Tsilalaon-teny

261. pitchou ( 20/01/2004 10:19)
ilay angaredon-tsaina
262. pitchou ( 20/01/2004 10:22)
nisirihana azy teo
263. shadow ( 20/01/2004 11:37)
mitady hankaleo
264. samoina ( 20/01/2004 16:54)
Ka hajanony hatreo
265. samoina ( 20/01/2004 16:56)
satria maty Mpamosavy
266. samoina ( 20/01/2004 16:57)
nahazo vady ravevavy...
267. tonah ( 21/01/2004 19:06)
Toa tsy maty ilay mpamosavy
268. tonah ( 21/01/2004 19:10)
Fa lasa vadinao ry samoina
269. tonah ( 21/01/2004 19:11)
ha! ha! ha! Odoie! ah! ah! ah!
270. hendry ( 22/01/2004 11:23)
sao dia enao ilay mpamosavy
271. hendry ( 22/01/2004 11:24)
dia lasa vadiny?
272. hendry ( 22/01/2004 11:24)
iza no mahalala
273. hendry ( 22/01/2004 11:25)
sao nareo mody adala
274. hendry ( 22/01/2004 11:26)
tonah sy samoina zany ry havana malala
275. besoiiin ( 23/01/2004 10:12)
dia vita ny tantara.
276. fijo ( 23/01/2004 11:48)
tonga ao amin'ny gara.
277. mity ( 23/01/2004 19:05)
Ndao amin'zay hiala
278. hendry ( 27/01/2004 14:32)
kotsinde, ho any anĀ“ala???
279. xxx ( 28/01/2004 20:00)
aleo miakanjo fa milatsaka ny fanala
280. fijo ( 28/01/2004 11:20)
ndao hitady kala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1506