Tsilalaon-teny

301. fijo ( 13/02/2004 10:00)
mihodina en rond
302. six ( 04/03/2004 20:02)
fa mihinana bonbon!
303. fijo ( 10/03/2004 12:03)
izy sy yvon
304. nananie ( 29/03/2004 19:46)
tao @ salon.
305. nananie ( 29/03/2004 19:47)
Fa in ity?
306. nananie ( 29/03/2004 19:47)
Hoy lay madama.
307. nananie ( 29/03/2004 19:48)
Tena nihanahana.
308. nananie ( 29/03/2004 19:49)
ôtran'ny ganagana.
309. nananie ( 29/03/2004 19:49)
Tonga i Ramose
310. nananie ( 29/03/2004 19:49)
tena variana be
311. nananie ( 29/03/2004 19:50)
mahita ny adalàna
312. nananie ( 29/03/2004 19:51)
nataony sy Yvon.
313. nananie ( 29/03/2004 19:52)
Niakatra ny feo!
314. nananie ( 29/03/2004 19:52)
F'in ty ataonareo?
315. nananie ( 29/03/2004 19:53)
Milalao kanety
316. nananie ( 29/03/2004 19:53)
...sy mihinana bonbon
317. nananie ( 29/03/2004 19:54)
no sady...
318. xxx ( 07/09/2004 13:38)
tsara fa tohizo...
319. zakilinina ( 18/02/2005 21:30)
Ataovy anaty kizo
320. Iriniaina ( 03/03/2005 07:59)
ny any zakilinina sy lemizo =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3255