Ela niarahana
44. fijo
(
13/01/2004 10:52)
milay e,saingy izahay tsy mba mahazo azy satria tsy mahay.fa dia aleonay indray ilay mpitondra basket e.ilay mankany an tsena isa maraina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/01/2004 10:52
48. nata
(
17/01/2004 17:51)
1-tany ampiangonana zahay nifankahita!t@ noraisina ho pasitera ny dadany t@zay!!
2- izy alo vao nahita tonga d tao!! ary tonga d nalaza eraky ny fiangonana fa izy d tia anahako!! fa ra za injay no nanontaniana d averiko fa amitié fotsiny ilay izy!!2 volana taty aoriana nivadika tsikelikely ny tantara!
3-ny nanintona ahy t@ny d izy tsotra loatra!ny fitsikiny sy ny fijeriny!!
4- izy alo zandriko aman-taonany!
5- tahaka lazaiko hoe olona tsotra b loatra izy!ka tsotra ihany kou sy direct t@zay ilay déclara°"veux-tu m'épouser"!
taty aoriana nefa!! tsy naintsy niala tany dago ako hianatra! ny teny navela angaba t@zay hifanao veloma d ny hoe afaka 6 taona d ho tanterahana ilay nokasaina hatrzay!nony nidina tany dago za averiko fa efa adinony tanteraka ny momba anahako saingy! ay razoky efa nanisa andro tsa ny hodiko ary ny taona sisa tavela!!lol!
alohany nadehanako taty frce!d natao veloma farany tao @ ilay fiangonana nifankahitanay za ako ary teo za vao oh nanenina ny hoe hiala any dago! satry tiko izy izy nefa efa ela ihany no nitia anahako!!
zay tantara anay!any dago any izy zao!!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/nata ny 18/01/2004 05:51
49. donemaskit
(
18/01/2004 10:04)
merci Nata a! Mahafinaritra be zany fiainanareo zany! 6 taona ve tsy nifankahita?!! .... chapeau!
50. ikaretsaka
(
18/01/2004 16:20)
Gravy izany kle... za raha vao tsy mahita an-dra basket 1 andro dia marary
51. ikaretsaka
(
18/01/2004 16:21)
Gravy izany kle... za raha vao tsy mahita an-dra basket 1 andro dia marary
53. nata
(
18/01/2004 14:04)
fa za alo oh.........!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/nata ny 19/01/2004 02:04
55. nata
(
19/01/2004 20:49)
efa ela anie zany e! efa nivadika ny taona!normal aza v zany hoe ol tsy hitako intsony ary tsy reko tsony ny momba anazy d bola ho tiko??
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/nata ny 19/01/2004 20:49
57. shadow
(
19/01/2004 10:42)
Ny anah indray miaraka de msaraka miaraka de msaraka.
Tsy haiko intsony hoe tena mifankatiave sa inn' no tadiaviny fa ny fantatro de zaho efa niezaka nanao ze nahatafita azy teo @ fianarany nanomboka t@ izy vao klasy de 1ere ka hatr@ izy nahavita BTS izao izy miasa za tavela eto de tsy fantattro na inn' noeritreretiny na inn' fa izy fantatro hoe misy oll' manadala azy de eo no mipetraka ny ???

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 19/01/2004 22:42