FMBM chômage technique :'(

81. rhaj0 ( 27/10/2015 10:40)
Hainao ve ny mecanisme-n'ny reaction chimique sy reaction nucleaire eeee ???

Raha hainao, dia (mety) ... mihena ny fanontanianao be dia be ireo..

Izaho moa efa nanao antso avo @ "Kristiana tsara sitrapo" eto, mba hanoro anao @ ireo zavatra (ridicule) izay (mbola) "inoanao" ireo.. nefa moa toa TSY MISY izany "Kristiana tsara sitrapo mba hanoro an'i Strong3 ny fiasan'ny tontolo" izany, ka dia ... mampalahelo na ianao na ny Kristiana namanao eee... indrindra ireo nilaza-tena hoe "tarihin'ny Fanahy Masina".. :-)
82. Strong3 ( 27/10/2015 12:33)
fa enao ve tsy tonga saina hoe tontolo samy hafa izany siantifika sy mpino izany?
koa iza no sahy hampianatra ahy eto hoe tsy famoronana no nisy teto antany fa reaction chimique?

Fanotaniana tokona nge no anotaniako anao eh fa tsy be dia be eh

hery avy aiza no nampitambatra ny môlekiola anakiray na maromaro hanome :
hazo
olona
trondro
masoandro

fa ianao miolakoka toa ilay bibilava tao saha edena no mahalava resaka eto :-) lol
83. rhaj0 ( 27/10/2015 12:59)
Inty azany misy "Kristiana tsara sitra-po" raha mba misokatra ihany ny sainao @ resakany eee...
(resaky ny samy Kristiana io ambany io)

"Pat Robertson to Ken Ham: 'Let's Be Real, Let's Not Make a Joke of Ourselves'
"Soyons réalistes, ne faisons pas une plaisanterie de nous-mêmes."

Loharano: http://www.christianpost.com/news/pat-robertson-to-ken-ham-lets-be-real-lets-not-make-a-joke-of-ourselves-114063/


(hi hi hi... dia ganga ianao rahefa mivanitika @ ilay "joke" aho)
84. Strong3 ( 28/10/2015 07:22)
no kidding hoa! tsy misy kristiana hanaiky ny fivoarana izany
fa amboary ny sainao

tsy mbola voavalinao hatrany ny fanotaniana dia mbola ampiana
fananinona no tsy lasa zavatra hafa ny olombelona nandrindra izay fivoarana nisy teto antany izay
85. Strong3 ( 28/10/2015 07:38)
Pat-Robertson:
"I don't believe in so-called evolution as non-theistic. I believe that God started it all and he's in charge of all of it. The fact that you have progressive evolution under his control. That doesn't hurt my faith at all," he said.

"I think it's time we come off of that stuff and say this isn't possible," he said.


mba tsy handratra ny sofin'i rhaj0 izany dia namboariboarina ny resaka eh!

dia manonofy atondro ny amin'izany fa ny baiboly dia tsy hiova hevitra mandrakizay

fa raha tena nahay izao ; izy roa lahy dia hoe
le tany no no-transformén'Atra ho olona dia nampiana rifotra dia lasa olona tampoka
fa ilay nanamboarana ilay taova tao anatin'ny olombelona aloha dia tsy hay hoe ahoana fa tongatonga hoazy hoa araka ny SAINA BE AN'I RHAJ0
86. rhaj0 ( 28/10/2015 10:23)
Strong3:
fananinona no tsy lasa zavatra hafa ny olombelona nandrindra izay fivoarana nisy teto antany izay

Hainao ve k'longany ny mecanisme de l'évolution ry kilonga aaaa...
Raha hainao, dia (mety) ... mihena ny fanontanianao be dia be ireo..


Strong3:
tsy misy kristiana hanaiky ny fivoarana izany
fa amboary ny sainao

oye oye.. marina hany izany.. ao @ imagination-nao ao... hi hi hi... efa namboariko ny imagination-ko, hi-imaginer ny imagination-nao, izay nanamboatra ny sainao hoe, "tsy misy kristiana hanaiky ny fivoarana izany"... googler-o ange eee...
http://lmgtfy.com/?q=christians+who+doesn%27t+believe+in+creation
87. Strong3 ( 28/10/2015 12:03)
Furthermore, evolution has evil fruits. The failed concepts of racism, fascism, Marxism, imperialism, etc., are all founded on evolutionary principles, as are the extant concepts of Freudianism, promiscuity, abortion, homosexuality, drug use, etc.

One's self-concept is tied up in his view of origins. It makes a big difference if we were created in the image of God, to bring Him glory and do His bidding versus being the chance by-product of primeval slime.

dia vaikivakio ao eh!
mianara lesona tsara
88. Strong3 ( 28/10/2015 12:10)
http://www.icr.org/sites/all/themes/psalm115/images/icr_logo_faebc0_fade.jpg

:-) :-)
89. rhaj0 ( 28/10/2015 12:24)
https://en.wikipedia.org/wiki/Institute_for_Creation_Research
Creationism is rejected by nearly all scientists,[52][53] with more than 45 science organizations having criticized creationism as not science.[54]

[size=10]52. As reported by Newsweek: "By one count there are some 700 scientists (out of a total of 480,000 U.S. earth and life scientists) who give credence to creation-science, the general theory that complex life forms did not evolve but appeared 'abruptly'," in "Keeping God out of the Classroom (Washington and bureau reports)", Larry Martz & Ann McDaniel, Newsweek CIX(26): 23–24, June 29, 1987, ISSN 0028-9604
53. "Creationism claims to be based on scientific rigour. In reality the methods employed by creationists are of three types: purely dogmatic assertions; distorted use of scientific quotations, sometimes illustrated with magnificent photographs; and backing from more or less well-known scientists, most of whom are not specialists in these matters"."The dangers of creationism in education". Parliamentary Assembly of the Council of Europe. Retrieved 2011-11-20.
54. "Statements from Scientific and Scholarly Organizations". National Center for Science Education. 2008. Retrieved 2008-09-06.[/size]



hi hi hi... nataoko madinika mba hijerenao azy tsara: "some 700 scientists (out of a total of 480,000 no mino ny creatinisme"... dia niampy iray (Strong3) sa roa (RAdavison) izany ny "siantista" mino ny creatinisme eee... 702 !!

90. rhaj0 ( 28/10/2015 12:39)
Dia raha manao kajikajy kely i Strong3
- 700/480.000 = 0.15% @ siantista rehetra no "mino" ny "creation" (ao anaty Genesisy)
- dia nefany, eo @ 5-7 % @ siantista rehetra no "mino" (an'Atra)... f'angaha ho'a tsy mampivanitika eee..

http://lmgtfy.com/?q=percentage+of+atheist+scientists
... the National Academy of Science charted belief in God as low as 5.5 percent among biologists and 7.5 percent among physicist and astronomers in a 1998 study.


[size=10](mba mivanitika miaraka amiko moa ry Strong3 aaa... mivanitika jaune eeee... :-)[/size]
91. Strong3 ( 29/10/2015 11:22)
mdr ... ny tsy hainao dia ny katolika foana no angalanareo ref amin'ity resaka ity

ary io statistique hitanao io dia amin'ny akapobeny eo ambava
fa ny tany tsy naterak'i erôpa dia mbola ao antin'ny finoana avokoa, fa ny andriamaniny no tsy mitovy amin'ny kristiana, ... ireo rehetra ireo anefa dia tsy misy manaiky izany hoe :
... hiaraka hitovy firazanana amin'i siantista sy ry rhaj0 hoe : rajako no razambeny
fa mino zanahariny ao avy izy rehetra ireo
na i azia, afrik , amerik atsimo, tany palestina ... dia googléo ao hoe ampahafirin'ny izay ianareo
wiki:
Since conceptions of atheism vary, accurate estimations of current numbers of atheists are difficult.[22] Several comprehensive global polls on the subject have been conducted by Gallup International: their 2015 poll featured over 64,000 respondents and indicated that 11% were "convinced atheists" whereas an earlier 2012 poll found that 13% of respondents were "convinced atheists."[23][24] An older survey by the BBC, in 2004, recorded atheists as comprising 8% of the world's population.[25] Other older estimates have indicated that atheists comprise 2% of the world's population, while the irreligious add a further 12%.[26] According to these polls, Europe and East Asia are the regions with the highest rates of atheism. In 2012, 47% of people in China reported that they were atheists.[23] The figures for a 2010 Eurobarometer survey in the European Union (EU) reported that 20% of the EU population claimed not to believe in "any sort of spirit, God or life force".[27]


... de ao anatin'ireo vitsy anisa ireo hoe izany i rhaj0 kelin'i Jesosy hihihi
kristiana izy teto gasikara fa tonga tao kanada tao izy dia nanaraka ny fanaon'ny namany izay kanada anisan'ny be tsimisiAtra indrindra eto antany.
tsy mahagaga, raha niova ho tsimisiAtra i rhaj0 izany :-)
92. rhaj0 ( 29/10/2015 12:27)
rhaj0:
http://lmgtfy.com/?q=percentage+of+atheist+scientists
... the National Academy of Science charted belief in God as low as 5.5 percent among biologists and 7.5 percent among physicist and astronomers in a 1998 study.

Strong3:
20% of the EU population claimed not to believe in "any sort of spirit, God or life force".

Izay izany eee...
- siantista : efa ho 94% no TSY mino "any sort of spirit, God or life force"
- EU population : efa ho 20% no TSY mino "any sort of spirit, God or life force"
- US population : 3% no atheista ary 5% agnostic (jereo eto)


Ny mahaliana ahy izao dia ny an'i Madagasikara.. officiellement dia tena tsy ao anatsy statistika akoriny ny atheista.. Dia raha ny eto @ forum eto izao dia... tena minoritaire aho zany eee...

Fa dia tsy quoi izany eee... satria izaho kosa aloha dia mahatoky fa rahefa io mipariaka io ny fahalalana, am-pahalalahana, dia tsy ho ela dia ho vita hatreo ity mentalite mihiboka ao @ box-kely ao io, ka mihevoka lava ao anaty boky tonta ao io...

Ianao Strong3 izao santionany.. f'angaha rahefa mitsikarokaroka ao io tsy ho voakitikitika ihany ilay saina matory eeee... Tsy efa mba miara-mivanitika (jaune) amiko ve i Strong3 eeee ?... :-)
93. Strong3 ( 29/10/2015 12:44)
mdr ... ianao irery izao no maiô zaonina eto ry ledada ah hahahaha

kay ve ny siantista ka mbola misy 6% tsy mino eh !

ka aiza aza izany , toa ho very anjavony ity fitoriana ataonao ity ry rhaj0 , kely madity tsy laitra akisoka eto ianao hoe tsimisiAtra ... nefa ianao irery no tsy mino izany , fa i endriny toa mino ihany fa marary fo tamin'ny fanambakana nataon'ny fiangonan-drazany tao dia niala kely aloha

fa aty gasikara toa izay tsy mivavaka amin'ny Atrin'ny baiboly toa mino razana kou, dia mino zanahary (kreasionista izany ny aty eh... aza mody aty koa fa sao miverina mino aty, nianao mako toa miaraka amin'ny lokon'ny tontolo misy anao no mampiova ny toetsainao kou hihihih :-) )

94. rhaj0 ( 29/10/2015 13:02)
Ny siantista sy ny atheista, h@ izay, dia ni-"laisse faire", raha resaka "finoana" io. Raha "mino" ianao, hoy zareo, dia ao ianao izany, satria moa
- ny siantista/atheista izay "tsy mino", dia tsy organisE (toa ny "tafika masina" hono) ka hoe hanery anao, na koa hanao propagandy..
- ny siantista/atheista dia mahatoky fa raha "misokatra ny saina" dia ... evident ny evidence, ary ridicule ny ridicule.. (u'now'wh'msay'n)

Fa tato ho ato, dia manomboka tena sorena ny siantista/atheista, satria dia tena mijabaka loatrany @ fi(s)ainan'ny olona ireo "mpino". Zahay aty amerika avaratra aloha dia tena sorenabe mihintsy @ ataon'ireo conservative toa ny Republican ao US, sy ny PC aty CA. Ka dia miombo-kevitra tanteraka aminy aho, raha izaho k'lou e... ka hoe mijoroa ry atheista ary "rock the boat", hoz'izy...

95. Strong3 ( 29/10/2015 13:19)
dia lasa kaonservatera dé atheista izany i rhaj0 rakizy ah
hanangana antoko afaka kelikely

ary profon'izany izy efa io minainaina tsy laitra eto io hihihi :-)

fa aty dago izany mbola tena sarotra ny hitondranao izany rivotra masison'i kanada izany
96. rhaj0 ( 29/10/2015 13:33)
Ilay TED ito dia maneho famelabelarana (talk/seminar) ifanakalozan'ny olona vaovao amam-pahalalana. Tsiditsidiho fa (mety) mahatsara ny fi(s)ainana ao... olona spesialista @ domaine-ny ao no mizara..
https://www.ted.com/
97. Strong3 ( 29/10/2015 13:57)
ie ao fa tsidihana sao mahaova olona ho kristiana aho za (hay kay moa JK)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6079