FIVAVAHANA haitraitra!? ... inona izany

81. bor2lais ( 02/11/2015 16:16)
:-)
82. Strong3 ( 03/11/2015 08:50)
ndao indray hoe avadika ny resaka fa misy tonga any anaty groupe-nay ilay resaka eto!

YAH hono izany no anaran'i Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba
fa ilay YHVH izany disodiso kely fa tafiditra tanaty baiboly tao izay tsy tiandry zareo nefa tiany hovaina ny ao anatiny!
83. Yahl ( 03/11/2015 09:56)
Strong3
ndao indray hoe avadika ny resaka fa misy tonga any anaty groupe-nay ilay resaka eto!


Yahl
Tratra @ marina indray de hanova sujet!? Tena devoly saina tokoa!!!
De aza ampidirina ao anaty groupe-nareo ary ny anarako fa izany no mifosa satria manao adin'ny lehilahy kanosa KANOSA!!!
De Môpera arahina f' ireny koa izao no mifanambady lahy samy lahy sady manamasina fanambadian' olona sy biby.


Strong3
YAH hono izany no anaran'i Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba
fa ilay YHVH izany disodiso kely fa tafiditra tanaty baiboly tao izay tsy tiandry zareo nefa tiany hovaina ny ao anatiny!

Yahl
Porofoy @ anaran' Jesôsnaw ary raha manome ny anaran' ny rainy ny anarana entin'ny zanany.
Ngah ny YHVH lasa IAVEH na JEHÖVAH? Mbola tsy novalianao koa ireo fanontaniana ireo.
84. Yahl ( 03/11/2015 10:51)

[quote=RBNIR]
Yahl, tsy misy ifandraisany amin'ny fivavahana haitraitra ny fitandremana ny didy fa efa voafetra mazava tsara ao amin'ny Kol.2:16-23 izany rehetra izany...

Yahl
Tena fivavahana haitraitra mitsy izany! Satria tsy azonao ny ambaran' ny soratra masina @'io toko sy andininy io: satria tsy tsaraina @ DXLM izay mampifady azy raha mbola nitandrina izany rizareo, fa efa afaka mihinana sy mifaly @ny fotoany rehetra nandraran' ny lalàna azy fahiny izy fa efa miaraka @' Yahoshuah.
Dia haitraitra ny ankoatr' izay!
85. rhaj0 ( 03/11/2015 11:34)
Yahl:
efa afaka mihinana sy mifaly @ny fotoany rehetra nandraran' ny lalàna azy fahiny izy fa efa miaraka @...

Manja kosa izany revin-dry Yahl izany kouh... mahazo "mirevibe" izany satria "efa miaraka Aminy" eee...

Ka mahazo miverina "mirevibe" izany hono ianao ry RBNIR aaa... ianao ve tsy "efa miaraka Aminy" kosany eee... Tsy haiko hoe maninona no contrediser-na(re)o @ izany i Yahl.. :-)
86. RBNIR ( 03/11/2015 11:53)
rhaj0:

Ka mahazo miverina "mirevibe" izany hono ianao ry RBNIR aaa... ianao ve tsy "efa miaraka Aminy" kosany eee... Tsy haiko hoe maninona no contrediser-na(re)o @ izany i Yahl.. :-)

Tsy izay mahafaly antsika anie no tokony atao fa izay mahafaly Azy e,
Tsy ny sitrapon-tsika fa ny sitrapony (simple kely fa ny finiavana ny hanantanteraka no tsy misy)

Mila mianatra tsara ny atao ho ambany lalàna sy ambany fahasoavana ny olona (VAKIO ATO) dia ho fantany fa tsy noravana akory ny lalàna fa nontanterahina (Mat.5:17),
Tsy foana akory ny lalàna fa vao maika natao niorina tsara (Rom.3:31)....

Mahagaga ahy amin'ny fampianaran'i Episkopo dia ity,
Raisiny tsara ity teny ity « Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana, » (1 Tes.4:3)

Fa dia mahazendana fa tsy mety raisiny ity :« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito vakio ny dikan-teny Diem) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)

Manamafy izany ny dikan-teny katolika amin'ny teny angilisy
9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,

http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4

Na inona na inona ambaran'i episkopo, dia tsotra e, samy dia ao amin'ny didy folo ireo...ary samy mbola tokony hotandremana,

Koa dia anjaran'ny tsi11 sisa no mandinika fa izao tsy i episkopo no tompon'ny lakile fidirana fa i Jesosy tsy didin'olombelona fa didin'Andriamanitra (Mat.15:8,9)....
87. Strong3 ( 03/11/2015 12:37)

Yahl:

Strong3
ndao indray hoe avadika ny resaka fa misy tonga any anaty groupe-nay ilay resaka eto!


Yahl
Tratra @ marina indray de hanova sujet!? Tena devoly saina tokoa!!!
De aza ampidirina ao anaty groupe-nareo ary ny anarako fa izany no mifosa satria manao adin'ny lehilahy kanosa KANOSA!!!
De Môpera arahina f' ireny koa izao no mifanambady lahy samy lahy sady manamasina fanambadian' olona sy biby.


Strong3
YAH hono izany no anaran'i Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba
fa ilay YHVH izany disodiso kely fa tafiditra tanaty baiboly tao izay tsy tiandry zareo nefa tiany hovaina ny ao anatiny!

Yahl
Porofoy @ anaran' Jesôsnaw ary raha manome ny anaran' ny rainy ny anarana entin'ny zanany.
Ngah ny YHVH lasa IAVEH na JEHÖVAH? Mbola tsy novalianao koa ireo fanontaniana ireo.


ity vava eh! rehefa tsy mahita baiboly mety aminareo any dia aza ny baibolinay FFPM no kitikitihana
yahousouanareo izao no devoly mampiteniteny foana anareo toa izao eto
raha mba ny baibolinay FFPM ihany no ampiasainiao dia ahalala tsara enao fa tsy nanondro olona ho devoly io baiboly io

fa izany moa no nampianariny anareo tany dia tsy omena tsiny
__ dia vakiana fotsiny ny ray niteraka anareo , mpiapanga olona hatrany
ary ny baiboly FFPM mihitsy no ovaina , izay nitranga tao amin'ny saha edena , izay nitranga teo antendromohitra araka ny Mat 4
milaza zavatra toa marina ianareo nefa ; manolaka ny marina sy ny teny fahamarinana

milaza va avy any ambony io teny io nefa mi-googlé dia efa mahita io

dia izao miteniteny foana izao no vokatrin'ny fanahin'io yahosouah io :-)
loza be ! sa leo manenjika actu ny ET dia eto no manala vokony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2648