Tsilalaon-teny

221. ikaretsaka ( 04/01/2004 13:25)
azo ihany ve?
222. mazoto03 ( 04/01/2004 14:23)
voasambotry ny polisy
223. tonah ( 05/01/2004 17:14)
Voa mafy aho,
224. tonah ( 05/01/2004 17:15)
Tatazo kosa ny valiny
225. tonah ( 05/01/2004 17:15)
Ikaretsaka ilay mpamosavy
226. tonah ( 05/01/2004 17:16)
Izay no tena marina
227. tonah ( 05/01/2004 17:16)
Lazain'ity tantara ity
228. tonah ( 05/01/2004 17:17)
Ary i Fijo ilay
229. tonah ( 05/01/2004 17:18)
Ilay mbanga ridana.
230. tonah ( 05/01/2004 17:19)
Mihomehy amin'ny andro alina
231. tonah ( 05/01/2004 17:19)
Telo io fa tsy efatra
232. mity ( 05/01/2004 20:01)
Tonah midelire angambany
233. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:13)
efa tsy mahagaga
234. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:14)
na manisa aza
235. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:15)
disoin' i tonah
236. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:15)
izaho anefa tsy
237. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:15)
namosavy azy akory
238. tonah ( 06/01/2004 17:40)
Aleoko matory
239. ikaretsaka ( 06/01/2004 20:26)
marary i tonah
240. ikaretsaka ( 06/01/2004 20:26)
Tsy hainy akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1473