Masturbation
86. xxx
(
15/01/2004 09:44)
andraso aloha sao dia tsy mazava ilay crime (teny anglisy) sy crime (teny frantsay) ka sao dia diso ny sasany ... i karetsaka mantsy mety ho anglophone fa ny sasany tsara raha mijery dictionnaire anglais-français !!!
O ra karetsaka ... kobon'la ve le sary misy t-shirt «masturbating is not a crime» iny ? ...
Na zany na tsy izany aza milay le mimast ee ... Fa a consommer avec moderation .... Ny sipa nge ka tsy voatery ho misy foana isaky ny mila i balita ee !! ...
Raha misy mila dia manana «methode» maromaro aho ato .... anontanio fotsiny !
Zo

87. ikaretsaka
(
15/01/2004 19:25)
ie.. le hoe masrturbating is not a crime de ilay misy fleche manondro miakatra sy midina iny koa hoe the man mankany ambony dia the legend manondro ambany ny ao ambadika... manana 1 amin'iny aho ka... anisan'ny mahafinaritra aty ireny
89. anjelykely
(
10/05/2005 12:38)
sady io nge tsy mila savony zany de poin e!! refa zay no revin'ty moa maninn? zairo ao iany ry zama de tandremo décalcifié a!!!