FIVAVAHANA haitraitra!? ... inona izany
61. Strong3
(
29/10/2015 11:43)
hehehe ... ka tsy mino an'i Kristy ho mahavonjy nge ny sabatiste ry namana eh
fa tsy maintsy miantehatra amin'ny didy sy lalàna izy mba ahazo toky aranofo ao hoe : tena mety ny ataoko
io ilay fivavahana haitraitra , tsy mitondra makaiza fa eo ambovonana ihany
izay ilay lazain'i Paoly hoe:
__« Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy. » (Galatiana 2:21)
__« Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesosy Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin'ny hazo fijaliana; » (1 Korintiana 2:2)
... nefa ianareo dia misababaka sy manao fitandroa , TSY FINOANA NY Mat 17:5 izany mazava hoazy
_ fa tokana ny lalàna fa tsy mba maro:
« Izay mino Azy dia tsy helohina*; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka** rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanaka-lahy Tokan'Andriamanitra izy. [*Gr. tsaraina] [**Gr. voatsara] » (Jaona 3:18)
« Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jaona 3:36)
« Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany. » (Jaona 6:40)
AVERIKO IHANY ! maro ny fivavahana be ahitraitra ary mampifady olona ny zavatra maro, ary ianareo sabatista no lohany amin'io resaka manjioga tsy tokony atao amin'ny KRISTIANA IO INTSONY.

62. rhaj0
(
29/10/2015 12:33)
hehehe ... ka tsy mino an'i Kristy ho mahavonjy
mwa wah ha... Ka i Kristy azany nipepapepa, ary efa vita hira mihintsy, ka hoe, "Esory Re Ry Raiko, 'ty Kapoaka Mangidy", nefa "tsy noesoriNY" hono ho'a, fa dia maty, gli, ary dia noesoriny tsy eto an-tany i Kristy eee... Izany hoe, i Kristy azany tsy (naharay salaka) nahavonjy ny tenaNY, koa ianao indray veee.... :-)
63. Strong3
(
29/10/2015 12:58)
mah ! efa voasoratra fa hoatanao fihomehezana Izy ehdéh!!!
« ka hatolony amin'ny jentilisa mba hataony ho fihomehezana sy hokapohiny sy hohomboany amin'ny hazo fijaliana; ary amin'ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. » (Matio 20:19)
« Fa hatolotra ho amin'ny jentilisa Izy, dia hataony fihomehezana sy hisetrasetrany sy hororany » (Lioka 18:32)
tsy maninona izany , mivanitia dia tandremo tapaka ao ny zavatra :-)
I Kor 15 hoa dia fototrin'ny finoana kristiana fa ho reraka eo ianao raha hiezaka handrodana zavatra tsy hitamaso hihihi :-)

64. rhaj0
(
29/10/2015 13:09)
Strong3:
« Fa hatolotra ho amin'ny jentilisa Izy, dia hataony fihomehezana sy hisetrasetrany sy hororany » (Lioka 18:32)
Dia nidiran-doza izay Jentilisa fa "on the wrong side of the story"...
Izaho k'lou tsy "Jentilisa", na taranaky ny Jentilisa eee.. fa mba "mihomehy" kosa aho eee.. ka mampihomehy azany ka inona indray...
Fa kosa, tsy "misetrasetra na mandrora" aho ee... ka resaka "tsy-misy" koa ve moa hororaina ohatra...
65. Strong3
(
29/10/2015 13:15)
ie izay mihitsy , amin'ny siantista rehefa tsy azo porofo sy tsy hitamaso dia tsy misy
fa ny finoana kosa no mampisy azy hoan'i kristiana ka dia hivanitika , mihomehy tany vaky eto ianao izany rhaj0 hihihi :-)
fa enao jentilisa ka ... rehefa tsy jiosy dia jentilisa
sa mba hitomany ohatran'ny sasany hoe GASY JIOSY MANAJA NY DIDIFOLO SY MISY RAZANA JIOSY :p
DIA TSY MAINTSY MIVAVAKA SABATA SAO HONO TSY FANTATR'ANDRIAMANITRA EO hihihih

66. rhaj0
(
29/10/2015 13:23)
Strong3:
rehefa tsy jiosy dia jentilisa
mba mivoaha ho'a tao @ box-kely tao, ary ajanony ho'a io mifoka boky tonta io eee... fa dia lasa dia izao io sisa ny ao @ imagination-nao ao.
T@ jiosy sy jentilisa mifandramatra tao Kanaan t@ fotoan'androny, taona 0, dia ny dadaben'ny nenibenao dia tatsy Azia atsimo atsinanana nijery flOra...
67. Strong3
(
29/10/2015 13:52)
mdr... sao mba ny dikan'ny jentilisa aza no tsy azonao hihihihi :-)
googléo indray aloha :p
googléo indray aloha :p
68. rhaj0
(
29/10/2015 14:21)
no probl..
Gentile = 1.of or relating to any people not Jewish.
2.Christian, as distinguished from Jewish.
3.Mormon Church. not Mormon.
4.heathen or pagan.
5.(of a linguistic expression) expressing nationality or local origins.
6.of or relating to a tribe, clan, people, nation, etc.
7.a person who is not Jewish, especially a Christian.
8.(among Mormons) a person who is not a Mormon.
9.a heathen or pagan.
Origin of gentile
English - Latin
Mahita sinoa sy karana, na koa Azia atsimo atsinana ao ve ianao ry Strong3?
T@ io fotoan'andro io ve tsy efa kOpy ianao fa, tsy kOpy ny tao Kanaan fa, kay misy olona koa atsy ambadiky ny bonga eee..
Fa oainina moa ny olombe-nao ao ho'a, ary dia "nampinoiny" ianao hoe, Gentile koa ny Aborizena atsy Amazonia sy Aostralia.. Dia io tokoany ianao mi-boloky ary tsy mahalala oainina..

69. RBNIR
(
29/10/2015 16:17)
« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito vakio ny dikan-teny DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)
Manamafy izany ny dikan-teny katolika teny anglisy :
9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,
http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4
Manamafy izany ny dikan-teny katolika teny anglisy :
9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,
http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4
70. Strong3
(
30/10/2015 08:52)
« [Ny amin'i Kornelio] Ary nisy lehilahy anankiray tany Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapiteny tamin'ny antokon'ny miaramila atao hoe Italiana; » (Asan'ny Apostoly 10:1)
« Ary nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Petera; vonoy, ka hano. » (Asan'ny Apostoly 10:13)
__« Ary talanjona ny mino isan'ny voafora izay niaraka tamin'i Petera, satria nilatsaka tamin'ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina. » (Asan'ny Apostoly 10:45)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=3&cad=rja&uact=8&ved=0CCkQFjACahUKEwib74ig3-nIAhVDOBoKHV9cDA4&url=http%3A%2F%2Fgodieu.com%2Fdoc%2Fbibliorama%2Fvoyages_paul.html&usg=AFQjCNFOf_VwnaOr09p927d3KiyKcshqzA&sig2=VRXEv_VQF1pdu7RawN-6qw
dia vakivakio ao izany hoe taiza ilay tsy hitan'i baiboly ?

71. Yahl
(
30/10/2015 10:26)
[quote=Strong3]
« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16)
« aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an'i Kristy. » (Kolosiana 2:17)
« Aza mety hofitahina tsy hahazoanareo ny loka noho ny fanetren-tena haitraitra sy ny fivavahana amin'ny anjely, ka mitompo amin'ny zavatra efa* hitany sady feno fiavonavonana noho ny fisainan'ny nofony [* Na: (tsy)] » (Kolosiana 2:18)
« ka tsy mihazona ny Loha; Izy no itomboan'ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin'ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan'Andriamanitra. » (Kolosiana 2:19)
« Ary raha niara-maty tamin'i Kristy ianareo ka efa afaka tamin'ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, nahoana no toa mbola velona amin'izao tontolo izao ihany ianareo ka mety hodidiana hoe: » (Kolosiana 2:20)
« Aza mandray, aza manandrana, aza manendry - » (Kolosiana 2:21)
« levona amin'ny fanaovana ihany izany rehetra izany - araka ny didy sy ny fampianaran'olona? » (Kolosiana 2:22)
« Izany rehetra izany dia ankalazaina ho fahendrena amin'ny fivavahana haitraitra sy ny fanetren-tena ary ny fampahoriana ny tena, nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo. » (Kolosiana 2:23)
IO NO LOHAHEVITRA ANDEHA HODINIHINA ARY ! >
zarao amin'ny fomba tsotra tsy misy OLAKOKA ny hevitrao !
ary aza entim-po mafana ka ho HS
[/quote=Yahl]
Haitraitram-pivavahana daholo ny fiangonana rehetra mitandrina didy folo ny lalàn' i Môizy ary ny miantso jesôsy, jesoa, zezo ieshoua sy ny ieshoshouah rehetra; Satria mpandika lalàna daholo. Tokana ny fanjakan'Atra. fa tsy mizarazara ary tena lalàna izany. I Kor.1: 10Ary mananatra anareo aho, ry rahalahy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tsara ianareo hiray saina sy hevitra.
Ka ianareo ireo dia tena fitsitokotokoana no misy. Na sasany te hitandrina ny sabata, ny sasany te hifady kisoa sns... Tena zanak'ilay vehivavy janga daholo ny fiangonana toy ireo maneran-tany.
72. RBNIR
(
30/10/2015 10:39)
Yahl, tsy misy ifandraisany amin'ny fivavahana haitraitra ny fitandremana ny didy fa efa voafetra mazava tsara ao amin'ny Kol.2:16-23 izany rehetra izany...
73. Strong3
(
30/10/2015 10:56)
tena ahitraitra mihitsy aloha izy io ka ... araka ny Gal 3 dia mazava tsara ry RBNIR fa miala amin'ny fahasoavana ny olona mitourna makany amin'ny fitiavana te hoamarinina amin'ny lalàna
__ fa ny Kol 2:16-23 lazainao io dia hoan'ny T1 amin'ny finoana no nahatonga an'i Paoly nilaza io
nga tsy hainao fa misy kilasy miakatra ny finoana
ianao izao ilay karazan'ny mpino matahotra mihinana hena aterina amin'ny sampy
****** fa i Yahl indry izao dia mampiasa ny testameta vaovao izy nefa milaza fa teny grika jentilisa no nanao sy nanova io boky io
ka inona moa no mbola hinoanao io resaka ao io eh
toa kinga ery ianao manoratra ilay 1 Kor 1:10
nefa ny anaran'Atray ihany no ao
manamboara hoa baiboly hafa raha te hampiditra sy hanova ny finoana efa mipetraka ao amin'io baiboly FFPM io
___ fa aleo mba anotaniana kely ihany i Yahl:
inona moa izany no lalàna mba tandremanareo rehefa tsy mitandrina ny DXLM ianareo?
dia tanisao

74. RBNIR
(
30/10/2015 11:38)
Dia tena variana aho fa dia lasa H.S mihitsy ilay resaka, kol.2:16-23 no natolotra lasa voaresaka ny didy folo, fahafolokarena, sns....miditra hatramin'ny Gal.3
Nefa ao amin'ilay kol.2:16-23 efa misy teny mazava be hoe "izany rehetra izany....dia fivavahana haitraitra???
Ary efa faritany mazava tsara ireo ambarany amin'ilay hoe "izany rehetra izany"...
Dia tena variana ao ry namana isany......

75. Strong3
(
30/10/2015 12:14)
hay forme fa tsy fond ilay resakao kou !
dia ny olona roa no lazainao HS nefa enao no tsy maharaka ny fomba fandinihana bible mihitsy
fa eto hoa izay vao tapotapohan'ny nahita fiangonana nivavahana nanaitra azy dia vakiana fotsiny.
manohana be fahatany ilay pasiterany na ilay episkopoany na maoperany na loholony na ny fiangonana mihitsy aza
fa tsy ilay baiboly eny antanana no jerena tsara hoe : makaiza ity lalana ity

76. RBNIR
(
02/11/2015 02:43)
Faly miarahaba namana,
Tsy marina v no nolazaiko : bor2lais = Strong3
"forme fa tsy fond"???
Raha ny famakiana baiboly dia tsotra:
1- Misy teny manambara zavatra réel : tsy misy heviny miafina fa avy dia raisina ara-bakiteny
2- Misy kosa manambara zavatra iréel : manana heviny miafina ka mila takarina ny heviny (toy ny bokin'ny apokalipsy sy ny bokin'ny daniel mpaminany...
Inona moa no tsy efa mazava ao amin'ny kol.2:16-23 no mbola "manampy" teny hafa any amin'ny Gal.3 indray isika hamohahana ny dikan'ny hoe fivavahana haitraitraitra ???
ne ny teny dia efa mazava B hoe "Izany rehetra izany" dia ....fivavahana haitraitra...Kol.2:23???

77. bor2lais
(
02/11/2015 07:57)
RBNIR:
Tsy marina v no nolazaiko : bor2lais = Strong3
"forme fa tsy fond"???
:-)
Azonao ve aloha ny atao hoe "forme" sy "fond" ?
:-)
78. Strong3
(
02/11/2015 09:45)
bor2lais:
RBNIR:
Tsy marina v no nolazaiko : bor2lais = Strong3
"forme fa tsy fond"???
:-)
Azonao ve aloha ny atao hoe "forme" sy "fond" ?
:-)
hihihih :-) :-) :-)
79. Yahl
(
02/11/2015 14:48)
[quote=Strong3]
tena ahitraitra mihitsy aloha izy io ka ... araka ny Gal 3 dia mazava tsara ry RBNIR fa miala amin'ny fahasoavana ny olona mitourna makany amin'ny fitiavana te hoamarinina amin'ny lalàna
__ fa ny Kol 2:16-23 lazainao io dia hoan'ny T1 amin'ny finoana no nahatonga an'i Paoly nilaza io
nga tsy hainao fa misy kilasy miakatra ny finoana
ianao izao ilay karazan'ny mpino matahotra mihinana hena aterina amin'ny sampy
[/quote= Yahl]
Tsy misy kilasy izany ny finoana! fa rehefa diso dia diso ary tsy misy marina roa izany nefa samy miantso Jesôsy fa samy very any @ helo fa diso Atra.
[quote=Strong3]
****** fa i Yahl indry izao dia mampiasa ny testameta vaovao izy nefa milaza fa teny grika jentilisa no nanao sy nanova io boky io
ka inona moa no mbola hinoanao io resaka ao io eh
toa kinga ery ianao manoratra ilay 1 Kor 1:10
nefa ny anaran'Atray ihany no ao
[/quote= Yahl]
Ny resaka sasany izay tsy fantatrao ao anaty baiboly izay nisy nanova ary mamitaka anao, mba entin' ny samy miantso Jesôsy hanaparitahana ny vato fa samy mpitory olona iray ihany ry zareo samy mpitondra fivavahana araka ny pôlitikan'ny illuminatti.
Mba fantatrareo ihany kay fa tsy misy hamarinina @ lalàna, nefa mbola tandremanareo iany ny DXLM?! Mahagaga!!! enao ry namana.
manamboara hoa baiboly hafa raha te hampiditra sy hanova ny finoana efa mipetraka ao amin'io baiboly FFPM io
Enaw efa nilazako ny @'izay, fa adinonao sahady.
Tsy hanonta baiboly intsony no hatao izao, fa ny FMBM aza tratry ny KRIZY, satria mahalala ny marina nefa mbola manaonao foana iany. Fa hitory ny marina mitondra olona hiverina @' Atra. hankany an-danitra. Dia ilay fampianaran' Yahoshuah izay tokana sady hafa tsy mitovy @'izay ifandroritan' ny Judeo-chrétienne miantso Jesôsy rehetra, na ianareo izay antsoina @ anarana tena izy hoe: PROSELYTA. Dia ianaraeo rehetra mampifangaro ny DXLM @ lalàn' Yahoshuah izany.
Matio23:15 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa mandeha mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho proselyta; ary rehefa azonareo izy, dia ataonareo zanaky ny helo mihoatra indroa noho ianareo aza
Ny Mpanora-dalàna sy ny Fariseo mpitandrina DXLM aza zanaky ny helo !!! De enao mbola hampitandremany izany io lasa mbola any ambaniny ao @ helo lazain' Tahoshuah io !!! De mihevera tena hoa'ah.
[quote=Strong3]
___ fa aleo mba anotaniana kely ihany i Yahl:
inona moa izany no lalàna mba tandremanareo rehefa tsy mitandrina ny DXLM ianareo?
dia tanisao
[/quote= Yahl]
Tsy voatanisa izany, satria lalànan' ny Fanahy. Na izany aza dia omeko kely ampahany @ fomba filazan' Yahoshuah azy ihany ianareo.
1°)Jaona 12: 49 satria Izaho tsy niteny ho Ahy, fa ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy izay holazaiko sy izay hotoriko.
50 Ary fantatro fa fiainana mandrakizay ny didiny; koa izay lazaiko dia lazaiko araka izay nolazain'ny Ray tamiko.
2°)Efes.4 :22 mba hialanareo ny toetrareo* taloha araka ny fitondran-tenanareo fahiny, izay mihasimba araka ny filan'ny fitaka; [* Gr. olonareo] 23 fa mba hohavaozina kosa ianareo amin'ny fanahin'ny sainareo,
Tsarovy tsara fa na ny namana ratsy aza ialàna. Kanefa ao ireo mpiray fiagonana @reo mpimamo sy mpijangajanga sns...
Tsy nohavaozina izany ianareo satria ny fanahy no mibaiko ny saina, ary ny fo no itoeran' ny Fanahy, nefa ny fonareo dia feno haratsiana izay avoaky ny vavanareo @ teny ratsy, argot sns...
Efes.4:24 ary mba hotafinareo ny toetra* vaovao, izay noforonina araka an'Andriamanitra amin'ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba ny fahamarinana. [* Gr. olona]
Fa taiza no misy DXLM miteny toy izany. F' angaha nahamasina ny DXLM? na dia marina sy masina aza.
Efes.4:25 Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin'ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan'ny momba ny tenan'ny namantsika avokoa isika.
Ny anareo ny lainga ao ihany fa rehefa te-handainga de mandainga, ao iany ny fijangajangana ka rehefa takona ny olona dia manao iany. Ao iany le mangalatra fa mba mody tandremana fotsiny le oe aza mangalatra fa rehefa tsy misy mahita de maka iany.
Efes.4:26 Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo.
Fa ny anao kosa de, valifaty no lazain' ny DXLM? Satria maso solon' ny maso ary nify solon' ny nify. Dia valifaty foana sy otri-po.
Efes.4:27 Aza manome fitoerana ho an'ny devoly.
Ny devoly izany no mbola manjaka @ ny olna mitandrina DXLM.
II Kor.3:7 Fa raha ny fanompoana nitondra fahafatesana aza, izay voasoratra teo amin'ny vato
Mitondra faharfatesana hay ilay voasoratra t@ vato!??? Kanefa iza no tmpon' ny fahafatesana?
Hebreo 2: 1414 Koa satria manana nofo aman-drà ny zaza, dia mba nandray izany koa Izy, mba handringanany amin'ny fahafatesana ilay manana ny herin'ny fahafatesana, dia ny devoly
Koa manompo devoly izany ianareo izay itandrina DXLM!! De sady mpanota foana! Satria Jesôsy ilay atra.tsy izy de mamitaka ny olona hitandrina DXLM. satria tsy te ho very irery izy, dia asainy manohitra an' Atra. koa nareo.
IJaona 3 : 4 Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna.
I Jaona 3 : 8 Izay manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin'ny voalohany.
Ampy sa mbola ampiana ireo santionany ireo hisainanao indray @' ity alina ity?!
80. RBNIR
(
02/11/2015 15:03)
bor2lais:
RBNIR:
Tsy marina v no nolazaiko : bor2lais = Strong3
"forme fa tsy fond"???
:-)
Azonao ve aloha ny atao hoe "forme" sy "fond" ?
:-)
Fa tsy izay ihany anie e, :-= :-) :-) = hihihi