Tsilalaon-teny

161. tonah ( 18/12/2003 18:37)
Tsy aleo ve mitomany
162. isrine ( 18/12/2003 19:48)
sa hitsilany?
163. fijo ( 19/12/2003 09:26)
aiza ny vilany?
164. tonah ( 19/12/2003 17:23)
Tsy hitako izay hidiran' izany
165. tonah ( 19/12/2003 17:24)
Vilany vilany tany.
166. mity ( 19/12/2003 17:48)
ary vilany vy??
167. tonah ( 19/12/2003 09:47)
Handrahoana ilay mpamosavy,
168. tonah ( 19/12/2003 09:47)
Saika loza fa,
169. tonah ( 19/12/2003 09:49)
Bozy ihany ity mpamosavy,
170. ikaretsaka ( 20/12/2003 19:15)
sao kosa i tonah?
171. ikaretsaka ( 20/12/2003 19:15)
sao kosa i tonah?
172. tonah ( 22/12/2003 18:23)
Kay tsy izy fa,
173. tonah ( 22/12/2003 18:24)
Fa toa vehivavy ilay mpamosavy,
174. raten ( 22/12/2003 19:57)
sady joba matavy
175. mity ( 23/12/2003 17:16)
azo andrahoana tsara
176. raten ( 23/12/2003 19:08)
eo ambony farafara
177. tonah ( 23/12/2003 12:10)
Dia sovalian' raten
178. ikaretsaka ( 24/12/2003 15:53)
miaraka amin'i tonah
179. sifotra ( 24/12/2003 19:33)
inn ary 'ty
180. isrine ( 24/12/2003 18:41)
sifotra nandalo, ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2286