sipa matavy,sa sipa mahia?

61. fijo ( 04/12/2003 19:13)
ilay v..dy io lazainao io an.io dia tsy hita intsony izay ilazana azy,fa vao hita dia mampangoritsina ny vatana rehetra,maha lasa saina tsy misy fetra.
rehefa eo tsy maha te hiala,
ny hanalavitra mampisalasala.
62. isrine ( 05/12/2003 19:08)
Efa lasa poety ny namana; marina mou!
Ny v akia ry Rfanjav tsy hita alohan'ny sakafonjaza a.
63. rfanjav ( 05/12/2003 13:41)
samy manana ny fandehan'ny masony io kou,

misy koa anie kely sakafon-jaz fa manjamanja le v e,
dia misy koa ny mifanohitra @ izany,
hi hi hi
64. ikaretsaka ( 06/12/2003 19:58)
sakafon'ny antitra ry reto fa tsy zaza izany v...hena izany a
65. fijo ( 09/12/2003 11:11)
ka rehefa misy zavatra aloha dia efa izy izay e.na v;;na sakafon jaza.fa tsara raha misy azy roa.
66. rfanjav ( 10/12/2003 19:49)
tsy mety aminao mihitsy izany ireny fisaka ireny e!
hi hi hi
67. fijo ( 11/12/2003 10:32)
jereo ny sariko dia ampiadio..mety ve hoy ianao?
68. isrine ( 12/12/2003 16:08)
Fanjav: i Fijo anie ka mila ny 4x4 mitsy e.
69. rinakely1 ( 12/12/2003 17:48)
fijo oln matavy koa raha misy oln mahia ao ambaniny sao d tinapaka ao kou, avy eo hanahirana
70. kally ( 13/12/2003 12:14)
Accident de plaisir izany kouh!
71. fijo ( 16/12/2003 09:47)
tay be iny ry kally an.raha toa izay indray dia mety hiady ihany ka.
fa dia mampiomana,fa mety ahery vaika ny tolona an.ih,ih,ih.
72. rinakely1 ( 16/12/2003 11:12)
tsy mety amiko zany enao ry fijo? sao voan'ny accident de plaisir eo e!
73. fijo ( 17/12/2003 10:43)
ka efa hoe,raha izany dia mety hiady ihany ka.asiana air bag hiaro ka.ih,ih,ih.
74. rfanjav ( 18/12/2003 19:09)
de mivoaka @ gazety @ zay rehefa avy eo, hoe efa mba nanisy air bag fiarovana ihany izy roa fa dia mbola voan'ny accident de plaisir ihany ! tonga de vedette mitsy ! hi hi hi
75. fijo ( 19/12/2003 20:18)
defaut de fabrication d'air bag indray izany ko.
76. niainjanahary ( 24/12/2003 18:06)
izao angamba no izy e ny sipa na mahia na matavy dia sipa ihany fa rehefa mahay mirevy izy dia izay ihany no tadiavina. fa raha ny ahy manokana aloha dia aleoko sipa mahia satria iny maisatra tsara rehefa mirevy, ny sipa matavy mantsy mandranoka be.
dia mahaiza misafidy fotsiny é.
77. fijo ( 24/12/2003 18:35)
tsy aleo ve letsy ketsaketsa,toa izay vary maina be.
78. ikaretsaka ( 03/01/2004 16:05)
misy zatra mitelina vary maina amin'izao ry fijo an...
79. fijo ( 06/01/2004 11:07)
kenda kosa le.mila rony ihany ka.
80. adamilus3a ( 07/01/2004 11:42)
tokony atao oe
"rasamimanana " ny lohatenin'ity sujet ty fa zay mande samimanana,ze mamaly samimanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2672