FIVAVAHANA haitraitra!? ... inona izany

21. RBNIR ( 26/10/2015 10:48)
P.S: hatreto aloha dia mbola taritinao foana ilay H.S.....lasa mihitatra b mihitsy (soa fa ianao ihany no manitatra azy...)
22. Strong3 ( 26/10/2015 11:28)
tsy hitanao nga io mpamendrofendro anao io eh!? :-)
Tapitra!
23. RBNIR ( 26/10/2015 11:47)
Rhajo v? mihezaka ny mandresy lahatra ny olona amin'ny alalan'ny convictiony sy ny zavatra fantany izy (toy ny olona mbola tsy nahafantatra Azy rehetra ihany)...

Raha sitrapon'ny Tompo (ary izay no hangatahiko mafy Aminy) mba hahiratra ny mason'ny namantsika atheist rehetra eto...

Tsy misy fahavalo fa tokana ny fahavalo dia ilay eny amin'ny rivotra e!

Aza diso fahavalo hoy aho fa hikatona ao ianareo dia adinonareo ny mission (« Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota » (Mar.2:17)

P.S : tsy haiko aloha raha misy tahaka ahy ato fa izaho koa ange mba otraotran'i rhajo sy endriny ireny ihany taloha e! (mety ho pire aza)....Tsy holazaiko eto fa JESOSY NAHAFANTATRA TSARA!!!

« [Ary raha naharitra nanontany Azy ireo, dia nitraka Izy ka nanao taminy hoe: Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany] » (Jao.8:7)
24. Strong3 ( 26/10/2015 12:23)
« Izany rehetra izany dia ankalazaina ho fahendrena amin'ny fivavahana haitraitra sy ny fanetren-tena ary ny fampahoriana ny tena, nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo. » (Kolosiana 2:23)

... nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo.

io teny io angamba no tsara hitarihana ny resaka fandalinana ny lohahevitra eto

inona moa ireo fivavahana toa miendrika haitraitra fotsiny ihany, nefa tsy mahaisotra ota, tsy mahavonjy , tsy ao anatin'ny fepetra handrovana ny lanitra
__ andeha ary halefa tsirairay izy ireo mba tsy hanadinoana ny teny sy ahalalina ny resaka fa tsy haolakolaka

1/ fanatitra (ara-matierialy)
ahoana ny hevitrareo

2/ ampahafolon-karena (io ve ilay hoe angonina ho arena any andanitra)
ahoana ny hevitrareo

3/ sabata (raha hoarina amin'ny « Fa miambena* ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan'ny Zanak'olona. » (Lioka 21:36) ohatra!!?)

hatreo aloha sao misy tsy voavaly/ very any amin'ny afobe ve izay tsy mahatontosa ireo?
ahoana hoy ny soratra masina

[ho fafana izay HS ... :-)
25. RBNIR ( 26/10/2015 12:38)
Ny momba ilay fivavahana haitraitra dia efa voalaza ao amin'ny toko sy andininy io avokoa (kol.2:16-23) tsy voaresaka ao ny fanatitra, ampahafolon-karena fa raha ny sabata kosa dia mila mandray ilay dikan-teny frantsay ny olona (sabbats) tsy milaza zavatra tokana fa maromaro, ary tsy tafiditra ao ny sabata (andro fahafito) satria efa notsindrina tsara fa « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito araka ny dikan-teny DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)
Manamafy izany ny dikan-teny katolika amin'ny teny angilisy....

Ireo sabata ao amin'ny levitikosy 25 no resahina eto
26. RBNIR ( 26/10/2015 12:38)
:-) raikitra ngah ny sivana??
27. rhaj0 ( 26/10/2015 12:39)
Strong3:
tsy mahaisotra ota

Inona k'lou no dikan'ny hoe "mahaisotra". Hoe, "manala ota" sa "manafaka ota" ve no tianao tenenina?

Raha izany dia... hi hi hi... efa "nanota" ianao, koa ahoana koa no "inoanao" fa mety ho "afaka" dia voa-gomme eo fotsiny izany ??? mazia-mazia ?

Efa voasoratra voapetaka eo @ tampi-kandrinao ny "ota"-nao re ry Strong3 aaaa... ary i Piera na i Jesosy dia mahita tsara ny tampi-kandrinao io, na dia heverinao fa ... efa voafafan'ny "fanatitra" na "1/10-harena" na "sabata" na ... "vavaka gilady lava renibe" azany... :-)


hi hi hi.. fa marina fa ny imagination-nao dia afaka "mahaisotra" izay tiany ao.. satria .. "mahery ny imagination".


(HS: ary inona koa ity ilay hoe izaho "mamendrofendro" eee ?? "mifendro" ahy angaha i Strong3? :-) ... vita HS
28. Strong3 ( 26/10/2015 12:51)
RBNIR>> .. hanomboka hivily lalana indray ianao iny
tsy ao mihitsy ve ? ... mba ahay hanala fanadinana ve ianao ity eh ? hihih :-)
ny Kol 2 io dia efa io aloha fa ny lohahevitra ho resahina eto dia hoe :
inona no atao hoe fivavahana haitraitra?
ampy ve ireo voasoratra eo amin'ny Kol2 ireo, tsy ampy ireo ka alefa tsikelikely ny resaka
toa ny TSIMISIATRA indray no mahay miresaka raha izao ka :-)

hisavoritaka ny firesahana hitranga rehefa tsy mahay mandamina

misaotra tompoko !
29. RBNIR ( 26/10/2015 12:56)
misaotra ny mpanadina aloha (mba hahafahana mizara izay tsitsina mba hananana avy tamin'i JEsosy) fa raha ny fahaizana kely hananako mikasika ny teny malagasy dia izao:
Izany rehetra izany dia ankalazaina ho fahendrena amin’ ny fivavahana haitraitra sy ny fanetren-tena ary ny fampahoriana ny tena, nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo.

Iza moa no lazain'ilay teny hoe izany rehetra izany eo amin'ny andininy faha 23 io ? tsy ireo voalaza teo aloha? andininy 16 ka hatramin'ny 23...??? raha mba misy prof malagasy izao tsara raha mba milaza ny heviny izy....
30. Strong3 ( 26/10/2015 13:02)

rhaj0:

Strong3:
tsy mahaisotra ota

Inona k'lou no dikan'ny hoe "mahaisotra". Hoe, "manala ota" sa "manafaka ota" ve no tianao tenenina?


Raha izany dia... hi hi hi... efa "nanota" ianao, koa ahoana koa no "inoanao" fa mety ho "afaka" dia voa-gomme eo fotsiny izany ??? mazia-mazia ?
voalazanao ! MANALA = MANAFAKA= MANAISOTRA
rehefa mino ianao vao takatrao ny lanjan'izany Rà nalatsaka hoanao teo ambonin'ny hazofijaliana izany, fa izao aloha dia ho fihomehezana hoanao ny fahenoana azy rhaj0


Efa voasoratra voapetaka eo @ tampi-kandrinao ny "ota"-nao re ry Strong3 aaaa... ary i Piera na i Jesosy dia mahita tsara ny tampi-kandrinao io, na dia heverinao fa ... efa voafafan'ny "fanatitra" na "1/10-harena" na "sabata" na ... "vavaka gilady lava renibe" azany... :-)
aiza ao amin'ny baiboly ry rhaj0 no misy hoe voafafan'ny fanatitra sy dime ary sabata ny fahotana??? :-)


hi hi hi.. fa marina fa ny imagination-nao dia afaka "mahaisotra" izay tiany ao.. satria .. "mahery ny imagination". anao irery izay rhaj0


(HS: ary inona koa ity ilay hoe izaho "mamendrofendro" eee ?? "mifendro" ahy angaha i Strong3? :-) ... vita HS .... misaotra namarana azy :-) :-) ireo izay mora rangitinao no mifendrofendro fa tsy i Strong mihitsy (mamendrofendro = adalaina mba harary fo )
31. rhaj0 ( 26/10/2015 14:09)
Hebreo 9:22 Ary saiky diovina amin’ ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.
19 (..) dia nalainy ny ran-janak’ omby sy ny ran’ osilahy mbamin’ ny rano sy ny volon’ ondry jaky sy ny hysopa ka nafafiny tamin’ ny boky sy ny vahoaka rehetra;


hi hi hi...i Rakrisy no nanao ny nataony, koa ny zanak'omby sy ny osilahy, ary ny ondry vavy sy ny hysopa no nihinan'ny tsakaokany...

Sa moa, efa tsy tokony ho raisina (ara-baki-teny) intsony ny TT ?
(nefa moa, ny Genesisy toa raisina ihany indray, satria tsy takatry ny zanak'ati-doha ilay creation sy ilay safo-drano... hi hi hi)


Hay moa ny rà-n'i Jesosy mihintsy no manadio an-dRakrisy (ao @ imagination-ny ao)...

Reveo ao azany kouh..
32. rhaj0 ( 26/10/2015 14:55)
RBNIR:
P.S : tsy haiko aloha raha misy tahaka ahy ato fa izaho koa ange mba otraotran'i rhajo sy endriny ireny ihany taloha e! (mety ho pire aza)....

hi hi hi... fa efa notantarain'i RBNIR teto ny an'ny RBNIR kah... Fa raha ny fahazoako azy, dia "tsy otraotr'ahy" i RBNIR. TSY Atheista i RBNIR fa fotsiny, nirevibe: izay ilay "pire" nataonao... Izaho tsy "nirevibe" fa hendry noho i pasitera-nanondrana-tamim-badin'olona, na i mopera-(sasany)-nanondrana-tamin-janak'olona :-)

Dia "tsy nahalala an'Atra" koa ianao RBNIR, hozy Rakrisy.. Izaho indray dia "mahalala" azy eo ho eo ihany, rahefa mi-imaginer ny imagination-dRakrisy ao.. :-)

(HS: manao resaka an-jorony zahay ry Strong3 f'aza mora tezitra eo ry mpitia sivana aaaa...)
33. RBNIR ( 26/10/2015 22:52)
rhaj0:

RBNIR:
P.S : tsy haiko aloha raha misy tahaka ahy ato fa izaho koa ange mba otraotran'i rhajo sy endriny ireny ihany taloha e! (mety ho pire aza)....

hi hi hi... fa efa notantarain'i RBNIR teto ny an'ny RBNIR kah... Fa raha ny fahazoako azy, dia "tsy otraotr'ahy" i RBNIR. TSY Atheista i RBNIR fa fotsiny, nirevibe: izay ilay "pire" nataonao... Izaho tsy "nirevibe" fa hendry noho i pasitera-nanondrana-tamim-badin'olona, na i mopera-(sasany)-nanondrana-tamin-janak'olona :-)

Dia "tsy nahalala an'Atra" koa ianao RBNIR, hozy Rakrisy.. Izaho indray dia "mahalala" azy eo ho eo ihany, rahefa mi-imaginer ny imagination-dRakrisy ao.. :-)

(HS: manao resaka an-jorony zahay ry Strong3 f'aza mora tezitra eo ry mpitia sivana aaaa...)

Faly misera hatrany namana rhajo,

Fa hoy koa aho hoe "tsy hambarako eto" fa i JESOSY NAHAFANTATRA TSARA"

Samia ho tahin'ny Tompo e!!!
34. Strong3 ( 27/10/2015 09:01)

rhaj0:

Hebreo 9:22 Ary saiky diovina amin’ ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.
19 (..) dia nalainy ny ran-janak’ omby sy ny ran’ osilahy mbamin’ ny rano sy ny volon’ ondry jaky sy ny hysopa ka nafafiny tamin’ ny boky sy ny vahoaka rehetra;


hi hi hi...i Rakrisy no nanao ny nataony, koa ny zanak'omby sy ny osilahy, ary ny ondry vavy sy ny hysopa no nihinan'ny tsakaokany...

Sa moa, efa tsy tokony ho raisina (ara-baki-teny) intsony ny TT ?
(nefa moa, ny Genesisy toa raisina ihany indray, satria tsy takatry ny zanak'ati-doha ilay creation sy ilay safo-drano... hi hi hi)


Hay moa ny rà-n'i Jesosy mihintsy no manadio an-dRakrisy (ao @ imagination-ny ao)...

Reveo ao azany kouh..


dia tsy misy azoko mihitsy ny tian'i rhaj0 ho lazaina

iza no manadio an'iza?

ianao no hodiovina amin'io rà io raha mino fa tsy Izy nandatsaka ny ràny

___ saika mba faly za hoe : azonao ny resaka kay loza
____ tokony mba hoe , ozy enao:
faly ny ondry aman'osy fa tsy hofaty intsony fa efa maty i Jesosy hisolo ny famonoana azy ireo, ... ary raha mahatsiaro hafaliana toa izany ireo biby ireo
tokony hiohatra lavitra noho izany ny an'ny olombelona satria ny tenany tokony ho faty tsy maty fa i Jesosy no nisolo azy , nefa koa ny bibifiompiny tsy lany
... fa resaka mbola mandalo sy fihomehezana hoanao fotsiny hoa izany aloha raha mbola tsy hino ianao eh
35. rhaj0 ( 27/10/2015 10:18)
Strong3:
faly ny ondry aman'osy fa tsy hofaty intsony fa efa maty i Jesosy hisolo ny famonoana azy ireo

hi h ihi.. voalazanao.. Dia narianao ho'a ny fahendren'ny razantsika Malagasy eee...
"Raha Maty Aho Matesa Ny Omby ... ho fangataham-pitahiana @ "any ambony any"

F'n'ena(re)o izany, ny ifaliana(re)o ao, dia efa hoe
"Raha Maty Rakrisy, Efa i Jesosy No Maty ... ho fitahian'ny "any ambony any" ny tenaben-dRakrisy


an an... aleoko lavitra mifaly raha "Maty Ny Omby" kah...
36. Strong3 ( 27/10/2015 10:33)
raha ny isan'ny fahotanao ve rhaj0 , hisy omby aman-ondry ho vonoina intsony eto antany fa tsy lany ao anatin'ny iray volana daholo ireo biby ireo

... isak'izay manota angé r'ingahy ity ka biby iray eh

fa i Kristy Jesosy , natao hosolon'izany rehetra izany indray mandeha tsy miverina dia efa mahaisotra sy mafoana ny fahotana rehetra hatrizay , mbola manome antoka ihany koa fa na ilay fototra mahatonga anao hanota ao anatinao ao dia hongotana , hesorina, halana tsy hoao aminao intsony

aiza koa no ahita?

saingy hoa ianao mbola tsy vonona hiditra dia sarotra ny resaka, satria finoana izany fa tsy fahalalana
37. rhaj0 ( 27/10/2015 10:43)
io ho'a... ianao no mpanota, koa i Jesosy no tsy maintsy novonoina ??

Izao izao maty Jesosy, dia ny fampianarany sy fahagagana nataony (hono) tsy nitohy intsony...

Dia mbola faly ianao @ izany?? ifalio ao azany kouh...
38. rhaj0 ( 27/10/2015 10:50)
hi hi hi... dia azo tohizana toa ilay revin'i RBNIR tatsy (hoe ""Raha tsy nanota i Adama sy Eva), ka hoe ho'a hoe: ndao azany alefa ny imagination eee... izay mahatonga ny azy alavitra indrindra :-)

"Raha tsy maty i Jesosy"...

- dia... tsisy intsony ny tsy fahampian-tsakafo, fa ny mofo sy hazandrano dia mahazo daholo ny olona rehetra rahefa ilaina izany.. ary tena lasa komonista ny tany, satria tsy mila mifaninana mamokatra dia mahazo tombony intsony..
- dia... ahoana koa? :-)
39. Strong3 ( 27/10/2015 10:59)
tsy mitohy intsony ahoana???

iza no nilaza anao an'izany ? :-)

amin'izao aza no tena isehoan'izany kou,
raha tsy izany ve ny sasany hisoratena hoe : izy irery no mampianatra mitovy 100% amin'ny an'i Jesosy :-)

ny fahagagana dia ara-tsoratra masina ary mbola miasa hatramin'izao isak'izay misy mino mark 16 io

ho an'i mino io, fa ny any sasany moa dia hoe ny pasiterany sy ny presibiterany ihany no mahay izany fa izy mpitanjiro sy mpitati-dresaka mpanao pub eny tontolo eny fotsiny, hoe mivavaha any aminay fa le pasiteranay ao tena nirahin'i Jesosy fa le anareo any vongan'ovy :-) hihihi dia ny tena no menatra sy manongo tena
40. RBNIR ( 27/10/2015 11:02)
rhaj0:

"Raha tsy maty i Jesosy"...

Tokony hahatonga saina ny olona ny fitiavan'Andriamanitra ny olona namana
Jean 3:16Car Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu'il ait la vie éternelle.

« Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay . » (Jao.3:16)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5992