FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA NO POLITIKANAREO
1. terrywui
(
23/11/2009 16:51)
TSY HO VAZAH NA OVIANA NA OVIANA LAISANY FA OVAY NY TOETSAINA ALIKA
Ekeko fa bas quartier zany ny TGV ! olona mainty sy mahantra zany ! de mbola hita taratra koa ny fanavakavahanareo milaza fa fotsy ny bas quartier ... lazao koa fa ambany razana ny Malagasy mainty e! lazao fa andevo mitsy aza..! za tsy mainty a ! avy ao afovoantany ah ,za koa tsy ngita volo fa hianareo milaza anareo ho mpanana, mihaja, fotsifotsy tsara sy milaza ho manampahaizana sy miseho milay eto Antananarivo ireo mitsy no hiadivanay ny hiovan'ny toetsainareo mirefarefa ireo satria Malagasy iray daholo isika eto M/car ary AFRIKANINA daholo fa aza mifanambanimbany ireo bas quartier sy ny mainty eto am tanana !! zay mihitsy koa no tena fotopisainan'i Ravalomanana tamin'izy teo am Fitondrany NIONGANA tsy hiverina tsony iny ! ... nesoriny daholo izay maintimainty rehetra tao fa nosoloiny ireo olona anivontany fetsy lahy ireny nanabotry ny firenena ! avy eto afovoantany aho hoa fa le toetsainareo mihitsy no efa mirefarefa be amin tany ! nefa milaza fa avo qualiter , nahita fianarana ,fa hianareo no tena alika fisainana !

novalian'i wiwiwi ny 01/12/2009 13:34
2. terrywui
(
23/11/2009 16:57)
RAHA MBOLA TE HIVERINA AMIN FITONDRANA DE LE AO ANATY LOHANAREO MANAMBONY TENA NEFA TSISY APOAKA IO MITSY OVAINA ALOHA ! MBOLA TSISY TGV ARY TSY NAHITA NITENY NY TIM HOE AMBANY RAZANA NA BAS QUARTIER NA MAHANTRA ZANY AH TETO ! FA LE FANDATSANA NY MALAGASY RESY NO MAHAFALY ANAREO ! MPAMOSAVY .........
3. pikatti
(
23/11/2009 17:17)
Tsisy an'izany mainty sy fotsy zany lesy a, elah ihany no mihevitra an'izany eo
,samy Malagasy daholo izay mitondra rà gasy na aiza izy na aiza , ary tsisy politika miankina @ resaka race zany intsony depuis Hitler
Tsy isika gasy intsony no nivoy io resaka io na t@ andron'ny zarazarao hanjakana fa efa tsy mahomby intsony zany bainn a, efa tsy mandaitra zany no sady adin'olona lany bala

5. pikatti
(
23/11/2009 17:45)
ka na TIM io n TGV na Zfiste na Ratsirakiste sns raha io resaka io de saina lomorina zany, fa le racisme ordinaire(ireny hita andavan'andro ireny )samy misy kely daholo ny tsy1/1, fa kosa zany hoe hatao ho culture hanabeazana ny taranaka aman-dimby ny firenena iray manontolo ny hoe tsika fotsy na tsika mainty no ambony indrindra dia tsisy ntsony leisy zany rawix a
7. xxx
(
23/11/2009 21:01)
O lety ry wui wui a ! dé ahoana letsy izahay manana volon-koditra maintso maintso ? ny lokon' ny masonay tsy mainty tsy manga tsy maintso tsy marron,fa midorehitra mangirana , ny volon-dohanay miloko violety ? ny tananay efatra ,ny ratsan-tananay efapolo , ny tongotray enina , de tsy gasy ve izahay ouz élah ??? =)) =)) =))
8. terrywui
(
23/11/2009 21:41)
tena foto pisainan'ny TIM sy tarigetrany hatramin'ny voalohany izany de nanaraka fotsiny nareo taty aoriana e! mbola hita amin'ny fomba fanoratranareo sasany ato zany ,fa tsy zaho no milaza izany ! ary tsy zahay no namorona fa nareo no tomponkevitra .....!!
9. xxx
(
23/11/2009 22:03)
ra wiwi mihitsy no tena raciste eto ,efa nahavoaka phrase hoe tsalo masiso,izahay aloha tsalo fa tsy masiso e ,fier de l 'etre
10. dadabe
(
24/11/2009 02:48)
zah koa aloha contre total an'ity resaka racisme ity e, be ireo malagasy lasa ao frantsa mivohy mafy io resaka io(tsy ny malagasy rehetra ao frantsa akory a)
11. terrywui
(
24/11/2009 10:06)
aza odiana fanina kosa fa misy bandy tonga de any amin resaka RACE sy ny fahantrany ary ny momba azy no tanisain'ilery amin xxx eto e!! rehefa tsy mahatanty de tsy manao kozy trop eto fotsiny fa miala tsilemilemy de zay e!
--vao manao resaka foko sy merina mainty ambany tanana sy merina fotsy ambony tanana eto kosa nareo de zavatra hafa mitsy no tena tetehinareo e ! haiko tsara ane fa hoe refa Ravalo de mihajahaja sy ambonimbony zahay e! fa rehefa ny sasany de mainty mahantra sns no ventesina e...fa manodiava anzay manambany ny fahantran'ny Malagasy sasany eto e! samy malagasy sy Afrikanina no eto ka na ho kikisana eo aza elah ry lery de mainty foana elah faza mifanambanimbany a! zay ko no tena niadivan'i zokibe ROSSY teto amin tanana zay fotopisainanana lomorina zay ! tsssssshh ! mbola ho ela vao takatr'elaisany ny lanjan'ny hoe Malagasy Iray sy Nosy Tokana Teny iray e......!
efa nahavoaka phrase hoe tsalo masiso,izahay aloha tsalo fa tsy masiso e ,fier de l 'etretena sur ve toi fa resaka racisme zany tsalo masiso zany ?? sady ts za zany e! tsy phrase ko zany !
--vao manao resaka foko sy merina mainty ambany tanana sy merina fotsy ambony tanana eto kosa nareo de zavatra hafa mitsy no tena tetehinareo e ! haiko tsara ane fa hoe refa Ravalo de mihajahaja sy ambonimbony zahay e! fa rehefa ny sasany de mainty mahantra sns no ventesina e...fa manodiava anzay manambany ny fahantran'ny Malagasy sasany eto e! samy malagasy sy Afrikanina no eto ka na ho kikisana eo aza elah ry lery de mainty foana elah faza mifanambanimbany a! zay ko no tena niadivan'i zokibe ROSSY teto amin tanana zay fotopisainanana lomorina zay ! tsssssshh ! mbola ho ela vao takatr'elaisany ny lanjan'ny hoe Malagasy Iray sy Nosy Tokana Teny iray e......!
13. xxx
(
24/11/2009 10:39)
sensible be io kozy io ra wiwi an,raha vao misy merina miresaka hoe merina tonga dia lazaina hoe raciste,fa raha misy sakalava miresaka momba ny sakalava tsy blem fa nomal be,indrindra moa le resaka cotiers sy merina ,cotiers angaha moa ethnie,fanavakavahana merina io ,ary rossy ireny no tena mpanavakavaka ,
14. terrywui
(
24/11/2009 10:55)
navahan'i Ravalo tamin'izy Maire ROSSY fa tsy mpanavakavaka mitsy a! efa niady tamin fanavakavahana hatramzay i ROSSY fa tandremo kely ! mbol tsy teo akory Ravalo no efa nisy ny anti-apartheid navokan'i Rossy ! dadanareo no nitari-doza ny vahoaka Malagasy !..
16. xxx
(
24/11/2009 14:23)
ny merina fotsy reo koa aza no tena malany trondro manta ,otran'ny lamorue ,na fofomp......r ny fofonareo, fa aza ny cotiers no tsy ahaizana miaina
17. xxx
(
24/11/2009 14:28)
le fanontaniana mipetraka anie rehefa misaika ve dia mbola misy fofona ve, :-D :-D :-D
tsalo maimbo foury izany hakamoana
tsalo maimbo foury izany hakamoana
19. terrywui
(
24/11/2009 14:36)
ka tsy ny cotiers ihany anie le raciste ty no mainty fa isika rehetra mihitsy no Afrikanina e! zany oe na elah io aza rehefa tafaraka amin'ny tena fotsy toy ny vazah elah de maimbo elah aminy !! tadidio ny lohakely za !.....fa mbola averiko ihany fa sao ary hoa nareo milaza fa merina fotsy (za koa) io ka efa manisa kintana sy mieritrertr hoe vazah e !?? AFRIKANINA elah !! malagasy elah = Afrikanina ! ireto zanak'i DADA ireto de tena nahazo ny toetsaindrainy daholo kah !! werawera sy miseho milay daholo nefa refa tena eo alohan'ny vazah de mainty sy maimbo daholo ISIKA FA AFRIKANINA
ASA AVERINA IMPIRY ZAY VAO HO AZONIRETO TIM IRETO MAZAVA TSARA AO ANDOHANY AO ......
ASA AVERINA IMPIRY ZAY VAO HO AZONIRETO TIM IRETO MAZAVA TSARA AO ANDOHANY AO ......
20. xxx
(
24/11/2009 14:44)
wiwi maimbo helika ,tsy mety matin'ny deodorant :-D :-D :-D
lasa tsalo hono lery :-D :-D :-D
lasa tsalo hono lery :-D :-D :-D