FAMPIRAFESANA
21. clara
(
17/11/2003 12:52)
Raha izaho no hanotaniana dia tsotra ihany. Raha vehivavy no mampirafy dia misy antony ao. Mety tsy ampy fitiavana ilay vehivavy dia mitady izay afaka manome azy izany izy. Raha lehilahy kosa dia mazava ho azy fa fitia te hanandroa araka ny voalazan'ny namana iray teo aloha, tsy fanajana ilay olona miaraka aminy, na filàna ara-nofo tsotra izao koa. Misy anefa ny lehilahy tsy sahy mandeha eny @ ireny zazavavin'ny alina ireny fa matahotra aretina dia aleony mampirafy @ sipa kely mbola tanora sady indd raha somary efa zokinjokiny izay izy dia aoka fotsiny, ry zavavy indray tsy mahatanty ny mena miraviravy (vola) atobaky ry zalahy dia indro fa roboka. Fa mba misy afaka mamaly ahy ve hoe iza no mampirafy kokoa ny lehilahy sa ny vehivavy?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/clara ny 18/11/2003 00:52
22. fijo
(
18/11/2003 20:17)
rina a,maro ny zavatra tsy ampy fa tsy lazaiko eto.rehefa mihaona isika any paris dia lazaiko anao.
clara,raha aty france,dia sarotra be ny milaza hoe ny lahy no be mampirafy noho ny vehivavy.zavatra hiainana io aty,ary toa efa lasa mandeha hoazy.
felana6,avelao andriamanitra hatory fa aza ampidirina amin'ny resaka fitiavana.ngaha izy mbola nitia.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/11/2003 08:17
23. rfanjav
(
18/11/2003 20:52)
mampirafy ny lehilahy satria mbola tsy afa-po fa mitsapatsapa sipa eny fotsiny,
mampirafy ny vehivavy satria mahatsapa fa tsy ampy azy ny fitiavan'ny sipany azy,
ary indridnra koa mbola tia rendrarendra mitsiriritra ny vola, na pozy na fiaran'ny sasany dia tafajabaka ao!
dia eo koa ny "vengeance personnelle", mety mahatsiaro ho voafitaka ohatra ny iray, dia mamaly faty koa izy,

24. fijo
(
19/11/2003 20:18)
ary ny efa pivady?raha mbola sipa anie tsy misy kowa io e.ary inona anefa hoy rfanjav no mety hoe fitiavan'ny lehilahy tsy ampy homeny ny vehivavy?fihetsika ve?sa inona?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/11/2003 08:18
25. rfanjav
(
19/11/2003 20:22)
mety daholo ireo na ho an'ny efa mpivady aza!
mety ho tia ilay lehilahy, fa tsy mahay maneho izany izy, nefa ny vehivavy indraindray mba mila tambitamby, mba mila sitraka @ asa ataony ao an-tokantrano fotsiny ohatra,
samy manana ny fahatsapany azy e, entre ny mpivady tsirairay io fa tsy azo "généraliser"-na.
na @ resaka lamody sy ny fifaninanana pozy eo @ samy vehivavy koa anie dia efa mahatonga ny vehivavy hitady any @ hafa e!

26. fijo
(
20/11/2003 09:04)
kay toa mampatahotra izy izany.mila zavatra maro loatra ravehivavy izany ka.ahoana izany ra uopsy.dinio tsara aloha.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/11/2003 09:04
27. rfanjav
(
20/11/2003 20:08)
ka izay ilay hoe mila kolokoloina ny fitiavana, fa tsy hoe "efa azoko iny dia avela @ izao,"
tsy maintsy mikarakara raha te hanana ny tsara e!
tsy maintsy mikarakara raha te hanana ny tsara e!
28. xxx
(
20/11/2003 20:28)
Manaona daholo. Novakiako ny hafatrareo rehetra dia hoy aho hoe: mba efa nampirafy daholo ve reo olona miteniteny ireo?
Tsy haiko loatra aloha zay itadiavan´ny sasany ny famaritana teny hoe "mampirafy", mazava be zany: miaraka @ olona mihoatra ny iray. Ka raha marina io famaritana nomeko io dia mampirafy aho zany, holazaiko anareo ny antony. Vehivavy zaho zay manoratra. Miaraka @ lehilahy iray efa ho telo taona aho. Ny olana anefa dia mahatsapa aho aty aoriana fa tsy tiako akory izy, ny niarahako taminy dia satria nahatsiaro ho irery aho dia mila namana. Mazava ho azy fa rehefa mahita ny olona iray zay heveriko fa tena tiako aho dia tsy maintsy hiaraka aminy. Tsy sahy misaraka @ lay ray anefa aho satria tsapako fa diso tia ahy loatra izy sady marary fo koa izy ka matahotra aho fa mety hiteraka zava-dratsy eo aminy ny fahenoany fa tsy tia azy aho. Voatery mampirafy aho satria mila mitia zay olona tiako aho nefa tsy afaka miala @ ilay olona tsy dia tiako noho io antony voalaza eo ambony io. Ka asa nareo rey olona na hanome tsiny ahy @ zany na ahoana. Marina fa manenjika ny eritreritra ndraindray hoe ity aho diamampirafy!!! nefa lalam-piainana zany.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 20/11/2003 20:28
29. fijo
(
20/11/2003 19:44)
ianao no tena nahay nanazava azy.tsy manometsiny anao mihintsy raha izaho manokana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 21/11/2003 07:44
30. mity
(
21/11/2003 16:05)
Ka hono ho aho, de mamitaka @ le olona miaraka aminao zany enao satria enao tsy tia azy akory fa de modimody mba miaraka eny fotsiny ??!! de miandry rahoviana enao vô hiteny aminy hoe tsy tianao izy? sa miandry occasion @ le fotoana hiadiana iny de iny no mipitsika?? tena tsy mety kou izany e! ny mampalahelo anie de le olona mba efa manantena hoe tianao de wainina be eo fotsiny izy miandry vasoka anao kanefa any ambadika any mba mety ho misy olona hafa afaka ny hitia an'azy sy ho tiany kou fa de manjary bloqué aminao eo fotsiny izy satria izy efa manantena hoe tianao??!!! tsy haiko rey olona fa tena zay mihintsy no tsy ampy amintsika, tsy mba misy franchise, maninona raha tena sure enao hoe tsy tianao le olona de mba tsorina aminy ny marina e!!! ny hilazanao azy ny marina anie mety halahelo ihany izy kanefa en fin de compte mba hahasoa azy kou zany e!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/mity ny 21/11/2003 16:05
31. xxx
(
21/11/2003 09:58)
Ity hafatra ity d ho an'i fijo manokana!
Sao d tsy hainao ary fa matoa enao toy izaho, d noho ny fitiavan'A/tra ka tsy hitako mitsy ny hitenenanao we avelao izy hatory any Tsy mbola nitia izy koa inn ary no nahatonganao teto?
Refa mba mamaly wa d mba sérieux

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 21/11/2003 21:58
32. xxx
(
21/11/2003 10:10)
Ho an'ilay xxxx eo ambonin'ny fijo io!
Matoa enao efa niaraka t@ efa ho 3 taona d mazava b fa nisy ihansy ny fitiavana tao @nao! Ary tsy mety mitsy ny ataonao an'ilay kofa fa maninn raha tonga d misaraka @ fotsiny d samy vita toy izay hampirafy azy! Na marary fo izy raha andrasanao ela b vo hiposaka ny marina vo maika izy harary fo b
Vevavy za manoratra @nao ka refa tsy tianao ny hanaovana ratsy ohatran'io cas-nareo io d lazao azy ny marina!
Zay manko no tena tsy hazoko we ny vevavy matetika mitaraina foana @ fanaovan'ny kofa tsinotsinona azy nefa izy indray no tena rangory fototry ny afo. Tsy omeko tsiny ihany ny kofa raha hampijaly ka, raha ohatranao daholo ny ataon'ny vevavy rehetra

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 21/11/2003 22:10
33. fijo
(
25/11/2003 20:23)
ho a'ilay tsy sahy mitonona anarana.matoa izaho toa izao dia satria nitandrina tamin'ny fiainako.tsy mila izany andrtra izany aho amin'ny fiainako.anjarako no misaina amin'izay tokony ataoko,fa tsy izay zavatra tsy misy pahita ery no hitantana ahy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/11/2003 08:23
34. diamondra27
(
25/11/2003 14:11)
mampirafy ny olona iray satria egoïste, tsy te hahalala hoe manome alahelo olona anie za ity kanefa le partenerany tena potika b @
35. fijo
(
26/11/2003 09:38)
aza ilay alahelon'ny iray ihany no jerena,fa mba jero koa ny hafalian'ireo roa hafa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/11/2003 09:38
36. lema
(
26/11/2003 14:14)
fa ny zavatra rehetra dia azo ifanarahana doholo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 27/11/2003 02:14
37. rfanjav
(
26/11/2003 15:00)
mety hahazo fahafinaretana ny olona mampirafy nefa mampijaly ilay miaraka aminy, lazainy fa tsy tiany nefa tia azy,
maninona kay no tia tena be ohatra an'izany,
ataovy ny safidinao dia avelao ny hafa hiaina amin-kalalahana fa aza fihinana ho anao dahlo nefa tsy asianao hajany akory,
miala tsiny aho raha masiaka fa fitiavan-tena loatra izany!
ary eritrereto koa hoe : raha izaho no misy manao an'izany dia mba ahoana?

38. fijo
(
26/11/2003 19:02)
amiko anie dia samy malalaka e.tsy misy fitiavan-tena fa samy manao .dia samy mizaka ny vavan'ny olona.angaha kosa moa ny lehilahy mamihina hoe tsy maintsy mijanona ianao na dia mampirafy aza aho,fa ilay sipa mihintsy no mifikitra tsy mety miala.satria mahatsiaro fa mbola tiana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/11/2003 07:02
39. xxx
(
27/11/2003 12:19)
TY FIJO ITY TENA OLN ............aleo tsy ambarako fa sao d lasa resaka hady eto ny farany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 28/11/2003 00:19
40. rfanjav
(
27/11/2003 14:29)
maninona anao koa i Fijo?
ka tena tiana tokoa ve ilay sipa no lalaovina ohatra an'izany fotsiny?
ka tena tiana tokoa ve ilay sipa no lalaovina ohatra an'izany fotsiny?