Papa Joany Paoly II
1. hery
(
28/04/2011 22:27)
Vaovao mahafaly koa itony :-) (mivonto zao ny oron'ny sasany kanefa ny vaovao mahafaly tsy maintsy lazaina). Hatsangana ho olontsambatra amin'ny 1 mai izao eto Roma ny papa Joany Paoly II. Atao ahoana, hoy i Gamaliela izay hoe raha tsy manao ny asan'Andriamanitra ireo dia ho levona ho azy eo. Efa 2000 taona aty aoriana mbola tsy levona fa vao maika miroborobo.
Dia ho tsiniko ve?
Dia ho tsiniko ve?
novalian'i hery ny 09/05/2011 15:33
3. andrywui
(
29/04/2011 06:28)
Fa hon oa ry hery ...possible ve oe za ko mba hangataka mba atsangana olontsambatra refa ratrizay ka daitra ah kle? Merci e....
5. andrywui
(
29/04/2011 06:43)
Ay ..tena tokony ho daitra spida ah zany fa toa milay le atsangana olotsambatra kle .....masindahy rawix hon hon hon mety tsara
7. andrywui
(
29/04/2011 07:35)
Tena eto ah vao mandinika anle valentin i hery fa aiza koa efa faty ve za de zay vo hangataka? Tsy mba oe zao velona zao no mba hiangavy mba atsangana? Tsy mtombina.........
9. andrywui
(
29/04/2011 10:32)
Oay lety e....za ane lty hery miresaka tsotra fa toa tonga elah de manome taimbava be le.....tssssshhh....bandy tsy milay ...ento any ny pape anlah ....mdr
10. mirananirina
(
29/04/2011 11:32)
hihihi mampime koa ireto.
masidahy Joany Paoly II mivavaha ho anay

11. Miharena
(
29/04/2011 12:03)
Tsy hoe manasohaso aho aloha fa mametraka ihany ilay resaka finoana e! Na ny Gasy aza dia mahalala fa tsy maty ny olona fa lasan-ko razana hoy izy ary angataham-pitahiana. Ilay lasan-ko razana dia eo akaikin'Andriamanitra Andriananahary. Ka asa aloha no ilazan'i andrywui hoe aleo aloha velona dia efa mangataka. Mbola tsy maty anie andrywui sady tsy ho faty izany na mandao nofo aza e!
Mba porofoy hoe rehefa mandao nofo andrywui dia tsy hahatsiaro n'inoninona intsony (aza tadiavina any amin'ny resaka lazain'ny mpikaroka ara-tsiansa ilay valiny fa ao anatinao ihany tadiavina dia ho hitantsika eo fa tsy mahita afa-tsy fahavelomana i andrywui). Satria ny fanhin'i Andrywui dia velona matoa andrywui misy ary hisy mandrakizay. Ny saina no miseho mametra fa maty ny fanahy. Dia izay no zary mampivaringarina ny fahafahana miaina malalaka amim-pahatokiana sy amim-pifaliana.

13. bor2lais
(
29/04/2011 13:39)
Efa zarain'i Hery eto ihany moa izy ity dia araraotiko mba ametrahana fanontaniana manitikitika ahy (fitia te-ahalala ny ahy satria tsy Katolika Romana ny tena) :
- azo heverina ho toy ny "mari-pankasitrahana" omen'ny Fiangonana Katolika Romana ny mpiasa efa maty nahafatra-po tao aminy ve izy io ?
- mba azo fantarina marina ve ny hevitra fonosin'ilay teny hoe "Hatsangana ho olontsambatra" ?
Misaotra mialoha amin'ny fanazavana !

14. andriywui
(
30/04/2011 07:46)
Hery:
Vaovao mahafaly koa itony (mivonto zao ny oron'ny sasany kanefa ny vaovao mahafaly tsy maintsy lazaina).
Tsara ny vaovao Rahery a!! Lasa nivontobe ny oronay ............ sady tsy afaka hangataka ho masin-dahy , no voalatsalatsa fotsiny . ssssssssssssshhhhhhhhhhhh ..........!!!!!!!!! mdr
rawix ihany e
15. soanja
(
30/04/2011 12:39)
Dia mirahaba ny Katolika rehetra maneran-tany aho amin'izao andro lehibe izao. Ny finoantsika anie hiroborobo hanome fahafahana ny momba antsika ary Ny PAPA Joany Paoly faharoa dia handrotsaka tso-drano ho antsika lalandava tamin'ny fitiavany antsika sy ny fiahina antsika tsy ankanavaka.
Miombom-bavaka mavitrika amin'ireo havana sy namana ary mpiray finoana aho mba ho tontosa soamatsara ilay andro lehibe.
Hitombo hatrany anie ny finoantsika ao amin'Andriamanitra ary ny fifankatiavana no ifandraisantsika rehetra eto an-tany.

16. andrywui
(
30/04/2011 14:56)
aoka lesy rawuiwui fopla a !...mbola miresaka ny oul !!!
--Za anie manontany tena tsotra sy ampitiavana an'i Hery mihitsy e ! ozy ah oe hono oa Hery afaka mba tsanganareo mba ho lasa olotsambatra ve izaho rawuix ve oa rehefa rahatrizay ka daitra any ambany rangolahy ny tenanay oa ??... de nazava be le valitenin'i Hery somary hafahafa ihany io hoe ""rehefa maty elah de afaka mangataka !"" de aiza ko de efa maty tsy miteny ve aho vao hangataka ?? de hita be mitsy hoe fanaovana zinona ny tenanay kosa alou le valiny e !!! bboooofff ....!!
--- tsy olana fa hanotany an'i Vale ndray ah zany !!mety ve Vale raha mba te ho atsangana ho olotsambatra zany ah refa daitra fa mba te ho izany ah ?? merci Vale a ..enao sur fa tsy hiteniteny foana !!
---farny : de inona ny condution amzao zah mbola velona zao de ok le "atsangana "?? ny tena tiko mantsy de le lasa malaza be mandrapahafaty le anarako avy eo !!...huhuhuhu....

17. hery
(
30/04/2011 18:00)
bor2lais:
Efa zarain'i Hery eto ihany moa izy ity dia araraotiko mba ametrahana fanontaniana manitikitika ahy (fitia te-ahalala ny ahy satria tsy Katolika Romana ny tena) :
- azo heverina ho toy ny "mari-pankasitrahana" omen'ny Fiangonana Katolika Romana ny mpiasa efa maty nahafatra-po tao aminy ve izy io ?
- mba azo fantarina marina ve ny hevitra fonosin'ilay teny hoe "Hatsangana ho olontsambatra" ?
Misaotra mialoha amin'ny fanazavana !
Tsy dia tena mari-pankasitrahana loatra ilay izy. Ny mety hoe mahatonga azy miendrika mari-pakasitrahana dia satria tsy maintsy misy mangataka (volontE populaire) ilay fananganana ho olontsambatra. Ny olona, na ny vahoaka mangataka izany, no mila ilay famantarana fa tsy ilay olontsambatra na olomasina velively.
Dia io ihany koa novalin'ny fanontaniana faharoa. Na tsy atsangana ho olon-tsambatra aza ny olona izay hita fa nanana fiainana mifanaraka amin'ny sitrapon'Atra dia efa betsaka ny mino fa anilan'Andriamanitra. Ny fiangonana kosa, manangana azy mba haha ofisialy io finoana io. Hanehoana ho an'ny rehetra fa azo raisina ho modely tokoa izy rehefa nodinihana ny fiainany. Ary afaka manampy antsika amin'ny vavaka ihany koa.
18. andrywui
(
01/05/2011 08:31)
Ary mamaly iany hery ref oe alao any izy fa vale ndray no anotaniana ...ianatra de nlaza ts nantanina ndray.....lazao iany cale ze tena valiny marna so d fopla io ka za matimaty fahatany nefa atsangana akory à ..voa double eo. ah ...zay tko ve no izy ry vale?
19. bor2lais
(
02/05/2011 08:24)
Misaotra an'i Hery amin'ny valinteny.
Azoko tsara fa tsy ilay "olontsambatra" na "olomasina" velively akory no mangataka na manangana ny tenany ka (izany hono ry andrywui a : tsy ianao akory no tokony angataka fa ny olona nahalala ny fiainanao ! :-) ).
Mety ny teny "mari-pankasitrahana" nampiasaiko angamba no tsy ao fa "reconnaissance" no tiako lazaina teo !
Ity fehezan-teny farany ity no manitikitika ka miteraka ireto fanontaniana manaraka ireto indray raha tsy mahadiso :
1. Io "fananganana ho olontsambatra" io izany ve no isan'ny fanehoan'ny Fiangonana Katolika Romana ilay finoana mikasika ny "fiombonan'ny olona masina" (ao amin'ny fanekem-pinoana apostolika) ?
2. Ny anarana tononin'ny Katolika Romana rehefa mivavaka ireny ve izany dia anaran'ireo izay efa natsangan'ny Fiangonana ho olontsambatra na olomasina ?
3. Farany, misy ifandraisany amin'ilay isa "malaza" voateny tato ho ato teto amin'ity sehatra ity (144 000 moa izy teo) ve ny isan'ireo olontsambatra na olomasina ireo ?
Dia mbola misaotra mialoha amin'ny valinteny !
hery:
Tsy dia tena mari-pankasitrahana loatra ilay izy. Ny mety hoe mahatonga azy miendrika mari-pakasitrahana dia satria tsy maintsy misy mangataka (volontE populaire) ilay fananganana ho olontsambatra. Ny olona, na ny vahoaka mangataka izany, no mila ilay famantarana fa tsy ilay olontsambatra na olomasina velively.
Azoko tsara fa tsy ilay "olontsambatra" na "olomasina" velively akory no mangataka na manangana ny tenany ka (izany hono ry andrywui a : tsy ianao akory no tokony angataka fa ny olona nahalala ny fiainanao ! :-) ).
Mety ny teny "mari-pankasitrahana" nampiasaiko angamba no tsy ao fa "reconnaissance" no tiako lazaina teo !
hery:
Dia io ihany koa novalin'ny fanontaniana faharoa. Na tsy atsangana ho olon-tsambatra aza ny olona izay hita fa nanana fiainana mifanaraka amin'ny sitrapon'Atra dia efa betsaka ny mino fa anilan'Andriamanitra. Ny fiangonana kosa, manangana azy mba haha ofisialy io finoana io. Hanehoana ho an'ny rehetra fa azo raisina ho modely tokoa izy rehefa nodinihana ny fiainany. Ary afaka manampy antsika amin'ny vavaka ihany koa.
Ity fehezan-teny farany ity no manitikitika ka miteraka ireto fanontaniana manaraka ireto indray raha tsy mahadiso :
1. Io "fananganana ho olontsambatra" io izany ve no isan'ny fanehoan'ny Fiangonana Katolika Romana ilay finoana mikasika ny "fiombonan'ny olona masina" (ao amin'ny fanekem-pinoana apostolika) ?
2. Ny anarana tononin'ny Katolika Romana rehefa mivavaka ireny ve izany dia anaran'ireo izay efa natsangan'ny Fiangonana ho olontsambatra na olomasina ?
3. Farany, misy ifandraisany amin'ilay isa "malaza" voateny tato ho ato teto amin'ity sehatra ity (144 000 moa izy teo) ve ny isan'ireo olontsambatra na olomasina ireo ?
Dia mbola misaotra mialoha amin'ny valinteny !
20. andrywui
(
02/05/2011 09:45)
Tena mety tsis fika mitsy zan n'y. Mba idiranay mba atsangana ra zany critères bedeb zan kle.....manjavozavo fa de aleo mionona am kely ananana...ry hery tony ve ra tonga n fifidianana ho olotsambatra zany mba ifidy anay e vo resak fotsn ary jereo ty ataony ....ssssshh.aleo ian ah amzao. Emandeana ko ra te atsangana sao de zay no mahatezitra eo....Huhuhuhu