Masturbation

41. oupsyyy ( 17/11/2003 09:45)
ry raha tsy biscotte no ampiasaina???
42. oupsyyy ( 17/11/2003 09:45)
ry raha tsy biscotte no ampiasaina???
43. fijo ( 18/11/2003 20:05)
dia inona ary hoy raoupsyy.ohatra.
44. xxx ( 18/11/2003 14:50)
mofo gasy dia efa mety .... !!!sa ramanonaka !!!! lol !!!
45. fijo ( 18/11/2003 15:56)
izay kosa angamba mety ho tsara kokoa
46. oupsyyy ( 18/11/2003 15:48)
sa mofo akondro???
47. fijo ( 19/11/2003 20:09)
toa mety daholo izy izany ko.
48. oupsyyy ( 19/11/2003 19:28)
Ary nankaiza hoa isrine fijo, sao de ni mast tany kou aza kala anin iny da ni coince tany de tsy hita...........
49. xxx ( 19/11/2003 18:19)
raikitra izanyry zalah fa mofo akondro a !!! dia aiza ny fotoana zany ee !!!
ka zao kosa ... mba ampifandanja ny fifaninanana dia tsy samy manao ny azy fa samy mimast izay bandy eo akaikiny .... !!
50. fijo ( 20/11/2003 20:55)
raoupsy.tena mampanontany tena marina anie i isirine e,tena misy prblm angambany ka.
sao dia efa ho lasa zavatra hafa kosa ary ity akama eto ambony ity.
51. xxx ( 20/11/2003 16:50)
Question : Nareo ve mba efa nimast tamin'ny dentifrice sa de savony sy rano ihany e
52. fijo ( 20/11/2003 19:37)
ny ahy manokana letsy ry namana ny dentifrice ampiasaiko rehefa miborosy nify fa tsy hanadiovako latabatra a.
53. oupsyyy ( 21/11/2003 19:45)
O ry akama a, aza manaonao fona kosa e, am dentifrice ve, tsy mangirifiry ve ny fikan toi am zany e, trop be kosa zany e. Dentifrice kosa aloha de natokana ho an ny nify ihany e, raha amiko manokana alou e.
54. xxx ( 22/11/2003 14:35)
Fomba iray mety kosa io mba hialana @ mast kle, rehefa mangirifiry ny ktl tsy hijanona elaela mihitsy, dia miala tsikelikely lay fahazarana. sady manao sport mandreraka avy eo. Ohatra foot sns ...
55. xxx ( 22/11/2003 14:48)
Fomba iray mety kosa io mba hialana @ mast kle, rehefa mangirifiry ny ktl tsy hijanona elaela mihitsy, dia miala tsikelikely lay fahazarana. sady manao sport mandreraka avy eo. Ohatra foot sns ...
56. lovakely ( 23/11/2003 17:33)
Ny fika hialana amin'io de tsotra, miezka ianao ny tsy ho irery na mitokatokana, aleo mitakosona @ olona foana dia tsy manam-potoana hieritreretana an'izany toi sady mba tsy sahy intsony.OK
57. lovakely ( 23/11/2003 17:34)
Ny fika hialana amin'io de tsotra, miezka ianao ny tsy ho irery na mitokatokana, aleo mitakosona @ olona foana dia tsy manam-potoana hieritreretana an'izany toi sady mba tsy sahy intsony.OK
58. oupsyyy ( 24/11/2003 19:29)
Mba manao zavatra hafa koa, mba miaraka amin ny namana, araka ny tenenin'i lovakely de miezaka ny tsy ho irery.
59. xxx ( 24/11/2003 18:33)
Ka raha tsy irery anefa ka miaraka @ bandy akama dia lasa iarahana manao ilay izy kou !!!

Zo
60. fijo ( 25/11/2003 20:05)
zavatra hafa ny an'ialahy ra zo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.55