atao izay mahery ve?

1. Strong3 ( 03/09/2015 09:20)
« Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ka tsy maintsy hofohazina. » (1 Mpanjaka 18:27)

mba hevitra sendra nandalo eh! :-)

koa raha mba asiana demostration kely moa ireto fiangoanana milaza HO TOMPON'NY MARINA IRERY IRETO EH!

raha eto amin'ny serasera fotsiny izao (aty TANA) dia misy 3 na efatra eo nareo no milaza samy TENA NIRAHINA SY MARINA ARY NY AMBINY vari-masaka sy akofa daholo.

ka sao mba tokony ho eny antsonjombe koa ianareo hifanao defis kely dia hita eo izay tena NIRAHINA MARINA !

HEVITRA SENDRA NANDALO INY ny ahy , asa raha hety :-)
novalian'i stahtam ny 08/10/2015 08:34
2. rhaj0 ( 03/09/2015 11:15)
Dia tairo eto koa nama aaaa... lavitrabe izany Antsonjombe izany, fa ataovy eto @ internet eto... ry Strong3 na ry Gasy1zay sy ry Hery ohatra, na ry Bor2lais sy ry RBNIR, na ry ranthson sy ry stahtam na Sagesse04 sy izay maro tsy voatanisa... ny finoan'iza aminareo no mahery...

Tairo azany, dia samia mivavaka ho amin-javatra iray, dia hita eo iza no babany aminareo papangolahy anaty katsaka ireo..
3. rhaj0 ( 03/09/2015 11:45)
Izany eee... ataovy sahala @ ilay tantara anaty Baiboly, ilay hoe, izy telo mirahalahy nalefan'i Bainina, dia nony niverina dia samy nilaza ny nataony (sa ny nofony)...

Ka r@ Alatsiinainy izany, dia samia azany ianareo mitantara hoe, inona no zavatra azonareo, na nataonareo, io faran'ny herinandro io, ka tena hoe "manja", ary manja ilay izy satria dia noho ny "finoanareo"... mety hoe noho ilay "vavaka" nataonareo ohatra...


ireo nandray anjara hitako ireto: Strong3, bor2lais, Sagesse04, hery, ranthson, saaori, RBNIR, Hajarilala7, stahtam. Fiffi, gasy1zay.. sy izay maro hafa mandalo sy mamaky resaka eto...


Ka ahoana.. sahy sa tsy sahy ??? Tena mahasahy mijoro sy mirehareha ve nareo fa "mahery ny Finoanareo" ?? Ameo temoignages eto azany...
4. taxs ( 03/09/2015 11:54)
Zao zany no tonga @ ilay fomba fiteny hoe: MANANGANA SEKTA
Tandroka sy rambo sisa namana a! ilay toetra SATANIKA efa ao tsara.
5. Strong3 ( 03/09/2015 12:04)
ay i taxs no valiako voalohany
6. Fiffi ( 03/09/2015 12:11)

rhaj0:


ireo nandray anjara hitako ireto:... Fiffi,... sy izay maro hafa mandalo sy mamaky resaka eto...


Ka ahoana.. sahy sa tsy sahy ??? Tena mahasahy mijoro sy mirehareha ve nareo fa "mahery ny Finoanareo" ?? Ameo temoignages eto azany...




....hummmm....dé atao inn ? ho tsikeraina ve ?

zah aloha dé tsy hirehareha ny finoako eto mintss eh ...ato am-poko no ataoko zany....raha hanao an'zany aho....mety ny ataonao , misy foana no tsy faly , heu....ary raha sanatria ka tsy mety lé atao tsy vao maika loza ?

7. Strong3 ( 03/09/2015 12:12)
ngamba aleo hazava koa ry rhaj0 ilay regle de zé ah :-)

izay mitonotena ho izy (rizareo ) irery ihany no manana ny marina sy nampitondraina hafatra irery fa tsy misy afatsy izy irery no resaka eto.

telo aman'efatra ihany izy ireo no hita taratra milaza sy misoratena hoe :
ny azy ihany no marina manerana izao tonolo izao. ka izay tsy mivavaka ao amin-dry zareo dia very; indrindra raha tsy vita batisa sy tsy manaraka ny fanaony.

fa i Strong3 dia milaza fa maro no ampiasain'Atra ary ireny dia manana ny marina tsy mifanohitra fa toa mirindra tsara ny fisainany
« ary ny fanahin'ny mpaminany dia manaiky hozakain'izy mpaminany. » (1 Korintiana 14:32)
« Fa Andriamanitra tsy tompon'ny fikotronana, fa tompon'ny fiadanana. Araka ny fanaon'ny fiangonan*'ny olona masina rehetra, [* Gr. eklesia] » (1 Korintiana 14:33)

8. Fiffi ( 03/09/2015 12:18)

rhaj0:


Ka ahoana.. sahy sa tsy sahy ??? Tena mahasahy mijoro sy mirehareha ve nareo fa "mahery ny Finoanareo" ?? Ameo temoignages eto azany...




commences par toi......fa maninn no miandry ny hafa foana ? vas-y.....
9. Fiffi ( 03/09/2015 12:35)

Strong3:


telo aman'efatra ihany izy ireo no hita taratra milaza sy misoratena hoe :
ny azy ihany no marina manerana izao tonolo izao. ka izay tsy mivavaka ao amin-dry zareo dia very; indrindra raha tsy vita batisa sy tsy manaraka ny fanaony.



eh ben......zay fa efa nanomboka sahady lé fitsarana...waouhhhh....
10. Strong3 ( 03/09/2015 12:39)
fiffi ah>> rehefa tsy ao anatin'ilay manandratena hoe "IZAHAY IRERY NO AMPIASAIN'ATRA" ianao dia aza marary fo amin'ity resaka ity
fa misy mahatsapa tena ao hoe izy no nilaza izay :p

mbola tsy nilaza anarana aloha za ahatreto fa i rhaj0 io be resaka eo io hihihi :-)
11. gasy1zay ( 03/09/2015 13:19)
io na inona na inona herin'Andriamanitra niseho t@ fiainako t@ ty herinandro ty toa tsy hampiova ny finoan'i rhaj0 fa hitady fanazavana arantsiantifika foana izy tsy hinoany kou! Izaho aloha tsy milaza koa hoe ny ahy na ny anay no tena marina fa amiko izay rehetra tsy mivoana ny baiboly dia efa izy ary dia voalaza mazava ao fa ny fanomezam-pahasoavana samy manana ny azy fa ny Fanahy Masina dia iray ihany, Jesoa Kristy dia iray ihany (sauf ireo mahita Kristy maty Alarobia ngamba)
12. rhaj0 ( 03/09/2015 14:26)
Tsy dia tena hoe "ho ahy" anie ny resaka eto eee... misimisy ihany ny mpandalo eto, fa mety ho azy koa...

Izaho aloha dia hiezaka hitantara aminareo azany hoe, inona no "manja" vita na azoko io faran'ny herinandroko io, ary izany dia TSY nilavako "finoana sy ny cortege-ny"..

Dia izay andraisanareo azy eo, fa io ilay hoe "Atsipinay 'le kOzy, (tsy) mihaino ianao dia tsara"

Rahefa tsy hitantara moa iana(re)o dia izay izany eee... aza mizara fa ifalio irery ao... :-)
13. gasy1zay ( 03/09/2015 15:03)

rhaj0:

Tsy dia tena hoe "ho ahy" anie ny resaka eto eee... misimisy ihany ny mpandalo eto, fa mety ho azy koa...

Izaho aloha dia hiezaka hitantara aminareo azany hoe, inona no "manja" vita na azoko io faran'ny herinandroko io, ary izany dia TSY nilavako "finoana sy ny cortege-ny"..

Dia izay andraisanareo azy eo, fa io ilay hoe "Atsipinay 'le kOzy, (tsy) mihaino ianao dia tsara"

Rahefa tsy hitantara moa iana(re)o dia izay izany eee... aza mizara fa ifalio irery ao... :-)


Tantarao ary nen'i rhaj0 mba ho fantatry ny mpamaky :)
14. rhaj0 ( 03/09/2015 15:11)
hoe r@ Alatsinainy dia samia mitantara ny faran'ny herinandrony... ok.
15. rhaj0 ( 03/09/2015 15:20)
oops.. r@ Talata ny ahy ny temoignage-ko fa fetin'ny asa ny anay r@ Alatsinainy...

Sur fa mbola any am-piangonana aho... fiangonana = vehivavy ... :-)
16. endriny ( 03/09/2015 16:46)

Strong3:

raha eto amin'ny serasera fotsiny izao (aty TANA) dia misy 3 na efatra eo nareo no milaza samy TENA NIRAHINA SY MARINA ARY NY AMBINY vari-masaka sy akofa daholo.


hahahha fa angaha tsy 4 miaraka amin'i Strong3 moa

Ary hitako amin'izay no maha Strong3 anareo, kay nareo mihevitra ho Atra, ka iray amin'ireo olona 3 mandrafitra an'Atra.

mazotoa e
17. Strong3 ( 04/09/2015 07:15)
MISY HS foana moa izany manondrana eny ! :-) ... tsy maninona izany fa mampivanitika ny hendry ihany izany.
... misy koa sady efa HS no mbola tsy mamaky ny post efa any ambony any! .. marikin'ny tsy te handray na inona na inona moa izany fa mba manala azy dia manampy an'i rhaj0 mivanikika toa hendry ao ambody pc ao.

dia aleo mba himémé koa ny tenanay fa taolana ny nify :-) :-) :-)
18. sitlo ( 04/09/2015 08:56)
Izay firenena mandroso anateran'ny firenena mahantra rakitra foana no mahery. Mba omeny famelan-keloka avy eo koa.
19. Strong3 ( 04/09/2015 10:58)
ireny nga moa misoratena ho inona fa izy efa tafapetraka ny anarany.

fa ireto vaovao ireto no resahaina eto . misy teraka tamin'ny 2000 , misy teraka tamin'ny 2005 misy teraka 2010 misy teraka vao omaly dia hoe :
_ tonga ny fotoana; niteny tamiko i jesosy fa ity no tena marina fa izay tsy mivavaka ato dia very , may , voaozona ...sns blablabla

ka ao lerany izao mba hanaovan'ireo box kely eny atsonjombe dia izay Atra mamaly sy mandresy no arahan'ny resy.
amin'izay mba mihena ny dénomination eto antanana. fa belohatra :-)


fa misy aloha faly hoe miaina ao anaty fiasamihafana , miresaka tsy mifandraingitra sy mifanaratsy ! asa aloha eh :-)
20. rhaj0 ( 04/09/2015 11:37)
Strong3:
... i rhaj0 mivanikika toa hendry ao ambody pc ao.

Ka ilay "mivanitika" ny anay no solon'ny "mivavaka" eeee... Izany no revin'ny Razantsika, fa ny anareo moa efa narianareo ny an'ny Razantsika ka dia...

Rakitr'i Flacourt:
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f114.image
Flacourt page 88: Ils se plaisent a railler et gausser, et à faire milles bouffoneries, aiment à entendre des contes et fables du temps passsé, et passent la nuit à les écouter et entendre
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2688