sipa matavy,sa sipa mahia?
83. colpain
(
08/01/2004 09:58)
de raha lasa matavy ny vadin'ialahy ,de ario ilay sipa matavy de maka indray sipa antoniny de ...
84. ikaretsaka
(
08/01/2004 12:45)
tsy michein be kosa ve raha matavy loatra sa rian'i laisany le otran mpanao sumo reny?
86. fijo
(
08/01/2004 19:04)
angaha kosa dia ilay voky ambougera ireny e,mba ilay misy tsapaina hiany ka.
88. ikaretsaka
(
19/01/2004 12:27)
sady mankarary lamosina be lety e... ohatran'ny fokapokala izany daholo
89. colpain
(
19/01/2004 14:15)
fa ny sipa mahi mora bataina, mandende eran'ny trano ela tsy blem mitsy
