Masturbation

61. oupsyyy ( 25/11/2003 09:37)
ahahahhaa, mast communale zany ne lisany ra zo kou, sao de mivadika zavatra hafa kou lety a
62. fijo ( 26/11/2003 09:30)
hoatran'ny hafahafa ilay fandehany ka.an,an.tsy lasa.
63. xxx ( 27/11/2003 17:51)
f'ahoana ary no hivadika zavatr'hafa ?? hahaha !! mba mifampidera ny fananana kou !!
Sady zao koa ange ee ... ahoana moa no ahafahan'la mahafantatra hoe norm. nen'la raha toa ka ireny porno ireny no jerena .... ireny efa olona no-selectionena .... Donc tsy misy ahafantaran'la hoe norm mihitsy ka izay no mety mahatonga ny sasany mihevitra fa kely ny azy ka lasa complexé !!!
Sady ela ve de andeha anontany an'i baina hoe norm ve nenà !! hhahaha !!
de mba samy bandy akama dia mba au moins mba ahafahana miconfirmé hoe norm eee !! fa tsy andeha atao ho fanao isan'andro akory !!!!

hevitra sendra mandalo
Zo
64. fijo ( 27/11/2003 19:30)
zoan'ielahy izany ka
65. xxx ( 28/11/2003 16:52)
vakio ao @ www.doctissimo.com fa
ny manao masturbation matetika dia tsy mety ho voan' ny cancer de prostate mihintsy
66. xxx ( 03/12/2003 16:13)
Tsy mety voan'ny cancer de prostate nefa mety ho lasa steril ny fanaovana masturbation matetika loatra ...Fa raha ny cancer de prostate no asiana teny dia ny fihinanana votaby matetika no fomba hafahana misoroka izy io !!

De elà zany ry xxxx mimast matetika fa matahotra ho voan'ny cancer de prostate .... lol !!!!
Dia tsy leo ve ? ... sa mba miova «position» matetika !!

six e
67. fijo ( 04/12/2003 20:41)
mahamavo tanana hono io ka.ka tsy aleo ve manao matetika raha izany dia tsy ho voan'ny cancer de prostate.ny tsirony azo ny cancer tsy miditra.
68. rinakely1 ( 15/12/2003 14:24)
mast? firaisana? virj? fika kely sa lehibe? inn @ ity fiainana ity aza no tsy hahitanareo lhl olana ntsony e!
69. fijo ( 16/12/2003 09:53)
ny misakafo tsara.
70. rinakely1 ( 16/12/2003 10:49)
zay hay2
71. fijo ( 17/12/2003 10:58)
raha mahay mahandro tsara ianareo vehivavy.
72. rlcj ( 20/12/2003 16:36)
aza aririna fahatany zany ilay izy ry xxxxx a.Ritra eo io vao gaga ialahy.Aleo ao ihany fa rehefa tonga ny andro hivohahany fa mitifitra code-phare mihitsy ny mason'ialahy.Sady lasa tsy mitovy @ io ny avant- bras an'ialahy ny farany.
73. xxx ( 22/12/2003 19:03)
dia samy manaova daholo fa izay koa mba nanao. tsy misy maharatsy azy
74. fijo ( 23/12/2003 11:12)
dia milaza koa i rlcj fa mbola tsy nanao an'io.mety tsy normal ialahy ry akama,fa mitandrema.
75. xxx ( 30/12/2003 13:45)
cul-ture general : iza no namorona ny masta?
76. fijo ( 30/12/2003 18:32)
rasta
77. ralanz ( 01/01/2004 09:07)
tsy de misy maharatsy azy ry zalahy fa ny trop no mety ho ratsy.fidio koa ny produit ampiasaina fa misy acide anie letsy ny ankamaroan ny savony eto amintsika e .jereo farafaharatsiny le hoe neutre reny.na manaova ny fombanay tamin ny mbola kely .nisy razoky zay nampianatra anay fa raha te ho glady ny fananana de osory diloilo coco de massevo amin ny ranomafana ,ne nela efa tsy mety ho lehibe intsony fa azon ela atao amin ny zanak ela de amin izay izy milanja rehefa lehibe .fa ny tiako holazaina de afaka mimass amin ny diloilo coco koa ela leity a tsy hoe mieritreritra ny hampitombo zavatra fa mba misolo produit .za aloha personelt de miprefere ni hi se masturbe rehefa tsy manana joba fa io anie leity raha miangona ao de tena marina ny kozin ile tary tary hoe miteraka cancer io ,ny mitifitra code koa risk ihany raha tsy tonga de mahita ireny le minono reny fotsiny ela ,sady mandany vola ,ary nisy article novakiako nilaza fa ny mpanenjimbo no tena a risk na cancer na prostate par rapport amn ny mpi mass.ny seul blem amn io fotsiny de tsy de azo atao maharitra sy matetika fotsiny satria ny effet psycho no tena ratsy aminy fa tsy ny effet physique.azavaiko :raha mimass foana ela de mety hieritreritra hoe tsy de tena misy ilako joba loatra ka na de tojo ny reven ela ary ela de tsy hiezaka ny hifofotra hanao ze ahazoana an iny fa vao tojo obstacle de te hihemotra ,na tsy miraharaha sipa tsotra izao ,ratsy zay ry zandry.effet psy faharoa,mety ho lasa mivivre irery ny monde foronin ela ela satria tsy maintsy mieritreritra fe be sy no be sy vo be ela ampanaovana an io ,tsy koa io raha pour une petite periode fa raha prolonge dangereux ,mety hanjary schizophrene eo ela ka haheno feombevavy mitaraina hoe alenteho lalindalina ,sy ny sns zany hoe mety ho detache du monde reel no hiafarandrangahy.
en conclusion ,tsy de mampaninona loatra ny vatana fa ny saina no atahorana raha possible aleo mitady joba tena hoe reven ela de manao ,fa raha tsy possible tohizo fa aza de atao raharaha hahavariana sao varianin io eo
78. rinakely1 ( 05/01/2004 13:43)
mandainga daholo ny namana eto raha mbola tsy ni-masta izany na vhv iio na lhl.
79. fijo ( 06/01/2004 11:16)
izany an.marina izany,sady tsara koa anie io e.
80. ikaretsaka ( 08/01/2004 18:31)
masturbating is not a crime e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1156