Ela niarahana

21. mozart ( 30/12/2003 14:49)
tany @fianarana no nahitko azy,de nisy bizutage de niaraka nody zahay,avy teo noniainga ny resaka de masaka,efa 3taona lasazay,misy fotoana mahatsiaro tia (rehefa tsy eo izy),izy manan'eritreritra mariazy fatsy za,..........ok!daholo
22. fijo ( 30/12/2003 18:25)
hay ialahy tsy mianatra no aleha any am pianarana ry mozart an,ilaozan'ialahy mikaoty sipa fotsiny.avy eo ialahy tsy misaina mariazy akory.bedy an.zaza alika.
23. donemaskit ( 01/01/2004 11:33)
Fijo koa dia mamely ery!
Ingahy aza mamangy marary, ny sipa ndray no enjehana koa!!
Fa hono ho'aho, lay mariazy efa vita sa mbola ho avy?
24. donemaskit ( 01/01/2004 11:34)
Mirary soa ho an'ny mpifankatia rehetra @ty taona vaovao ity : hendre tsara!
Ny ambiny mba hahita ny azy koa!
25. donemaskit ( 01/01/2004 14:05)
Mozart _ Raha ilay vehivavy ihany no mieritreritra mariazy, iza zany no hovadiany eo?
26. rinakely1 ( 05/01/2004 20:54)
1-tany @ lycée classe de seconde tsara zay t@ izany! nanao récré tao ivelan'ny vavahdy ka teo no nanomboka ny film: resaka bonbon sucette no tena niresahanay .
2-tsy tadidiko na 2 semaines taty aorina fa tsaroko fotsiny fa 30 Mars 2000 no officialisé ny fiarahanay!
3- izy lava no sady spotif , un point de plus pour l'aimer.
4-ny générosité -ko angambany!
5-zandriko un an izy!
6-16ans zay no nanomboka niaraka
7- mazava b: ny déclaration d'amour'ny aza we: veux tu m'épouser ko!
8-efa fiancé zao
9-isan'andro
10-tsy andainga aho fa izy oln réservé zay ka dépendre ny humeur du jour!
27. donemaskit ( 05/01/2004 09:14)
> "30 Mars 2000", taraiky kely tao aorinanay nareo!
> "veux-tu m'épouser"?! original kosa!!
> fiancés à 20 ans! tsara alaina tahaka!! lol

Milay be fa tohizo e!
28. rinakely1 ( 05/01/2004 11:51)
tsy misy fisaorana!
d tohizo tsara koa ny anareo mitsam e!
29. donemaskit ( 06/01/2004 09:44)
tu peux compter sur nous! lol
30. fijo ( 06/01/2004 10:22)
dia manao resaka roman eo koa ianareo izany ko.nous deux ve izany sa inona e.mba manandrama miova ramaskita,fa aza maty amin kazo tokana a;
31. donemaskit ( 06/01/2004 19:48)
... merci raFijo @ conseil a. Rehefa hitako fa diso lalana aho dia miala e!
32. rinakely1 ( 06/01/2004 13:52)
i fijo indray no harainao ?
very enao ry namana hihihihihhi
33. fijo ( 07/01/2004 09:23)
rinakely an.maninona i fijo.mba manoro lalana ny akama aho ko inona.tsy ahita fiainana mihintsy izany,fa avy dia kdo.
34. colpain ( 07/01/2004 16:31)
Iza @n-dry zareo nefa no hotantaraina ?
35. fijo ( 08/01/2004 09:46)
hitantara inona kay ra colpain?tantarao e
36. donemaskit ( 08/01/2004 16:45)
eo raColpain a! Tsy koi na foronona aza e!!
37. fijo ( 08/01/2004 19:00)
izahay te hiaino fa tantarao e.
38. donemaskit ( 10/01/2004 09:02)
Zay iray aza mahita tantara foronona réaliste indrindra e!
Tsy miova contexte isika : la rencontre amoureuse!
39. ikaretsaka ( 10/01/2004 16:05)
Ok aleo atomboka ary :

anaraka ilay draft napetrak'ialahy ary ambony aza aho ry mazikita :

1- Fifankahitana: Teny Ambony terrain an'i Mahamasina

2-tsy tena hoe coup de fouddre teo no ho eo fa mbola nila mpampiantra aloha nanoro ahy ny Technique rehetra fikitihana azy sy nampanotany ny foko hoe hoe mety ho tiako tokoa ve izy ?

3- Ny nanintona ahy taminy dia ilay paoziny voafehiko tsara amin'ny tanako iny dia ilay izy afaka aanaovako izay tiako atao: manaiky alefako ary... ampidiriko ary .. alaiko ary ... dia ny tena tsara ao ilay izy nety no zaraiko tamin'ny akamako!

4-Firy taona? Izaho efa lehibebe ihany, ny taonany koa miovaova izay fa izy tsy manana karatra fa ny fantatro fotsiny dia efa ho 13 taona izahay izay no niaraka

5-tsy nieritreritra mariazy aloha e... fa za nahatsapa hoe very raha vao
tsisy anazy

6- Tsy nieritreritra mariazy mihitsy aloha zahay satria koa izy tiako zaraina amin'ny olona hafa .. somary manidina izay koa izy... za kao moa tsy sarotiny fa izay akamako mtady dia asaiko mikitika azy aby, moa izay adversako izestiavako miaraka aminy!

Dia Toy izay ry mpamaky ny tantaran'ny nifanahitako t@ Ra-Basketball sy nitiavako azy ary mbola hifankatiavanay hatramin'izao!

LOL vako fotsiny daholo eeeee
Misaotra Nijery ny tantaranay Hatramin'ny farany
40. donemaskit ( 10/01/2004 10:21)
ha!ha!ha!ha! milay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3514