misy ve andriamanitra?

81. psykatr ( 18/02/2004 19:07)
Raha misy ny fitsarana ety an-tany(Tribunal) dia azo eritreretina ny fisiana karazana fitsarana hafa...asa...
82. psykatr ( 18/02/2004 19:10)
Izay angamba no mahatongatsika rehefa manao zvtr tsy mety(na dia tsy misy mahita aza) dia tsy mandry mihintsy ny saina.
83. six ( 18/02/2004 10:15)
o ry fijo a, aza anontaniana akory rehefa tsy mino enao.
ianao anie zany misalasala ihany raha azoko tsara e, matahotra ianao sao dia ianao irery no tsy mino, na mody tarihinao tsy hino hoatranao daholo ny olona.
84. fijo ( 19/02/2004 10:21)
tsy misy tahotra sa fisalasalana,fa ny mahatonga ahy manontany,dia ny fahitako ny olona mino be nefa zavatra tsy mbola hitany akory,ary tsy mbola nisy nahita mihintsy.
85. six ( 26/02/2004 20:40)
... sambatra izay mino nefa tsy mahita ...
86. fijo ( 27/02/2004 09:00)
raha misy mitantara fa mampirafy ny vadinao,dia minoa ary na dia tsy mahita aza.
87. jhouhlambout ( 08/03/2004 18:07)
Zao ary, raha ataontsika hoe TSY misy Izy.
Noho izany: Isika no tompon'ny tenantsika, antsika ny fahefana rehetra.
Kanefa, raha marina izany, ka tena tompon'ny tenan'ialahy ialahy, dia tsy avelan'ialahy ho faty mihintsy io, sa tsy izany?
Nefa mety maty isika, nisy naka izany ny Aintsika! TSY antsika izany io satria nalain'ny lé tompony!
Iza ary io?
Ataoko fa mazava be zany ohatra izany! Raha tsy izany dia
Mi-abandonne tanteraka aho ........
88. librepenseur ( 10/03/2004 12:11)
jhouhlambout >
Ny filazana fa mety ho faty (être mortel) dia midika "loi naturelle" tahaka ny manan'aina rehetra, mety tsy hisy hifandraisany amin'ny Mpamorona io na misy izy na tsy misy.
Raha manamboatra zavatra ianao (en tant que créateur), tsy misy afatsy ianao ve vao mety hahasimba na hahapotika io zavatra noforoninao io (en tant que créature) ?
89. jhouhlambout ( 11/03/2004 17:40)
librepenseur> en tant que créature, dia izay nomen'ny créateur azy ihany no mba ananany oh:
loi naturelle. Fa ny avantage-ny créateur dia afaka mamotika ny création-ny!

Raha nanamboatra Automobile ianao dia ianao ihany no afaka mamelona azy sy mamono azy, fa izy tsy nomenao fahefana
hamelon-tena!!!(toy izay ny relation créateur-créature).Raha tianao potehina ny automobile dia afaka ataonao izany en tant que créateur!
90. librepenseur ( 11/03/2004 17:50)
jhouhlambout >
Hadinonao angamba fa na eo aza ny relation entre créateur-créature dia misy ary tsy azo lavina koa ny phénomène samihafa mety hiseho antsoina @ fiteny baiko hoe "imprévu".
Raha automobile no ohatra raisinao, dia mety hahapotika azy ireny koa ny créature hafa na phénomène hafa maro isankarazany (phénomène naturel, artificiel, ...).
Saingy, ilay créature ataonao ohatra eto dia tsy afaka misaina sy manapa-kevitra.
91. jhouhlambout ( 11/03/2004 17:57)
librepenseur> Zé tiako anaovana azy io, afaka omeko saina izy(intelligence artificielle), kanefa na izany aza dia, izaho no mamelona azy @ contact! izaho no misafidy hoe: mandeha izy ny tsia!
Izaho afaka mi-démonter azy!
Momba ny imprévu dia afaka omeko protéction izy ohatra: blindage. Na avelako @ zao dé rehefa potika dé potika!
92. librepenseur ( 12/03/2004 09:58)
jhouhlambout >
Na ho ataonao hitovy @ tank aza ve ny blindage dia tsy ho potiky ny baomba na rouille mihitsy ilay izy ?
Ary na hataonao misaina be mihitsy aza ve izy (mémoire, intelligence, ruse, sns) dia hitompo teny fantatra ianao fa ho tonga @ tanjona hampanaovinao azy foana izy fa tsy hisy mihitsy ny sembana ara-teknika sns noho ny antony maro samihafa ?
Ny créature rehetra na inona na inona dia tsy maintsy mifandray @ hita maso aloha (matériel) ary tokony hisy ny "adaptation" na @ toerana, na climat, na environnement, sns... magie daholo ny ambony rehetra !
Farany, ny créature rehetra dia "imparfait" daholo fa tsy misy ny tonga lafatra, noho izany tsy maintsy misy foana ny lesoka
93. jhouhlambout ( 13/03/2004 18:36)
librepenseur> Avadiko @ lafiny hafa lé izy mba hanazavaiko tsara ny point du vue-ko:
Eritrereto hoe ianao dia : Programmeur informatique.
Ka ny tanjonao dia ny hanaboatra Monde artificiel ao anaty ordinateur(simulation de réalité virtuelle): eo ianao no mitovy toerana tsara @ Andriamanitra. Ianao no mifidy hoe: firy taona lé olona vao ho faty na ho velona mandrakizay. Afaka ampidirinao koa ireo lesoka(environnement,matériel,...), rehetra zay tianao ARY afaka ESORINAO raha tianao ho PARFAIT ny création-nao!! Ny tsotra indrindra dia jerevo ny film: Matrix!
94. librepenseur ( 15/03/2004 19:22)
jhouhlambout > raha misy virus informatique mety hamotika ilay programme, na ilay simulation, na ny ordinateur sasany, avy amiko ve izay sa avy amin'iza ? izany hoe tsy voatery ho avy amiko mpamorona ihany no mahafaty na maha-simba izay noforoniko !
95. jhouhlambout ( 17/03/2004 19:42)
librepenseur >Ary ny anti-virus,...sns...
Ny zavatra noforoninao dia voafehinao 100% mandra-paha misy element iray na roa tsy nampoizinao(Bug,....) dia afaka amboarinao na koa hatsarainao foana izy na avelanao ho potika eo fa leo ianao....
96. librepenseur ( 17/03/2004 09:24)
jhouhlambout > Na maîtriser à 200% aza tsy maintsy misy foana ny imprévu mety tsy ho avy aminao mpamorona.
ohatra: spirit sur mars, fantatrao daholo ve ny incident niseho taminy ? avy amin'iza ?
97. jhouhlambout ( 17/03/2004 17:35)
librepenseur >Mila fanazavana lalindalina ianao.
Eritrereto hoe tsy misy n'inon'inona izao tontolo izao(VIDE, NEANT...).
Ianao irery ihany no être misy, manana ny fahefana rehetra izany hoe:
Rien ne peut exister à part toi et ta création. Ka raha tsy misy élément hafa tsy io création io ve dé mbola hisy zavatra hafa indray hanorina ny tenany(Auto-création)?
98. fijo ( 18/03/2004 11:12)
raha misy vato fotsy madio eo ka avy ny orana dia lasa feno lomitra io.tonga hoazy teo ilay lomitra fa tsy niandry an antra.
99. jhouhlambout ( 18/03/2004 20:14)
réaction chimique vokatry ny fitamabaran'ireo elements efa nisy tao izany(efa nisy fa forme hafa)
100. raberika ( 06/04/2012 07:18)
Izao ary, ny oe Atichrist de efa midika fa Misy Christ, tsy possible enao hanohitra zavatra tsy misy, AT = Midika fa misy Andriamanitra
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.254