Masturbation

21. xxx ( 17/09/2003 09:47)
iny ary ny vato be!!!!
22. xxx ( 30/09/2003 11:00)
Ka tena anie zany pelaka é!!
na mpanolana zaza tsy ampy taona
23. koty ( 03/10/2003 08:05)
tandremo ary sao petahana ny zaza ao antrano ,fa ela izany toa mahavita ,zavatra tena hafakely nefa mba 23 ans.aleo le solafa petahana raha toa ka mtady ho solafaka
24. xxx ( 03/10/2003 13:58)
ary zava-doza koa ve ra samy kôfa mifampimast??tsy oe pelaka akory fa manala azy fotsiny
25. xxx ( 06/10/2003 13:23)
manja io ry zalah fa modéreo fotsiny a
26. nk ( 08/10/2003 19:06)
Tsy quoi lesy zany mimasta zany a
Ny joba aza tsy hanome koa inona no atao? Sa hipeka solafa ohatran'le razoky itsy ve? Sa omby amaan-kisoa mihitsy no petahany?
27. xxx ( 08/10/2003 09:47)
Fa anhana biby ny solafa no hasiana zalaha???
28. xxx ( 11/10/2003 18:08)
Tanderemo zany ry tsamy fa tena manimba zany an!
Very ela sy ny fiainan'ela raha toiozan'ela zany n'ela zany!
Io anie ry papa mahavoa an'iCancer de prostate io an raha efa tena trop be loatra!!
Mievera ela tena fa tsy mety zany e!
Tsy te hanakivy an'ela ny tenanako
29. xxx ( 11/10/2003 08:37)
Mba tsy ao ilay nolazain'i nk hoe "Sa hipeka solafa...". Satria olombelona ny solafa, manam-pitiavana ihany kou, ary sao dia heverin'ialahy isany fa tsy manana kôfa aza ny solafa no pehana fahatany? Ny vodisobika aza angé léty manana ny anjarany e.
Aza ampitovian'ialahy amin'ny omby amankisoa ny solafa!!!!
30. xxx ( 23/10/2003 17:40)
Mandainga kosa ilay hoe cancer de la prostate e! efa nisy étude momba an'izany ry zandry fa ny au contraire aza no navoakany satria izy ilay mihandrona maharitra ao amin'ilay glande prostatique no mivadika ho produit cancérigène avy eo! ka rehefa tafavoaka foana ilay izy dia tsy misy risque.Tsy mitovy @zay kosa anefa ny olona tena randriam-bo.. be ireny fa hafa indray ny azy. Raha te hampitahotra ingahy dia cancer de la verge na clitoris tenenina, io aza tsy voaporofo fa mety ho marina raha tabagique be ilay olona.
31. 19eddy ( 24/10/2003 12:30)
tsotra letsy a, ela angamba diso obsedé loatra( miala tsiny aho miteny izany, fran be aho miteny zay) de mitarika anla ho any foana e, de izao ataomanao isan'andro fa manatona ihany dokotera na de izany aza, de mahereza mamaky boky
32. xxx ( 27/10/2003 09:16)
norm tsara izany mi-mast izany pour un mec de 23 ans.
izay mbola tsy nilalao katala tamintsika kofa no aoka hitora-bato azy
33. ratsifa ( 29/10/2003 19:14)
Tsy hoe biby ny solafa ry zalahy fa @ maha solafa azy dia tsy natao hohanina fahatany.
Inona ary no tian'lisany?
Maka cox sa mimasta ?
34. xxx ( 02/11/2003 10:51)
Rehefa lasa fahazarana ilay izy aorian'ny fialan-tsakana dia tsy ara-dalàna intsony ianao ka mila mananmtona spécialiste.
35. xxx ( 10/11/2003 20:58)
Ny masturbation tsy olana izany ary aza mi se sentir coupable fa naturelle io. Tsy misy fiantraikany @ fika na @ inn ra tsy ho anga ny sainao mihitsy no efa ...
Ataovy refa tianao, na zaza enao na efa lehibe.
36. oupsyyy ( 12/11/2003 15:42)
Marina zany e, ze tsy nanao tam nareo no aoka hitora bato azy.
37. fijo ( 12/11/2003 19:53)
ny ahy torahako taratasy ka.marary loatra raha vato.
38. xxx ( 15/11/2003 20:34)
mbola mitohy ve le resaka sa tapitra ?

... mampime be mantsy le ady hevitra sady hita ny mbola mahagasy antsika .... (compliment fa tsy fanambaniana akory)

Raha ny hevitro mantsy dia arakaraka ny «methode» ampiasaina ihany io .... be dia be ny position azo atao ... fa tsy voatery ho savony .... za aloha mbola tsy nampiasa savony ee ... lol ... raha tsy hoe ao @ douche ! héhé !!! ....

de raha samy bandy mifampimast ... tsisy mahapelaka an'izany .... asakasak'izay mbola tsy nanandrana ihany !!!
Ka rehefa mbola tsisy ve aloha ny sipa tsy aleo ve mifampimast toy izay mifamelaka !!! lol ... tsy aiko aloha ee !!

39. xxx ( 15/11/2003 11:42)
Ka efa samy bandy ve tsy pelaka e !
F'angaha sarotra ho an lisany ny mitady Sipa ?.
Inona ny maha samy hafa ny mast sy ny mifamelaka ?.
Dia mazotoa ary mifampimast e !
40. xxx ( 16/11/2003 10:52)
mora ny mahita kouaitra ka !! lol ...
e zany izy !! ny iray mast moa ny iray mifamelaka !! Lisany ary mbola tsy nanao an'ilay jeu .... !! ca s'appele le jeu de la biscotte .... c quelques gars qui se rassemblent autour d'une biscotte et le dernier qui ejacule sur la biscotte se doit de manger la biscotte toute garnie de sperm ... !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1772