sipa matavy,sa sipa mahia?

21. pisobe ( 11/11/2003 19:35)
Salut!
Zao zany e: ataovy 2 ny sipanareo, ny 1 @ atoandro ho hitan'ny olona, le manifinify; de ny 1 @ alina ho solonkidoro.
22. oupsyyy ( 11/11/2003 14:46)
Salut

Raha mety mou zany hampaninona ry pisobe
23. fijo ( 12/11/2003 20:19)
ka ilay hitan'ny olona tsy important,fa ilay tena ampiasaina no zava dehibe.
24. oupsyyy ( 12/11/2003 14:52)
Fa zao kosa anefa, ny vavavy hono atao fijer, za kosa alou fier am sipako za rehafa hitan olona e, na ny namako zany na ny olon kafa. Mafinaritra ange ny mahare hoe tsara kosa lesy zany bajo an ela zany ra oupsyyy e, sa ahona ozy nareo??? Ny avis n olona kou important fa bref ny tena tin ela alou jerena e
25. fijo ( 12/11/2003 16:48)
iazy ka,ny ahy ny vavan'ny olona tsy dia important amiko,fa ny ahy aloha no jereko.
26. isrine ( 12/11/2003 19:36)
Salut!
Ka ny an'ny bandy anie, misy ny hoe sipasipa sy ny sipa vadina e. De zay no lazaiko eo ambony io.
Fa i Fijo zany de fantatra fa tia ny matavy, de i Opsyy tia ny mahia.
Ilaina koa anie mahalala ny hevitry ny olona, na de tsy hoe harahinao aza. Marina fa tsy hiandry ny vavambahoaka akory enao vao hanao zavatra, tsy ny vahoaka no hitondra ny bolina ao antranonao ao.
Fa za alou ry zalahy reto de sady tsy matavy no tsy mahia!
27. oupsyyy ( 12/11/2003 09:07)
Nena alou de sipa mahy no tiko fa tsy de le tena lan ny kankana reny a. Za kosa alou de miheno ze lazain ny oul e, ndraindray nge reny mba constructif ihany fa tsy hoe akory hoe tsy de faly ny hanaratsy kou, fa anjaran ela no mandray na tsy ze lazain ny oul, refa tsy tin ela de apiro am sofina ilany de avohay am sofina ilany
28. fijo ( 12/11/2003 19:37)
fa angaha kosa moa dia hoe ilay matavy be ireny no lazaiko,fa ilay misy jerena.raha sady tsy matavy no tsy mahia,koa tsy izay izany no tena flamatra.
29. xxx ( 13/11/2003 11:54)
mapme dol
30. fijo ( 13/11/2003 19:51)
ny inona no mapme?ny sipa?
31. gmahefa ( 15/11/2003 19:47)
Na matavy na mahia de efa hitako daholo ny tena important de rehefa samy tonga any @ lanitra fahafito ianao sy izy de izay anga no katsahina
32. fijo ( 15/11/2003 14:52)
izaho koa efa nahita an'ireo rehetra ireo,fa hafa ihany ilay misimisy ka.
33. sioka ( 19/11/2003 20:54)
Oupsy > hono o'a rehefa avy niteraka ve izany ny jobana dia tsy maintsy mahazo lanja misimisy ihany izy ary na dia hoe mince aza izy teo aloha dia indraindray ireny mihitsy no tena lasa vondraka raha vao miteraka dia ho terenao ve izany izy hampihena tena haingana ?
34. oupsyyy ( 19/11/2003 09:06)
Za zay oupsyyy zay sioka a, mbola ho hita eo zany fa mbola tsy miteraka alou izy zao, fa ca arriverait de asaiko mampihena tena izy sady fantany kou zany ange e. Raha iresaka fahasalamana kou isika de tsy tsara lotra ny matavy, cholestérol io resahako io.
35. rfanjav ( 19/11/2003 12:49)
de raha tsy mety mihena intsony fa efa vahany ohatra ny mivoraka rehefa avy miteraka! dia ialanao izany ? itadiavanao mahiahia!

raha mahia anie ny sipanao, dia tsarain'ny olona hoe mijaly am-panambadiana eo indray!
36. fijo ( 20/11/2003 20:43)
mafy kosa izany attaque ataonareo ny akamako izany ry sipa isany.efa milaza izy fa mbola tsy niteraka loha izao.mbola sipa anie ny azy e.aza matahotra ry rfanjav a tsy ariany io rehefa miteraka izy.
37. oupsyyy ( 20/11/2003 09:55)
Tsy hanary azy za refa miteraka zany izy fa renin janako ange io e, fa ampiko izy manena tena. Io ange volonté ihany e, ampina fitiavana de zay irinao de tontosa avokoa. Tsisy vahana ry rfanjav a, sika vo teraka mitovy daolo a qlq kilos près.
38. fijo ( 20/11/2003 19:26)
izay ianao fa nahazo valiny ry rfanjav.mino aho fa mba marina kosa izany lazain'draoupsy izany.tsy adala koa anie izy ka anary ny renin janany e.olona misaina hoatra ny rehetra izy.fa ny tiany aloha dia ilay mahy.ny ahy ilay misy misy.
39. oupsyyy ( 21/11/2003 17:30)
Zay ndrindra lesy ry akama a.
40. hery ( 23/11/2003 20:24)
Ahoana indray ary izany raisonnement-n'i oupsyyy hoe tsisy vahana izany.
Marina fa raha vao teraka isika mitovy daholo fa misy ny efa vahana (génétique ohatra). Maninona ny gasy no 1m65 ny moyenne? Kanefa ny Ôtrisiana 2m ny moyenne? Dia raha atao indray hoe fahantrana... maninona ny ethiopiana mbola lava noho ny gasy :)
Misy zavatra betsaka ankoatra ny volonté mahatonga ny olona hahia na hatavy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2189