FIVAVAHANA haitraitra!? ... inona izany

41. rhaj0 ( 27/10/2015 11:24)
rhaj0:
Izao izao maty Jesosy, dia ny fampianarany sy fahagagana nataony (hono) tsy nitohy intsony..
Strong3:
tsy mitohy intsony ahoana???

Koa teo @ faha-30 taonany teo IZY no maty, sa tsy izay?

Dia io ho'a, ndao azany alefa ny imagination eee... izay mahatonga ny azy alavitra indrindra :-)
- dia... imaginer-o hoe, tratra antitra toa an'i Abrahama koa i Jesosy ary nahatratra 175 taona..
- dia... tena betsaka no avotra, na dia izay tao Kanaan tao fotsin yazany...

Fa jereo anie google ee
http://lmgtfy.com/?q=what+happened+in+175+bc
mitondra eto:
https://en.wikipedia.org/wiki/175_BC
"the Egyptian ruler, Ptolemy VI, lays claim to (..) Palestine"

Koa "raha tsy maty i Jesosy"...

- dia... nety nahazo ny paquet-ny indray izany ny Ejipsiana fa io nanjanaka an'i Palestine io..

42. RBNIR ( 27/10/2015 11:27)

Strong3:

tsy mitohy intsony ahoana???

iza no nilaza anao an'izany ? :-)

amin'izao aza no tena isehoan'izany kou,
raha tsy izany ve ny sasany hisoratena hoe : izy irery no mampianatra mitovy 100% amin'ny an'i Jesosy :-)

ny fahagagana dia ara-tsoratra masina ary mbola miasa hatramin'izao isak'izay misy mino mark 16 io

ho an'i mino io, fa ny any sasany moa dia hoe ny pasiterany sy ny presibiterany ihany no mahay izany fa izy mpitanjiro sy mpitati-dresaka mpanao pub eny tontolo eny fotsiny, hoe mivavaha any aminay fa le pasiteranay ao tena nirahin'i Jesosy fa le anareo any vongan'ovy :-) hihihi dia ny tena no menatra sy manongo tena

Dia tena tafalentika lalina ao anatinao mihitsy ilay izy namana strong3 an, averina hatrany, tsy fanandratatena, tsy fieboeboana, fa marina tsy maintsy ambara, tsy nisy naniry ny hirahin'i Jesosy fa rehefa manirak IZY tsy maintsy mandeha rehefa manambara IZY hoe izao tenenina dia tsy maintsy lazaina (na dia mety maharary ny hafa aza izany)...
« Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason'Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra. » (Asa.4:19)
Ny hafatra dia ity , ny atao hoe fampianarana tsy misy kilema dia fampianarana miainga mivantana avy any amin'Andriamanitra mankao amin'i Jesosy « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

Jesosy indray kosa avy eo no mifidy olona (tahaka ny nifidianany ireo apostoly fahiny) ary koa mampianatra mivantana an'ilay voafidiny tsy misy mpanelanelana...
Izay no marina satria izay no araka ny baiboly, Izay milaza fa manana ilay tsy misy kilema nefa tsy nandeha araka izay dia fampieritreretana no atolotra azy sao dia lasa mpampianatra diso ka dia hitondra fahaverezana ho azy sy ho an'ireo mpanaradia azy.....
43. Strong3 ( 27/10/2015 11:56)

rhaj0:

rhaj0:
Izao izao maty Jesosy, dia ny fampianarany sy fahagagana nataony (hono) tsy nitohy intsony..
Strong3:
tsy mitohy intsony ahoana???

Koa teo @ faha-30 taonany teo IZY no maty, sa tsy izay?

Dia io ho'a, ndao azany alefa ny imagination eee... izay mahatonga ny azy alavitra indrindra :-)
- dia... imaginer-o hoe, tratra antitra toa an'i Abrahama koa i Jesosy ary nahatratra 175 taona..
- dia... tena betsaka no avotra, na dia izay tao Kanaan tao fotsin yazany...

Fa jereo anie google ee
http://lmgtfy.com/?q=what+happened+in+175+bc
mitondra eto:
https://en.wikipedia.org/wiki/175_BC
"the Egyptian ruler, Ptolemy VI, lays claim to (..) Palestine"

Koa "raha tsy maty i Jesosy"...

- dia... nety nahazo ny paquet-ny indray izany ny Ejipsiana fa io nanjanaka an'i Palestine io..

ei siiii
fa iza koa no nilaza taminao hoe TSY MATY I JESOSY KRISTY EH??

maty tena maty Izy fa ilay hoe NITSANGANA TAMIN'NY MATY IZAO NO olana kely amin'ny sainao siantifika tsimisiAtra
satria dia NITSANGANA TAMIN'NY MATY IZY (Jk) araka ny I Kor 15 ... dia tsy afaka ny hitory sy hipetsopetsona eto ny tenanay raha tsy nisy izany fitsanganana izany

fa izay moa ilay lazaina foana hoe raha tsy mbola mino ianao dia sarotra niresaka satria finoana avokoa izany fa tsy fahalalana! :-)
44. Strong3 ( 27/10/2015 12:22)
RBNIR:
Dia tena tafalentika lalina ao anatinao mihitsy ilay izy namana strong3 an, averina hatrany, tsy fanandratatena, tsy fieboeboana, fa marina tsy maintsy ambara, tsy nisy naniry ny hirahin'i Jesosy fa rehefa manirak IZY tsy maintsy mandeha rehefa manambara IZY hoe izao tenenina dia tsy maintsy lazaina (na dia mety maharary ny hafa aza izany)...
« Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason'Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra. » (Asa.4:19)
Ny hafatra dia ity , ny atao hoe fampianarana tsy misy kilema dia fampianarana miainga mivantana avy any amin'Andriamanitra mankao amin'i Jesosy « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

Jesosy indray kosa avy eo no mifidy olona (tahaka ny nifidianany ireo apostoly fahiny) ary koa mampianatra mivantana an'ilay voafidiny tsy misy mpanelanelana...
Izay no marina satria izay no araka ny baiboly, Izay milaza fa manana ilay tsy misy kilema nefa tsy nandeha araka izay dia fampieritreretana no atolotra azy sao dia lasa mpampianatra diso ka dia hitondra fahaverezana ho azy sy ho an'ireo mpanaradia azy.....

KA AHOANA HOA NO ITOPOANAO TENY FATRATRA FA IANAREO IRERY NO IRESAHAN'IO JESOSY IO?

SATRIA VE NY PASITERANAREO IRERY NO MASINA, MARINA , MADIO, MENDRIKA, TSY NANOTA, TSY MISY HELOKA sns....

(ialana tsiny fa efa fomba vaovao eto izao ny sora-baventy... hihihihi :-) )

45. rhaj0 ( 27/10/2015 12:23)
ia ia.. "maty i Jesosy" kah... fa supposition ny ahy hoe, "raha tsy maty i Jesosy, dia inona no nitranga". Dia io izao no hitako: "nety nahazo ny paquet-ny indray izany ny Ejipsiana fa io nanjanaka an'i Palestine io.."

Fa i Jesosy "nitsangana t@ maty" io azany ve mbola "nanohy ny fampianarany sy fahagagana" eee...
Ameo toko aman'andininy mitantara izany indray azany eee...
46. RBNIR ( 27/10/2015 12:32)
Strong3:

KA AHOANA HOA NO ITOPOANAO TENY FATRATRA FA IANAREO IRERY NO IRESAHAN'IO JESOSY IO?

SATRIA VE NY PASITERANAREO IRERY NO MASINA, MARINA , MADIO, MENDRIKA, TSY NANOTA, TSY MISY HELOKA sns....

(ialana tsiny fa efa fomba vaovao eto izao ny sora-baventy... hihihihi :-) )

Raha misy hafa dia tokony hitory izay fahamarinana izay izy aloha,
P.S : misy olona iresahany (toy ny mpaminany) saingy tsy nampianariny mivantana toy ireo apostoly, Mat.7:21-23
47. RBNIR ( 27/10/2015 12:41)
Ireto no tsy maintsy tomombana,
1- Jesosy no mifidy,
2- Jesosy no mampianatra
3- Voaporofo fa mitovy 100% amin'ilay nampianariny fahiny ilay fampianarana,

Raha vao latsaka tsy afaka mihitsy hilaza ilay olona fa apostoly izy ary tsy afaka ny hilaza mihtsy izy fa ilay tsy misy kilema no ampianariny (nefa afaka mandainga ny olona)...
Ka dia ny fampianarany no hitsarana azy (rehefa tsy 100% mitovy amin'ny nampianarin'i Jesosy fahiny dia tsy izy e, na inona na inona ambarany satria...« Fa tsy misy hazo tsara mamoa voa ratsy na hazo ratsy mamoa voa tsara. » (Lio.6:43)

Tsy maintsy marina foana io teny io,:
Na iza na iza milaza azy ho manana ilay tsy misy kilema nefa tsy nampianariny mivantana tsy maintsy (AVERIKO TSARA FA TSY MAINTSY) misy fampianarana diso ao satria sain'olombelona no nanakatra azy fa tsy ilay natolotra avy any an-danitra....(mety ho marina amin'ny ampahany fa ny azo antoka dia TSY MAINTSY MISY DISO AO!!!!)
48. Strong3 ( 27/10/2015 12:51)
hotra ve hoe naminany hoe hisy accident , nefa rehefa natao ny fanadihadiana dia toa tsy sahy niteny indray pasitera hoe faminanina fa SAINA TONGA TAO AMINY FOTSINY DIA NOLAZAINY

fa rehefa nitranga ilay izy vao nambara ofisialy hoe faminaniana...

raha ny fampianarana momba ny bokin'ny apokalipsy indray dia toa gnostika be (hafetsena be ) no ampiarina satria natambatambatra daholo ny an'ny 7ème J sy ny Apoka sy ny dia hoe anareo manokana
... vao mandeha nge io fampianarana io dia vakiana fotsiny hoe : efa nolazain'i rakoto izany na rabe eh
___ fa ianao moa izany vao tao no nivavaka dia toa mandaitra be aminao izay lazain'i dadapasy anao ao :-)

TSY MISY ZAVA-BAOVAO MIHOATRAN'NY BAIBOLY ETO RA RBNIR ôh , fa ny tao anaty baibly ihany no iaraha mahita sy ampiarina

fa eto dia betsaka ny haitraitra ka lazaina fa izany no HAMPIAVAKA NY FIANGONANA iray dia iny no voizina hoe tena marina
__ TENY MANAITRA SY MAMPIENTANENTANA

vitao ny asan'ny fahamarinana ...

inona no atao teny hampiavaka atsika? ... atao atao hoe : ITY NO TENA IZY, ITY NO TSY MISY KILEMA
ITY NO FAMPIANARANA originaly izay notorian'i JK tany amin'ny 2000taona lasa

__ be ny mpitory hoy aho fa TSY MATIKAMBO HOATRANAREO IO

mba JEREO NY GBT izany ... ngamba hain'ny pasteur-nareo tsara ireny
OLONA TSOTRA , MITORY NY TENY, TSY MISY FILAZANA HOE IZAHAY NO TENA MAHERY

fa io hoe dia nitapany ihany no mikobana eto antaninarivo eto eh
49. RBNIR ( 27/10/2015 12:58)

Aza dia tia manaratsy fotsiny namana a! izaho ange efa nampitovy vao nisafidy fa tsy hoe....
Raha hendry ianao dia tokony entinao tsara hoe ity izao fampianaran'i rakoto no nalainy dia porofoy fa aza mitsikera sy manaratsy fotsiny e!!!
Ento eto fa porofoiko aminao fa i rakoto no nindrana namana....
50. RBNIR ( 27/10/2015 13:04)
Ary tsy lavina fa ankehitriny dia efa be dia be ny rakoto nindrana tao saingy tsy olana mihitsy izany fa tandremo fotsiny mampianatra zavatra diso e!!!
Raha am-pita an'ilay fampianarana ihany dia zarao tsara araka ny nanomezan'i Jesosy azy fa aza avilana ny fampianarana satria tsy an-tsika io fa Azy....
51. Strong3 ( 28/10/2015 06:06)

rhaj0:

ia ia.. "maty i Jesosy" kah... fa supposition ny ahy hoe, "raha tsy maty i Jesosy, dia inona no nitranga". Dia io izao no hitako: "nety nahazo ny paquet-ny indray izany ny Ejipsiana fa io nanjanaka an'i Palestine io.."

Fa i Jesosy "nitsangana t@ maty" io azany ve mbola "nanohy ny fampianarany sy fahagagana" eee...
Ameo toko aman'andininy mitantara izany indray azany eee...

__« Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina; » (Jaona 20:22)
« na helok'iza na helok'iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an'iza na an'iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany. » (Jaona 20:23)
« Ary nony afaka havaloana, dia tafangona teo indray ny mpianany, ary teo koa Tomasy. Dia tonga Jesosy, rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany, dia nanao hoe: Fiadanana ho anareo. » (Jaona 20:26)
___
« Ary, indro, Izaho mampitondra ny teny fikasan'ny Raiko ho anareo; fa mitoera eto an-tanàna mandra-panafiana anareo amin'ny hery avy any amin'ny avo. » (Lioka 24:49)
__
« [Ny nilatsahan'ny Fanahy Masina tamin'ny Andro Pentekosta, sy ny tori-teny nataon'i Petera tamin'izany] Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 2:1)
« Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany. » (Asan'ny Apostoly 2:2)
« Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany. » (Asan'ny Apostoly 2:3)
« Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy. » (Asan'ny Apostoly 2:4)
« Ary nisy Jiosy, mpivavaka tsara, nitoetra tany Jerosalema, avy tany amin'ny firenena samy hafa rehetra ambanin'ny lanitra. » (Asan'ny Apostoly 2:5)
« Ary nony re izany feo izany, dia niangona ny olona maro ka very hevitra, fa samy nahare azy ireo niteny tamin'ny fiteniny avy izy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 2:6)
« Dia talanjona sady gaga izy rehetra ka nanao hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo? » (Asan'ny Apostoly 2:7)
« Koa ahoana no andrenesantsika amin'ny fitenintsika avy izay nahabe antsika » (Asan'ny Apostoly 2:8)
« - dia Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia » (Asan'ny Apostoly 2:9)
« sy Frygia sy Pamfylia, sy Egypta sy ny tany Libya izay manodidina an'i Kyrena, ary vahiny avy any Roma, na Jiosy na proselyta, » (Asan'ny Apostoly 2:10)
« Kretana sy Arabo - koa ahoana no andrenesantsika ireo miteny amin'ny fitenintsika avy ny asa lehibe ataon'Andriamanitra? » (Asan'ny Apostoly 2:11)
« Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr'izany? » (Asan'ny Apostoly 2:12)

Hovaka indray izao ny sain'i rhaj0 hoe : ahoana indray izany resaka izany
zava-dehibe hoan'ny kristiana ny fandraisana io Fanahy Masina io, IO NO TENY FIKASANA HOAN'NY MINO, ARY POROFO FA MARINA NY BAIBOLY FA TSY tantara fotsiny ihany

io no fahagagana lehibe !!!
52. Strong3 ( 28/10/2015 08:16)
Nindrana tao aminareo ve? ... hahahah

ANS asa saiky tsy feno ka dia hoe : ianareo no ho fitaratra amin'ity resaka ity
toa vhv no 90% anareo hoa eh
fa nakaiza ny vadin'ireny vhv misarondoha bedebe ireny?
HS ALOHA izay eh hihihi

fa ilay hoe nindra tao aminareo aloha dia mdr beuh , ianareo vao zaza omaly ve no hakan'olona lesona, raha ilay fiangonana marary kely anelakela-trano ireny nga ka tsy haiko

fa aza dia miteniteny foana hoa!

53. RBNIR ( 28/10/2015 08:29)
Strong3:

fa ilay hoe nindra tao aminareo aloha dia mdr beuh , ianareo vao zaza omaly ve no hakan'olona lesona, raha ilay fiangonana marary kely anelakela-trano ireny nga ka tsy haiko

Dia tonga amin'ilay fiteny hoe Aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko tanteraho,
Iza no manambany an'iza eto??? Iza no mihevitena ho lehibe sy lafatra eto???
54. rhaj0 ( 28/10/2015 10:31)
Strong3:
ianareo vao zaza omaly ve no hakan'olona lesona

Hi hi hi.. samy manao an'io ihany i Strong3 sy RBNIR, k'inona no mampikitakita an'i Strong3 eo...

@ resaka atsy izao i Strong3 hotry ny hanome lesona an'i Robertson.. rahefa hozy Robertson toatoa ny hoe, aoka izay fa ridicule eee... tsisy mitombona ireo "finoanoam-poana" ao Baiboly be dia be ireo... hi hi hi... tsy hainao angaha ry Strong3 fa i Robertson anie ka dia gourou-be mahatarika olona an-tapitrisany eeee?? (mba mivoaha ihany ho'a ao @ box-kelinao ao ry Strong3 aaaa)
55. Strong3 ( 28/10/2015 12:15)
hihihi hay ve tsy zaka rehefa atao aminao ilay resaka eh!?

56. Strong3 ( 28/10/2015 12:43)

RBNIR:

Ary tsy lavina fa ankehitriny dia efa be dia be ny rakoto nindrana tao saingy tsy olana mihitsy izany fa tandremo fotsiny mampianatra zavatra diso e!!!

:-) :-) :-) ... ny mpanao ihany anie no tsy mahazaka eh
57. rhaj0 ( 28/10/2015 12:51)
mampivanitika gilady fa i Strong3 ho'a tsy reraka ny mameli-tena eee...

Rahefa i RBNIR no manao azy, dia mikitakita lava io i Strong3 : izay ilay "tsy mahazaka", hoz'izy... Ka ahoana tsara hoe ny lojikanao ry Strong3 iii ?
58. RBNIR ( 28/10/2015 13:44)
rhaj0:

Rahefa i RBNIR no manao azy, dia mikitakita lava io i Strong3 : izay ilay "tsy mahazaka", hoz'izy... Ka ahoana tsara hoe ny lojikanao ry Strong3 iii ?

Dia soa ihany indray fa mbola tsy izaho ihany no niteny an'io....
>>>Strong3, misy mijery sy mamaky ange eto e!! sao ary adinonao??? (fatoran'ny lelanao eo ianao fa ataovy ihany.....
Averiko hatrany fa tsy maninona e, tsy fieboeboana, tsy fisekosekona fa fampianarana fanitsina izay diso ary fitaizana ho amin'ny fahamarina,

Koa aza dia diso fandray re fa filazana ny marina tsotra ihany no ataoko eto e...
59. Strong3 ( 29/10/2015 10:26)
eny ary hoa : ... dia mazotoa mitory ny tsy misy kilema ary kou
alefaso ny pub sitrany miakatra palais de sport
miditra ny dime
miditra ny fanatitra
...
tandremo fa efa hivoaka ny lalan'ny sabata ka sao ho tsy mahita andro hivavahana akohatran'io

aza avela hiteny ny vhv , fa asio fisalobonana foana ny lohany
.. fa mbola tsy tanteraka eo aminareo ny hoe : fa any .. dia tsy hisy lahy sy vavy

... dia mba mampita message ihany eh
raha misy fireharehana kely tafiditra ao amin'ny olona mino iray dia efa mitovy amin'ilay nazera izy izay .
60. RBNIR ( 29/10/2015 10:42)

Dia faly v ianao fa hivoaka ny lalana momba ny Sabata nefa zava-doza ho an'ny zanak'olombelona ny fivoahan'izany....
Ary na iza na iza mankasitraka izany dia mpanompon'ny bibidia izy....
http://forum.serasera.org/forum/message/m514aa208c1588
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3509