FAMPIRAFESANA
64. rinakely1
(
16/12/2003 10:11)
zao aloha , tena faly b aho fa namana mahafinaritra daholo ny ato @ serasera satria mba mamaly tsara ny olana napetrako!
merci bcp, bcp!
merci bcp, bcp!
66. fijo
(
17/12/2003 11:45)
chaleur sensible no ilaiko fa tsy chaleur latente ka.izany hoe hoditr'olona vavy.ih,ih,ih.
73. hendry
(
23/12/2003 16:15)
Ny tombotsoan´ny fampirafesana? zay manao azy ihany no mahita azy.
Torohevitro anao ry rinakely1 dia andramo ka zahao raha te hahita enao.
Torohevitro anao ry rinakely1 dia andramo ka zahao raha te hahita enao.
75. lema
(
24/12/2003 11:01)
tena ahiko iaraka mitsy i rinakely1 sy i fijo raha mitohy ity forum ity tsara fa mba nahitana vokatsoa ny namana zany e!dé mirary soa !
77. rinakely1
(
05/01/2004 12:34)
andaho indray ary hanandrana izany ry fijo d hita eo zé vokany an!
sa iza no candidat libre?
sa iza no candidat libre?
79. xxx
(
08/01/2004 15:45)
raha mahay mampirafy tsy mampidoftra anie de mety e! sady tsy mandratra fon'olna no tsy misy bedy fa aza mifanena @paka kitay fotsiny an! sy ilay be taty bolana ireny ay ay ay! aoka fotsiny ho aho fa izany no asiana teny lava eo za alo mampirafy fa mbola tsy tsatra ary tsy ho tratra izany e!hi hi hi! sarotra @ ny ahafantatra izany
