa !
> iza no nahita ny silam-panahiny teny Tsaralalàna ?
> iza no nahita ny silam-panahiny teny Tsaralalàna ?
