Ary iza ary no tena tsy mahazaka rehefa mapirafy ny iray. Ny lahy sa ny vavy? Ary maninona raha tenenina hoe tsy mety intsony lesy fa omeo tso-drano andeha...Raha tena tia ny lahy dia hamela izy satria izay mampiadana ny vavy no tadiavina..ary hahazo izay iriny koa izy avy eo satria mahay mitia izy fa tsy tia tena....indry koa raha lasan'ilay iray hafa, ho mafy satria tsy arahin'alahelo.