Tsilalaon-teny

201. ikaretsaka ( 30/12/2003 17:05)
avy nitelina boboka
202. fijo ( 30/12/2003 19:09)
voky lery de tofoka
203. fijo ( 30/12/2003 19:10)
teo tsy hafa nikofoka
204. xxx ( 31/12/2003 10:04)
gaga ny nahita
205. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:34)
an' i Tonah
206. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:35)
tsy mahazo resaka
207. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:35)
fa migafy fotsiny
208. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:36)
tsy azony hoe
209. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:36)
teny telo ihany
210. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:37)
no azo ampiasaina
211. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:37)
isaky ny mandefa!
212. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:38)
tsy takany izany!
213. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:39)
noho ny havendranany?
214. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:43)
valio izay mahalala!
215. xxx ( 31/12/2003 15:43)
ankoatran'i Tonah
216. xxx ( 31/12/2003 15:48)
satria moa ve?
217. fijo ( 31/12/2003 16:11)
maty lery le
218. fijo ( 31/12/2003 16:12)
aleo amin'izay hande
219. ikaretsaka ( 31/12/2003 16:18)
hanenjika ilay mpamosavy
220. fijo ( 31/12/2003 16:30)
an,an,ilay vehivavy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0947