FAMPIRAFESANA

41. fijo ( 28/11/2003 20:44)
iza aloha io XXXXXXX be io?izaho indray tsy miady izany,fa aza sosotra fotsiny.izaho anie tsy naninona anao e.
fa angaha kosa misy milaza hoe kilalao eto ry rfanjav?fikaroha no atao hanatsarana zavatra.jereo fa efa nazavaiko ery ambony ny antony.
42. rfanjav ( 28/11/2003 12:36)
izany hoe : tokony hampirafy izany vao afaka manatsara zavatra !

dia ahoana ireny olona fidèles ireny, tsy possible hahita ny tsara mihitsy izany ireny,
43. jm ( 02/12/2003 10:33)
mampirafy izy satria te hampirafy,mety misy zavatra hafa tsy hitany ao amin'ilay anakiray,na te hanandrana zavatra hafa koa izy.
44. fijo ( 03/12/2003 20:22)
mampirafy>fahasarotam-piaro>fiezahana hisarika>fitiavana be.io no suite hitako fa mety.
45. jm ( 03/12/2003 12:13)
Ié marina zany fa fitiavana be io,amin'ny ymaha olombelona aloha dia marina zany,nefa koa raha samy hifampirafy koa mety tsy hisy zava-banona ihany eto,ka asa...
46. xxx ( 04/12/2003 20:59)
ny olana anie rehefa tratra no grave e!
47. jm ( 05/12/2003 20:39)
izay aloha e rehefa tratra dia grave,kanefa efa tsy misy zavatra hafa afaka atao intsony anie
48. xxx ( 05/12/2003 10:18)
Izaho lay tery aloha "mampirafy". Ny zavatra tsapako dia manome tsiny ahy ny ankabeazan´ny namaly teto. Tsy miteny aho hoe: tongava aminareo ny cas misy ahy fa hoy aho hoe: mbola tsy tratran´izany ianareo ka hainareo ny miresaka. Zaho ity taloha anisan´ilay olona farany mankahala ny mpampirafy ary mpanome tsiny saingy rehefa tonga eo @ toerana ilay toerana aho fa mahatsiaro tena hoe tsy omeko tsiny zay mampirafy. Asa raha azonareo tsara ilay olana: ilay efa niaraka amiko hatry ny ela io zay lazaiko hoe tia be, dia tsy hahatanty mihitsy ny fisarahana. Voalohany dia olona efa voadona imbetsaka izy, faharoa olona mora kivy @ fiainana izy, ary io toetrany io anisany tsy itiavako azy satria hoy aho hoe il faut tjrs ésperer dans la vie. Ny fahatelo dia henatra ho ahy sy ho an´ny rad-ko eo @ fiaraha-monina ny fisarahanay satria efa ela ihany ny niarahana ka efa be mpahalala.
Etsy andaniny ndray ilay iray vao haingana, tsisy mahalala ny fiarahanay, azo lazaina ho mifankatia tsara zahay na dia misy aza ny olana madinidinika.

49. xxx ( 05/12/2003 10:21)

50. xxx ( 05/12/2003 10:23)

51. xxx ( 05/12/2003 10:32)

52. xxx ( 05/12/2003 10:49)

53. xxx ( 05/12/2003 11:23)

54. rinakely1 ( 05/12/2003 11:43)
eny ary fa voaray ny hafatrao, fa aza d mora mi-chauffe toa io moa fa hitanao ihany ny oln fa samy manana ny hevina ka normal b izy ra toa ka namaly ny hafatrao nefa tsy zakanao !
55. riana ( 09/12/2003 20:11)
Fa na izany aza dia hitako ohatran'ny somary tsy vanona kely ihany ianao, fa vao mainka simbainao anie izany ny izy e, hijaly foana izy eo aminao mihoatra noho ny ilaozanao satria hypocrisie no betsaka eo aminareo, ary na ho ela na ho haingana dia hoteneninao an'azy ihany satria koa ianao hisy fotoana mba te-hiadana tsy miafinafina intsony, dia vao maika ho loza ny hanjo azy hahatsiaro ho nofitahinao izay natokisany "firy taona be izao". Fa raha ny tokony ho izy dia lehilahy 1 ihany vehivavy 1 ihany dia mifampi-assumer na inona na inona. Tsy misy mahatsara azy mihitsy ny mampirafy ary tsy hisy mihitsy tombontsoa hoan'ny "akoho efa tamana an-trano" manana ny droit légitime rehetra.
56. rinakely1 ( 09/12/2003 17:50)
tena mba mahafinaritra ahy mitsy zany valin-teninao zany ry riana an!
57. fijo ( 10/12/2003 20:18)
mifanohana indray rina sy rinakely an.ilay XXXXXX ery ambony,tokony taty amiko ianao no nitontona,dia mety ho nilay ny resaka.satria ny ahy dia manome liberte ahy sy sipa mampirafy.
58. mahaizamifidy ( 10/12/2003 19:41)
toro-hevitra fotsiny angamba no afaka omeko anao ry xxxxxx,
Lazao azy fa tsy maninona izany raha mba te hiadan-tsaina ianao,sady na tsy hiteny aza anie ianao tsy izao fa indray andro any ho avo roa heny noho izao ny olanao,ianao mampirafy aloha tsy dia mampaninona raha amiko manokana satria mbola tsy mpivady vita soratra ianareo,fa kosa tokony tsy hijanona maharitra @izany fiainana izany ianao,sady ny tena olana raha izaho aloha no ataoko hoe:eo aminy toeran ilay tena tianao dia tena omeko tsiny ianao @fotoana halalako ny marina rehetra satria lainga no nafafinao amiko,nefa ny marina rehetra tsy maintsy hiseo daholo indray andro any,sa ianao tsy hizotra am zany fanambadiana izany?,ka ny torohevitro dia tsy misy tsara ohatra ny mitsotra ny marina ihany dia vita dia milamina koa @izay ny sainao.
59. rinakely1 ( 10/12/2003 14:44)
maniinn ry fijo?
60. salita ( 11/12/2003 18:29)
Mampihomehy koa ilay olona iray etsy ambony. Rehefa manao anie dia tsy maintsy manana justif foana e! Ianao izao dia miteny hoe izao sy izao ny momba azy ka izay no tsy hitiavako azy nefa izaho tsy afaka misaraka aminy satria izao sy izao dia ohatran'ny hoe ianao indray no victime @ilay resaka. Nefa tadidio fa @zany nareo efa ela niaraka izany dia tompon'andraikitra voalohany ianao @zany toetrany izany satria tokony ianao no hanova ny toetrany hananany confiance eo @ fiainana mba ho tonga @lay hoe il faut tjrs esperer dans la vie, fa ny tena marina koa dia nahita hafa tsaratsara kokoa ianao dia roboka, dia rehefa avy eo indray dia misy toetrany tsy tianao ao @lay vao² dia hitohy ihany ny tantara dia ohatr'izay hatrany ny fiainanao. Asa aloha eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.407